mbola vao mandat d'arret io e mbola calme ny tanana ...

1. andrywui ( 21/09/2011 08:41)
noho izany de aza mbola malaky mipapapapa alou


miandry ny fodian'ny dada (ankery ,na ankalalahana) isika zao


miandry ny valin'ny tribunal


....mijinja ny vokany (tsara ,ratsy )
novalian'i Theophile ny 04/10/2011 20:03
2. hery ( 21/09/2011 08:45)
Hay ve mandat d'arret tsisy valeur-ny e.

Raha aty mantsy no misy mandat d'arret izany tonga dia samborina ilay olona... fa mbola resa-be fotsiny izany kay ny an'ny HAT.
3. andrywui ( 21/09/2011 08:46)
hande ny miaramila ry hery faza maika a innnn ary ty mipapapapa be ty !!!??? mbola tsy voasambotra alou izy zao
4. hery ( 21/09/2011 08:51)
Dia rahoviana e? Sa nentina hanakorontanana saimbahoaka fotsiny no namoahana an'ilay mandat d'arret iny?

Ataovy malaky raha mahavita dia samy miala fa toa be wawawa nefa tsy manao akory.

Oviana koa teto an-tany no nisy miaramila nandeha nisambotra olona any amin'ny firenen-kafa? Sa ny HAT ihany no mahavita an'izany lolll. Marina fa betsaka no mora fahanan-dalitra ny Gasy fa na izany aza tsy ny Gasy rehetra.

5. locl ( 21/09/2011 09:46)
Tena izay vao misy le hoe hiteraka Ambatobevohoka, na koa hoe haniry nify ny akoho.Aza mba vendrana hoatry ny HAT ihany, maty aho taranako.
6. andrywui ( 21/09/2011 09:48)
hiara ahita isika de averiko eto ireo teninareo roalahy ireo !!


miandry isika tsy ho ela !!!!
7. locl ( 21/09/2011 09:52)
hihihih, arréter le train TGV car il déraille..............tena mitapy ra zoky e
8. Vony501 ( 21/09/2011 13:21)
Point de vue : Un peu de sérieux svp !!!

Madagascar sortira-t-elle un jour de cette crise ? A l’allure où vont les choses, le doute est permis. Certes, la feuille de route a été signée et la reconnaissance internationale est en de très bonne voie, à entendre certaines déclarations… des tenants du pouvoir.
Mais nous sommes encore loin de la coupe aux lèvres. Jugez-en plutôt. Dès lundi, à la surprise générale, la ministre de la Justice annonce que Marc Ravalomanana, l’ancien Président, est encore sous le coup de plusieurs condamnations et sera arrété à sa descente d’avion à Ivato. Et d’un. Et de deux, un Notam a été lancé à son encontre. Et de trois, qu’une délégation officielle composée de militaires et d’huissiers de justice fera le déplacement à Johannesburg pour récupérer l’ancien Président.
Un peu de sérieux svp. La feuille de route vient d’étre signée. Elle l’a été sous la férule d’une haute personnalité sud-africaine, laquelle a recommandé aux signataires de réfréner leur orgueil et de penser enfin à mettre fin à la crise. Celle-ci, qu’on le veuille ou non, ne se concrétisera qu’après le retour de « Dada » dans son pays. Sous certaines conditions, mais libre. Ce sont ces conditions qui devraient étre confiées à l’appréciation des tenants du pouvoir actuel. Jacob Zuma l’a dit : il ne livrera pas Marc Ravalomanana à la HAT. Jamais, le consulat sud-africain à Antananarivo ne délivrera les visas qui autoriseront les membres de la délégation malgache à se rendre en Afrique du Sud. Et la HAT le sait. Pourquoi donc insister ?
Pour beaucoup, la HAT veut plonger dans la brèche laissée ouverte par la SADC qui a laissé entendre que l’institution panafricaine ne s’ingère pas dans les affaires judiciaires d’un pays souverain. Mais le régime de facto s’y prend mal et ne sait pas trop comment procéder. Il délivre un Notam alors qu’il serait plus facile de « cueillir » Marc Ravalomanana à Ivato. Il annonce se rendre à Johannesburg alors qu’il sait pertinemment qu’aucun traité d’extradition ne lie les deux pays et que les militaires malgaches seront « désarmés » à leur arrivée dans la capitale sud-africaine. A moins de se livrer à un kidnapping, il leur sera difficile de mettre la main sur l’ancien Président.
Toutes ces gesticulations, pour les observateurs, ne sont que de la poudre aux yeux qui ne font pas honneur aux dirigeants malgaches. La reconnaissance internationale ne s’obtiendra que dans le strict respect de la feuille de route et de la volonté des malgaches de sortir une fois pour toute de la crise. Manifestement, nous nous trompons de voie. Pour ne pas dérailler, mettons-y un peu de sérieux.
9. mirananirina ( 22/09/2011 07:17)
Theophile:


mba jereo ito

http://collectif-gtt.org/content/21092011-100-miliara-ariary-isam-bolana-raha-kely-indrindra-ny-sandanny-halatra-ataonny-fate

