John Ferry

1. sitlo ( 02/12/2011 13:38)
Ndraindray aho mihomehy amin'ireto TGV ireto.

Ny jeneraly isankarazany sasatry ny mampitandrina sy mampitahotra amin'ny tele. Ny foza mampitahotra fa tsy nanasonia ny feuille de route hono ka afaka manao izay tiany. Ny fitsarana manizingizina fa hihatra ny lalàna sns.

Tonga avy any, kofa tsy maninon-tsy maninona. Tonga ny foza dia miorakoraka. Ny jeneraly milaza fa manara-maso akaiky fa sao mersenera. Ny fitsaràna milaza fa mifanohitra amin'ny feuille de route.

Rehefa lasa ilay olona vao:
"Selon Maître Hanitra Razafimanantsoa, John Ferry a été un camarade d’université de Tojo Ravalomanana. Selon elle, cet homme d’affaire représente un groupe de potentiels investisseurs à Madagascar."

hahaha
novalian'i galasm ny 04/12/2011 02:57
2. locl ( 02/12/2011 16:31)
Kou raha tsy foza angaha moa hanao izany e
3. galasm ( 04/12/2011 02:57)
i john kerry no tandrohan'i risara baomba ,efa bandy mifoka rongony mihitsy iny.Tsy avotra intsony,aza rangitina intsony izy fa fo plasitika mandeha pile ka mirefotra raha vao miakatra be ny tension ,izay angamba no antony nadrohana an'i john kerry rapide be toy iny sy ny fatahorana azy teny ivato
sitlo:

Ndraindray aho mihomehy amin'ireto TGV ireto.

Ny jeneraly isankarazany sasatry ny mampitandrina sy mampitahotra amin'ny tele. Ny foza mampitahotra fa tsy nanasonia ny feuille de route hono ka afaka manao izay tiany. Ny fitsarana manizingizina fa hihatra ny lalàna sns.

Tonga avy any, kofa tsy maninon-tsy maninona. Tonga ny foza dia miorakoraka. Ny jeneraly milaza fa manara-maso akaiky fa sao mersenera. Ny fitsaràna milaza fa mifanohitra amin'ny feuille de route.

Rehefa lasa ilay olona vao:
"Selon Maître Hanitra Razafimanantsoa, John Ferry a été un camarade d’université de Tojo Ravalomanana. Selon elle, cet homme d’affaire représente un groupe de potentiels investisseurs à Madagascar."

hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2406