Namoaka fanambarana manoloana ny fanapahan-kevitra nanemorana ny fanolorana ny anaran'ireo minisitra ny Hery Politika Mitambatra izay tarihan'ny profesora Ralison Roger.
Mitaky ny tokony hanohizana ny fifampidinihana eo amin'ny mpanao politika nanao sonia ny sori-dalana i Fetison Rakoto Andrianirina.
Naharay taratasy avy any amin'ny mpanolo-tsain'ny masoivohon'i Afrikana tatsimo ny ankolafy Ravalomanana izay manery azy ireo hametraka ny governemanta androany.