100 Miliara Ariary isam-bolana raha kely indrindra ny sandan'ny halatra ataon'ny FATE

Fanodikodinana volam-bahoaka, fanambarana diso atao eny amin'ny Fadin-tseranana, fanadiovana vola maloto, fanondranana Andramena sy ny maro hafa tsy voatanisa. Ireo no votoatin'ny fangoronan-karena nataon'ny FATE tao anatin'ny 30 volana nipetrahany teo amin'ny fitondrana. Ny ampamoaka nataon'ny Pr. Zafy Albert tao anatin'ny valan-dresaka an-kalamanjana no nahafanatarana ireo rehetra ireo. Nambaran'ity Filoham-pirenena teo aloha ity mantsy fa ilaina ny mifampizara vaovao sy ny mifanazava taorian'ny fitoriana an'i TGV izay napetrany teny amin'ny fampanoavana.

Nitondran'ny Pr. Zafy fanazavana ny mahakasika ireo vondron'olona manohana ny FATE ka tamin'izany no namoahany ireo mpandraharaha tera-tany sy vahiny izay miray tsikombakomba amin'ny FATE amin'ny fanodikodinana volam-bahoaka ka rehefa mahazo tolo-bidy izy ireo dia ifampizarana ny vola azo tokony hanaovana ny tetikasa. Ankoatra izay dia misy ihany koa ireo mpandraharaha karana izay mamatsy vola ny asa ratin'ny mpanongam-panjakana. Fa ny tena zava-doza dia misy ny tambazotra mampiditra am-ponja ireo rehetra manakantsakana izany asa ratsy izany ka ny minisitry ny fitsarana FATE no mitarika izany. Nokianin'ny Pr. Zafy marindrano moa ny fanamabaran'i Chrisitine Razanamahasoa handefa "commandos" hisambotra ny Filoha RAVALOMANANA any Afrika Atsimo na hampiditra am-ponja azy rehefa tafaverina an-tanindrazana izy. "Izy no tsy maintsy haiditra am-ponja rehefa miziriziry satria misy porofo avokoa ny zavatra nataony teto amin'ny Firenena" hoy ihany Zafy Albert.

Vola be tsy hita pesipesenina

Vokatr'ireo asa ratsy ataon'ny FATE ireo dia efa manana ny fomba fitehirizana vola izy ireo araky ny nambaran'ny Pr. Zafy ihany. Raha fehezina kosa anefa ireo dia aman'arivo tapitrisa ny sandan'ny vola nahoroan'ny mpanongam-panjakana sy ny ekipany ka nahatonga azy ireo mpanefoefo tampoka nandritran'ny fotoana nibodoany toerana. Izay, arakin'ny fanazavana ihany, no nahasahian'i TGV nilaza fa manam-bola be isika ka afaka miatrika izay fanamby rehetra tsy maintsy lalovana. Tarehimarika vitsivitsy no nentin'ny Pr. Zafy nanampy ny fanazavany : 1.835.000.000 Ariary, 100 Miliara Ariary isam-bolana, 80 MIliara Ariary, 1.650 Tapitrisa Ariary, 10 Miliara Ariary ary ny tena goavana dia ny momba ny andramena izay mitetina 548 MIliara sy 664 Tapitrisa Ariary. Ity tarehimarika farany ity dia nambaran'ny Pr. Zafy fa tsy mbola ny antsasan'ny fanondranana nataon'i TGV sy ny ekipany akory.
10. kidoropamba ( 28/09/2011 12:55)
Ny Collectif GTT aloha dia ekipan'ny very seza e. Rariny loatra raha izao ny ataony satria tena tsara ilay seza ato a. Efa nozarindra8 nangalatra ireo ka raha very seza dia tsy nahay miasa intsony ka variana manao meeting erak'izao tontolo izao satria tsy mahay miasa intsony.

Mi-chôm izany no ady eo sahala amin-dry zareo ao @ Magro, efa telo taona katroka izay dia mbola tsy mitady asa ihany fa variana vokisana kabary avy antelefaonina avy any afrika atsimo. Ra8 amin'izay dia variana mandany vola nagalariny amin'ny vakansa etsy sy aroa ary amin'ny filalaovana Golf...Ny akoho vavy sy lahy ao @ Magro mihakahaka foana isan'andro fa tsy misy atody mihitsy.

Ry GTT dia io izy io: mpangaromboudy ao andafy ao, manararaotra RMI sy asedika ao.

