JOURNAL DU 13 DEC 2011,....
1. rijadolly
(
13/12/2011 19:04)
JOURNAL DU 13 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-13-decembre-2011-5819297
novalian'i rijadolly ny 14/12/2011 15:59
2. rijadolly
(
13/12/2011 20:16)
VAOVAO 13 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-13-decembre-2011-5819725
3. rijadolly
(
13/12/2011 21:30)
Eo amin'ny asa fanaovana Gazety:
Nanambara androany ny radio iray ny maraina fa notsindrian'ny radio iray ny radio an'izy ireo, nambarany ihany koa fa misokatra tsy momba ny atsy sy ny aroa izy ireo, kamahatsiaro ho voatsindrona ny sasany ka manao izay tsindry izay. Tapaka mihitsy moa teo amin'ny 1/2 h teo io radio io noho ny antony izay sy ny fahatapahan'ny Jiro teny amin'faritra misy azy. Nilaza izy fa tsy hijanona hilaza ny marina na in hidona na in hitranga. Marihana fa mialohan'ny fanambarana androany izay nataon'ny Minisitry ny serasera izay tranga izay. ho hita eo ny tohiny izany rahampitso, fa hiezaka ny hiaino io radio io ny tena.(radio misy an'i Fidèle Razanapierre sy Lalatiana io radio io.)

4. rijadolly
(
14/12/2011 15:59)
Amin'ny ankapobehiny dia tsy matahotra ny fanenjehana azy ry Fidèle Razanampiera sy Lalatiana satria ara-dalana tsara ny Taratasy nanokafana ny Radio sy ny marina ambarany.