Inona kay ny verset tinao indrindra ao amin'ny Baiboly ?
1. miarana
(
06/09/2011 17:07)
Inona kay ny "verset" tinao indrindra ao amin'ny Baiboly ?
novalian'i rijadolly ny 09/09/2011 03:35
2. miarana
(
06/09/2011 17:32)
« Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory » (Hebreo 13:5)
3. rijadolly
(
07/09/2011 03:03)
JAONA 3: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Ahoana izany mino AZY izany?
Ahoana izany mino AZY izany?
4. lals
(
07/09/2011 08:06)
"Jesosy no LALANA sy FAHAMARINANA ary FIAINANA. Tsy misy olona mankany mankany @ RAY afa-tsy @ ALALAKO"
5. RBNIR
(
07/09/2011 09:22)
:-) ny mahafaly ahy indrindra dia ny mahita ankizy na tanora kely dia manolotena ho an'Andriamanitra,
Nanenenako tokoa ny tsy nahafantatra an'i Jesosy fony fahazaza,
Koa dia mampahery namana miarana, tohizo hatramin'ny farany ny dianao mikatsaka ny fiainana mandrak'izay, Sambatra ianao fa aza miova na mihemotra mihitsy. Tena tian'i Jesosy ianao
Ho tahin'ny Tompo anie isika rehetra

6. zokieva
(
07/09/2011 12:21)
Ny zavatra rehetra miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra (Rom.8:28)
7. niryna
(
07/09/2011 14:26)
RBNIR:aza asiana izay vita e,mbola tsy tonga ny fotoanany fa rehefa miantso Atra dia mbola zavatra maro noho ny tamin'ny fahazazanao aza no hafafinao.Izaho izao tsy mba nianatra sekoly alahady izany fahiny saingy tia miangona fotsiny aho dia izay.hi,hi.
:-) ny mahafaly ahy indrindra dia ny mahita ankizy na tanora kely dia manolotena ho an'Andriamanitra,
Nanenenako tokoa ny tsy nahafantatra an'i Jesosy fony fahazaza,
Koa dia mampahery namana miarana, tohizo hatramin'ny farany ny dianao mikatsaka ny fiainana mandrak'izay, Sambatra ianao fa aza miova na mihemotra mihitsy. Tena tian'i Jesosy ianao
Ho tahin'ny Tompo anie isika rehetra
8. ari.malala
(
08/09/2011 06:18)
"Tu as du prix à mes yeux, tu comptes beaucoup pour moi et je t'aime"(Is 43,4a)
9. miarana
(
08/09/2011 09:54)
ari.malala:
"Tu as du prix à mes yeux, tu comptes beaucoup pour moi et je t'aime"(Is 43,4a)
Mbola hafa Dada refa mitory fitiavana e !
10. miarana
(
08/09/2011 09:59)
RBNIR:
:-) ny mahafaly ahy indrindra dia ny mahita ankizy na tanora kely dia manolotena ho an'Andriamanitra,
Nanenenako tokoa ny tsy nahafantatra an'i Jesosy fony fahazaza,
Koa dia mampahery namana miarana, tohizo hatramin'ny farany ny dianao mikatsaka ny fiainana mandrak'izay, Sambatra ianao fa aza miova na mihemotra mihitsy. Tena tian'i Jesosy ianao
Ho tahin'ny Tompo anie isika rehetra
Misaotra anao, ary Jesosy anie hitahy anao foana !
Naninona tokoa ary raha vao teraka de efa Kristiana... hihih
Hendry Andriamanitra
11. miarana
(
08/09/2011 10:01)
rijadolly:
JAONA 3: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Ahoana izany mino AZY izany?
« Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. » (Hebreo 11:1)
12. niryna
(
08/09/2011 16:51)
RBNIR:[quote=niryna]
:-) ny mahafaly ahy indrindra dia ny mahita ankizy na tanora kely dia manolotena ho an'Andriamanitra,
Nanenenako tokoa ny tsy nahafantatra an'i Jesosy fony fahazaza,
Koa dia mampahery namana miarana, tohizo hatramin'ny farany ny dianao mikatsaka ny fiainana mandrak'izay, Sambatra ianao fa aza miova na mihemotra mihitsy. Tena tian'i Jesosy ianao
Ho tahin'ny Tompo anie isika rehetra
aza asiana nenina izay vita e,izay no tiako ho tenenina fa dia tsy feno ilay teny ooops
Ny ahy indray dia misy maromaro ihany fa ity aloha no omeko
Ohabolana 3:5-8 Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,fa aza miankina amin'ny fahalalanao;Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, fa Izy handamina ny lalanao.Aza manao anao ho hendry;Matahora an'i Jehovah ,ka mifadia ny ratsy ,dia ho famelombelomana ny nofonao izany sy ho fanamandoana ny taolanao.
13. rijadolly
(
09/09/2011 03:21)
JAONA 3: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Rijadolly:
Ahoana izany mino AZY izany?
Ohabolana 3:5-8 Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,fa aza miankina amin'ny fahalalanao;Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, fa Izy handamina ny lalanao.Aza manao anao ho hendry;Matahora an'i Jehovah ,ka mifadia ny ratsy ,dia ho famelombelomana ny nofonao izany sy ho fanamandoana ny taolanao.
« Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. »(Hebreo 11:1)
14. rijadolly
(
09/09/2011 03:35)
ari.malala:
"Tu as du prix à mes yeux, tu comptes beaucoup pour moi et je t'aime"(Is 43,4a)
Ari ! :-)
ISAIA 43 : 4 Satria malala eo imasoko ianao,
eny, be voninahitra ianao sady tiako,
dia olona no omeko ho solonao,
ary firenena ho solon'ny ainao.
Nikaroka izay misy ny anarako aho fa eeee! tsy nisy!