Io kabarin'ny ZAFY io dia kabarin'ny voky mofo. Tokony azainy eto ny sandan'ny vola 60.000.000.euros nangalarindra8 nividianan'ny raopilanina. Ny hafa talohan'izany moa dia manginy fotsiny.

------
Sonia:
Kidoropamba de Montchretien
CT (Tsimbazaza)
11. hery ( 28/09/2011 15:41)
Rehefa miteny dia lazaina fa very seza :-)

Raha very seza ireo dia efa tsy nihinan-kanina satria tsy nisy seza nivelomana nandritra izay 3 taonan'ny fanjakana tsy ara-dalàna izay.

Samy manana ny asany sy ny fameloman-tenany ireo. Ary izay no ahasahiany miteny. Fa na tsy hahazo seza mandrakizay aza dia velona foana ary tsy mitamby amin'ny fitondrana.

12. Theophile ( 03/10/2011 07:45)

kidoropamba:

Ny Collectif GTT aloha dia ekipan'ny very seza e. Rariny loatra raha izao ny ataony satria tena tsara ilay seza ato a. Efa nozarindra8 nangalatra ireo ka raha very seza dia tsy nahay miasa intsony ka variana manao meeting erak'izao tontolo izao satria tsy mahay miasa intsony.

Mi-chôm izany no ady eo sahala amin-dry zareo ao @ Magro, efa telo taona katroka izay dia mbola tsy mitady asa ihany fa variana vokisana kabary avy antelefaonina avy any afrika atsimo. Ra8 amin'izay dia variana mandany vola nagalariny amin'ny vakansa etsy sy aroa ary amin'ny filalaovana Golf...Ny akoho vavy sy lahy ao @ Magro mihakahaka foana isan'andro fa tsy misy atody mihitsy.

Ry GTT dia io izy io: mpangaromboudy ao andafy ao, manararaotra RMI sy asedika ao.

Io kabarin'ny ZAFY io dia kabarin'ny voky mofo. Tokony azainy eto ny sandan'ny vola 60.000.000.euros nangalarindra8 nividianan'ny raopilanina. Ny hafa talohan'izany moa dia manginy fotsiny.

------
Sonia:
Kidoropamba de Montchretien
CT (Tsimbazaza)

----------------------
inona ary no alahelon'ireto pro-TGV ireto raha manao manifestation ny hafa. Na ijanona eo @ Magro isan'andro ary mandritra ny folo taona ary ireo olona ireo dia maninona. Nangalatra ny taninareo nga izy sa nangalatra ny varinareo? Hafa ny anareo hoe vao manao manifestation dia efa may ny trano atsy, vao manao manifestation ianareo dia vaky sy voarobo ny magazay etsy. Ary nga moa tsy ilay hoe FAMPANJAKANA NY TENA DEMOKRASIA no tanjon'ny TGV? Aiza anefa izany izao: Kianjan'ny Demokrasia notokananareo aza lasa tsy azo anaovana manifestation politika.

Misy olona malahelo indray fa tsy mahazo aides sociales!!! Volanareo pro-TGV nga no andoavana RIM na aides sociales? Ndana manao demandes raha malahelo!!! Matoa mahazo aides sociales ny olona dia ara-dalana izany ny momba azy.

Rehefa vendrana dia milazà: aiza no hoe nangalatra vola i Ravalo nividianany avion nefa misoratra @ iza moa io avion io? @ anaran'i Ravalo ve sa @ anaran'ny fanjakana Malagasy. Izany ve dia lazaina fa nangalatra.

Inona ary no atahoran'ireto pro-TGV ireto raha miverina aty Madagasikara i Ravalo? Raha diso ny nataony avelao izy hiditra fa efa mitono-tena izy izany. Izany no atao hoe manamora ny asan'ny mpisambotra. Ny anareo pro-TGV dia hafa, efa vonona ilay olona lazainareo fa meloka kanefa ianareo indray no manakana azy tsy hiditra. Tsy logique!!!!

Lay hoe handefa commandos hisambotra azy any Afrika Atsimo dia resaky ny olona vendrana satria tsy ho mety na oviana na oviana izany. Ny police frantsay dia tsy mahazo misambotra olona any @ tany hafa mambran'ny UE, ohatra io. Tsy maintsy ny polisy ao @ ilay firenena ihany no misambotra olona ao @ io firenena io, rehefa tsy izay dia kidnapping no anarany. Jeneraly miseho azy ho mahay lalana ve no tsy mahay an'izany!! Mahagaga e!!

@ lay resaka nataon'i Zafy anie dia fitoriana! Ka adidin'ny fitsarana no mikarakara azy. Ho hitantsika eo raha tena fitsarana tsy mitongilana marina io fitsarana atao fitaovana politika io!
13. Theophile ( 03/10/2011 14:08)

kidoropamba:

Ny Collectif GTT aloha dia ekipan'ny very seza e. Rariny loatra raha izao ny ataony satria tena tsara ilay seza ato a. Efa nozarindra8 nangalatra ireo ka raha very seza dia tsy nahay miasa intsony ka variana manao meeting erak'izao tontolo izao satria tsy mahay miasa intsony.

