TOERAN' VAOVAO

1. rijadolly ( 21/12/2011 17:59)
Noho ny hetahetan'ny Nilex sy ny fanomezana fahafaham-po azy dia ataotsika atsy amin'ny Lohahevitra "HOY NY GAZETY" ny vaovao manomboka androany, dia manatena an'ny Nilex hanome hevitra izany manomboka androany.
novalian'i rijadolly ny 22/12/2011 03:51
2. rijadolly ( 22/12/2011 03:51)
Sao dia gaga isika hoe bedin'ny mpiandraikitra angamba, fa nohony fijerena ny fanakianana sy ny fanomezana fafahampo an'izay mankafy ilay vaovao dia nandray fepetra ny tena noho izay antony izay ary indraindrindra ity ady hevitra iray ity

Nilex :

dinidinika sy fifanakalozan'kevitra nge no atao eto fa tsy hijery ny vaovaonareo e,tsy sehatra filazana vaovao eto fa aza fenoina ireny fotsiny ny page fa mandreraka be.Raha ny fijeriko azy ny olona miditra amin'itony sehatra itony dia olona liambaovao avokoa ka tsy maintsy efa fantany ireny fa aza mandany andro mandefa vaovao eto indray.Aleo ny ady hevitra no atao mafotaka dia milamina.


Rijadolly:

Misaotra an'se aloaha voalohany indrindra nampantsiahy fa dinika fifnkalozan-kevitra ny eto. Ny zavatra tsy azon'se an-tsaina anefa dia io vaovoa io mihitsy no anisan'iray amoahana hevitra sy ady hevitrta, izay tena loha hevitra tsy foronina tahaka ny an'sasany mba hanaratsiana ny tsy ondanany. Mahatsapa tokoa aho amin'izao fa miha vitsy ireo mpanakihana tsy manana antoka fa marina izay lazainy no mihembotra satria efa mivoaka sy mandeha eto daholo ny marina.
Raha eo amin'ilay hoe tsy hijery vaovao indray dia mazava be kosa ilay lohateny alefa mialoha e! VAOVAO, na JOURNAL. tsy voatery hijery izay tsy te-hijery, ka hoe tsy mahazo misokatra ny hevitra hafa raha tsy manokatra an'ilay vaovao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3322