FIHAONANA 10/12/2011

1. naritsimba ( 17/11/2011 08:16)
Miarahaba antsika namana rehetra eto e!
Misy hevitra nandeha t@ namana izay tafahaona, ary maro no nangataka ny hisian'ny fihaonana.
Ity misy soso-kevitra fa miankina amintsika ny fahatanterahany.
Amin'ny Sabotsy 10 desambra 2011 dia misy ny soso-kevitra ny hiarahana hamboly hazo eny Andranovelona, io anefa dia miankina amin'ny isantsika izay afaka sy vonona ny andeha.
Koa iangaviana hiantso an'i Glou: 032 04 168 86 izay ho afaka @ io fotoana io, satria tsy maintsy misy ny fanomanana mialoha.
Misaotra eeee
novalian'i notron ny 25/01/2012 04:51
2. glou ( 17/11/2011 08:25)

naritsimba:

Miarahaba antsika namana rehetra eto e!
Misy hevitra nandeha t@ namana izay tafahaona, ary maro no nangataka ny hisian'ny fihaonana.
Ity misy soso-kevitra fa miankina amintsika ny fahatanterahany.
Amin'ny Sabotsy 10 desambra 2011 dia misy ny soso-kevitra ny hiarahana hamboly hazo eny Andranovelona, io anefa dia miankina amin'ny isantsika izay afaka sy vonona ny andeha.
Koa iangaviana hiantso an'i Glou: 032 04 168 86 izay ho afaka @ io fotoana io, satria tsy maintsy misy ny fanomanana mialoha.
Misaotra eeee

tsy miantso ahy kah fa mamaly eto we andeha de ho hita eo ny effectif fa manahirana be tsinona le maka fiara befa tsy feno akory , ka miankina @ isan ny olona handeha eto no angalana ny fiara
3. fara ( 17/11/2011 09:14)

glou:

Maniry ny hande fa tsy mamboly hazo nefa satria sady mavesatra no mitaiza kely.
REfa tsy fambolenkazo d ilazao iany e
4. Tefigasy ( 17/11/2011 09:47)
za andeha
5. naritsimba ( 17/11/2011 11:34)
fara>> afaka mande na dia mitaiza aza e!
6. naritsimba ( 17/11/2011 11:34)
fara>> afaka mande na dia mitaiza aza e!
7. fara ( 24/11/2011 08:25)
Ok e!hita eo ndray ny- @ iny
naritsimba:

fara>> afaka mande na dia mitaiza aza e!
8. didi10 ( 25/11/2011 16:53)
mirary fahafinaretana ho an'izay andeha fa izaho raha vao sabotsy dia tsy afaka fa hainareo ihany e! didy faha4.
Mazotoa daholo
9. fara ( 02/12/2011 08:42)
Mirary fahafinaretana denohoanareo e!
10. notron ( 25/01/2012 04:51)
Mbola tsy tara angamba raha miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao ny tenako e!

Mbola be ny hi sisa e!

Ny tenanay aloha rehefa misy tahaka itony dia mety tsy haheno ihany satria tsy dia afaka mikonekt matetika e!
Nefa ange oahtran'ny misy num ihany any aminareo e! Saingy @ ilay tambazotra tsy miady @ nenay mihintsy ka mampalaina be ny miantso azy e!
naritsimba zao no mba mitovitovy @ nenay dia mba afaka miresadresaka kely sady lery bandy be credit be ka mahazo migalabona tsara! hahaha!
naritsimba : tsy poins lesy le izy nefa mino aho fa vita soa aman-tsara izay neverina a! Tsy ampy isa mantsy ilay olona sady tsy avec mbala de blem, zany hoa tsy pro e!

Izay ary fa manaraka manao misimisy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4528