Mi-chôm izany no ady eo....

Ry GTT dia io izy io: mpangaromboudy ao andafy ao, manararaotra RMI sy asedika ao.
...

------
Sonia:
Kidoropamba de Montchretien
CT (Tsimbazaza)

------------------

Asiako resaka kely ny momban'ny fanaratsiana ny GTT, izay lazaina fa:

- "Efa nozarindra8 nangalatra ireo ka raha very seza dia tsy nahay miasa intsony ka variana manao meeting erak'izao tontolo izao satria tsy mahay miasa intsony." averiko indray fa ianareo pro-TGV ireo no be vava t@ janv 2009 ka nilaza fa HAMPANJAKA NY TENA DEMOKRASIA no tanjonareo, ary tsy hisy intsony izany hoe radio sy tele hakatona izany, ny rehetra dia mahazo maneho ny heviny na mifanohitra @ hevitry ny mpitondra aza, rehefa ianareo pro-TGV no eo @ fitondrana dia tsy hisy intsony izany olona sambotsamborina nohon'ny hevitra politika izany. Ary ny kianjan'Ambohijatovo dia notokananareo ary novaina anarana ka natao hoe KIANJAN'NY DEMOKRASIA, ary eo hoy ianareo no ataon'ny rehetra ho toerana fanehoan-kevitra. Aiza daholo izao izany resak'etotra nolazainareo izany @ zao fotoana izao. Mifanohitra t@ zavatra nolazainareo t@ 2009 no ataonareo nony azonareo ny fitondrana. Inona moa no mankarary ny an-dohanareo raha maneho ny heviny ny olona satria efa nodoranareo ny radio sy tele tsy mitovy hevitra aminareo. Zay zany lay hoe DEMOKRASIA aminareo, izay miteny dia hanamboarana tantara ka dia samborina. Raha manao manifestation politika ny olona dia lazaina fa tsy manan-katao. Anareo irery angaha ity Madagasikara ity ka izay tianareo ihany no atao. Andevonareo daholo izany izahay Malagasy fa nareo eo @ fitondrana ihany no tokony hitavana ny soa? Raha misy ny atao hoe mpangalatra dia ianareo pro-TGV, firy moa ireo orinasa may t@ nareo nanao manifestation, ary firy koa ny orinasa nikatona hatr@ zay nitondranareo teo?

- "Ry GTT dia io izy io: mpangaromboudy ao andafy ao, manararaotra RMI sy asedika ao" ianareo pro-TGV nga no efa tratran'ny mpangaro..... tao? tsy ohatran'ny aty Madagasikara akory ny any France ka rehefa manana taratasy ara-dalana sy manaraka ny fepetra takian'ny lalana dia mahazo mangataka RMI na aides sociales ny olona. Tsy hitako ny mamparary ny sain'ireto pro-TGV ireto raha misy GTT mahazo RMI. Voalohany volan'ny fanjakana frantsay no alainy, ary zony izany. Faharoa raha mahavita ianareo pro-TGV dia manomezà koa RMI na aides sociales ny Malagasy aty Madagasikara fa betsaka izao ny mahantra. Aza be resaka, sy be zesta fotsiny, vitan'ny fanjakana frantsay ve tsy ho vitanareo, ianareo pro-TGV efa be zesta ihany fa mafy be ary mahavita tena.

- "CT (Tsimbazaza)" dia inona moa no vitan'io hatr@ zay nisiany izay? Nampana-karena ny Malagasy ve io CT io sa zay mambra ao ihany no matavy?
14. andrywui ( 04/10/2011 14:46)
mirana __) resaka fanaratsiana ranofotsiny tsy de ilaina loatra zany amzao tompokovavy fa ny zavamisy no atreo de ity dada ataon'ny oul sakoroka ty
15. Theophile ( 04/10/2011 20:03)

andrywui:

mirana __) resaka fanaratsiana ranofotsiny tsy de ilaina loatra zany amzao tompokovavy fa ny zavamisy no atreo de ity dada ataon'ny oul sakoroka ty


-------------------------------
maika ery miteny hoe tsy fanaratsiana olona no atao zao nefa iza no tena mpanaratsy olona eto raha tsy ianareo pro-TGV. Foronina daholo ity lainga rehetra ity entina anaratsiana olona na vondron'olona. Raha diso ny nolazain'i Zafy Albert (voalaza ao amin'ny site GTT io) dia afaka mitory azy ny FAT, sady efa nametraka fitoriana eny amin'ny fitsarana anie i Zafy Albert e! Fitoriana izay milaza fa mangalatra ny harem-pirenena Malagasy ny pro-TGV

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.227