mba teneno kou i dada mba hanao fetsifetsy eeeee
1. andrywui
(
28/11/2011 22:08)
Ho anareo mpiondana ato amn serasera ato maninnn raha mba itadiavanareo clé koa i dada mba ho tafody otran'ny olona tsy raorao eee !! firy nareo no miwawawawawawouwouwouwouw vao maraina parivan'ny andro ato nefa samy solution fa ny zesta aza ny an'ny sasany no betsaka ato !! zao nohon'ny fahaizan'ny arema sy ny politika nentiny nandresena lahatra ny fanjkana de tafiditra i dada !! fahaizana politika daholo izany !! ary marina mihitsy io tenin'i kooool ao ambany io hoe manipulateur i deba mba manaova kou ampodio i dadanareo !!! ampodio amin'ny fahaizana politika sy hafetsena fa tsy amn lohabe otran'ny fanao reny akory !!! efa mba bebe ihany zay volan'i dada laninareo mpiondana zay ka mba itadiavo lalana izy eeee
2. andrywui
(
28/11/2011 22:10)
* - mba ho tafody tsisy raorao
*-..samy tsisy solution ..
3. locl
(
29/11/2011 07:15)
KA TAITAITRA ANAO FA HO AVY IZY IO.
Fa mba teneno ihany aloha le bomba bonitika anareo iny fa mahamenatra ny ataony.
MARARY FO INDRAY FA MANOMBOKA MODY NY ZANAK'I DADA AN
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.0954