bozycaline a misy atsipy kely ty ho an'i toi

1. andrywui ( 27/10/2011 18:53)
tandremo ihany ry kala fa bebe iany zay efa nalevindry lerony zay refa ts mifanaraka amin babakondohandry zalah a ato anie efa tonga amle oe ze ataoko ro mety e ka ny tsara de ny mandefitra iany ry kala fa baroa no mitondra ao ananona ao ka sao goagoaka fahatany ao na ,matimaty IP ao i kala a ,afaka manampy ani kala ah rah ohatra ka mbol mitohy ny lohana maina ao e zavatr efa lasan'ny rano daholo ny advandry ao ry kala fa mailo iany ok e
2. m.i.s.a ( 28/10/2011 08:35)

andrywui:

bandy mivika
3. trondrogasy ( 02/11/2011 21:07)
hihihi nahazo ny sahaza azy izay ianao ry andrywui
4. andrywui ( 08/11/2011 20:32)
elah anie ry misa efra kobo fa anisan'ny mpanotsana an'i bozycaline ao amn karajia ao ee mpisolelalka ny admin ao de ny namana apoka daolo ,,, mba mijoroa less de manàna& hazondamosina a mivika iabanao
5. BozyCaline ( 14/11/2011 09:25)
andrywui:

elah anie ry misa efra kobo fa anisan'ny mpanotsana an'i bozycaline ao amn karajia ao ee mpisolelalka ny admin ao de ny namana apoka daolo ,,, mba mijoroa less de manàna& hazondamosina a mivika iabanao

ho an'i andrywui

Misaotra anao ranama milaza ny zava misy ao @ ilay karajia e sy manoro hevitra. Fa mampalhelo fomba fisainana ao e!

Efa tonga ao ka resaka salon enao tsy maintsy midokadoka fa tsy mahazo manome ny heviny sy manakihina ny tsy mety.

F[size=15]a dia ao moa toerana natao ho anireo irery ka matsiaro tena manirery ka tonga ao @ sera tady dokadoka sy fitia ary haka hery raha tsy izany very indrindra ireo OP janona ao 24H sur 24H ( efa atao WHOIS izay tsy tantin'ilay OP ao fa matsiaro tena very)
[/size]
:
) :) :) :)
6. mirananirina ( 16/11/2011 09:33)

BozyCaline:

Bozycaline.tsy hoe miaro ny ao @ karajia aho fa raha natao ho an ireo irery ka mahatsiaro tena manirery araka ny teninao ny olona ao..dia inona moa no antony idiranao ao?sa manirery koa enao?betsaka ihany izay olona niresaka taminao tao izay angamba o!sa refa miditra ao enao de mijeri2 fotsiny?
7. andrywui ( 17/11/2011 08:59)
elaela mirana kely !! teto foana angah enao ?? - ka misy partie hafahafa ao ry mirana fa tsy kobonao a,, aza mieno ze resak'i misa io koa fa bandy mpanamaina fotsiny sady entin'ny rano , ze i misa ve no arahanteny eto ?? fa tena misy io admin hafahafa mampitsitokotoko ny ankizy ao io ry mirana a i bozycaline alou no mitaraina zao fa raha anotaniana daolo ao de be no hikaikaika hitomany eto ,,, mila jerena tsara zany ze leader ship ao fa amzany anarany zany de tokony tsy homba olona na antokon'olona izy fa mampitovy ny rehetra ,, refa tsy zay de botéo any ry hery aa mandoto rano
8. bozycaline ( 18/11/2011 21:42)

mandinika ny soratra ao @ karajia aho manoratra ny zavatra hitako ao dia izay ry MIrana an ,
[size=15]izany no hitako soratra sy resaka ho anireo matsiaro tena irery, vakio ny soratra ao manontany vaovao ina dia valiny? matetika dia hoe " izao irery izao mitady namana eto "
faly efa hanoratana tenimpitia sy teny mamy ireo sipa manirery eo @ salon; izany no zava misy

[/size]
[size=15]Tonga ao karajia aho ry Mirana jery ny zavamisy ao sy miteny ny hevitro , tsy hitako no tokony hakarary anao anizany ry mirana. Ohatra rehetra manoratra sy mamaky soratra ao

[/size]
ao OP ao tampohiny nomena fahefana efa tsy manaraka ny heviny sy tsy manao izay tiny surtout ny bandy dia voadaka
9. andrywui ( 19/05/2012 11:39)
bozycaline a , faharoa koa dia ity , tandremo fa sipa naman'ireo admin ao koa io m.i.s.a io azoko alefa email amindry any ny tena anarany ato sy ny momba azy fa sao ndry dia sodoka aminio oe namana aminle anarany tena anarany fa sipa io sipa mahafatifaty zay , eto foana izy ndraindray , mipetraka any ho any , tsy paris a , fa mandeha rer ozy ra akamako zay hohohohohohhhh papala a aoka ozizy e miandry anao ny firenena rahalahy mba hiresaka eto amin'ny forum politika eto fa mila namana eto
10. BozyCaline ( 22/05/2012 05:53)

[size=15]Faly miarahaba anao indray andrywi, Misaotra anao manome vaovao. Fa ny ahy indray raha hoe ilay MISA namana'ny admin OP tsy maninona e! Ny mombamomba azy indray azy izany vie privée-ny tsy misy hidirako rise an ! tsy fombako ilay hoe hitady mombamomba ny olona, fa kosa ireo olona mpanalabaraka sy mi-atteinte à ma vie privée izay aho dia mitady. Ary i Hery mahay tsara izany tantara izany fa Hery moa anisan'ireo mpiaro ny mpanaratsy sy ny mpanalabaraka eto ka tsy norarahiny izany ary ainy tsara ny tohiny ny tantara.[/size]

[size=15]Bozy efa mpiresaka aminy sy fanaratsaina aminy resahiny foana na hoe naman'ireo tsy tia azy aza, ohatra ireo OP. Marina aloha fa ao Karajia sera efa olona iray no miady sy tsy tia anao iny rongatra daolo ny troupen'ilay tsy tia anao manao tamba be ohatra mpiady antsena ao almin'ny salon!![/size]

[size=15]Bozy indray mijoro hatrany amin'ny maha izy azy !
[/size]

:) :) :) :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2605