Tondro zotran'i Dr Simao : Ny filha ny Troika mila

1. diloo ( 02/09/2011 01:10)

MADAGASCAR/SOUTH AFRICA
Jacob Zuma still driving a hard bargain with TGV
The President of South Africa Jacob Zuma still doesn’t want his country to sign the roadmap to exit the Madagascar crisis concocted by the team of the mediator, Joaquim Chissano acting in the name of the Southern African Development Community (SADC). As it happens, the international community and the Malagasy sides have still not officially approved this roadmap for several weeks. Jacob Zuma considered from the outset that the President of the Transition, Andry Rajoelina known as TGV, had taken power in 2009 by force and doesn’t want to go back on this view. He therefore insists that the ousted President Marc Ravalomanana should be allowed to return to Antananarivo without conditions before any future election.

Source: LOI N° 1314 du 08/30/2011


Manao baroud d'horreur amin'ny ultimatum de la diplomatie de la honte devant la CI sisa i lapinou sy ireo ray-aman-dreniny vautour.

Ireo sisa vonona hanao tondro zotra unilatérale Simao, dia: ny antoko TGV sy ny UDR-C.
Torimarika avy amin'ireo ray-aman-dreny vautour, izay misy an'i Ramino Paul sy i ratsirahonahona, no nikolikoly ny tetika ho rosoina amin'io tondro zotra simao fopla io. Marihina fa tsy nahaomby (fiasco) ny fivoriana teny Ivato nanasain'ny ray-aman-dreny-vautour ny 6 groupements politiques signataires du Pacte républicain sy ny 3 mouvansa, ary ny TGV sy ny UDR-C. Ireo roa farany ireo ihany no sisa tavela nanao gabgies fotsiny.

Ultimatum amin'inona anefa e! Fangaha ny SADC indray no mila fanampiana, fa tsy ny vahoaka malagasy mijaly sy sahirana koa maniry ny famoahana ny krizy.
Fa iza no tompon'i Gasikara, i lapinou (mamba noana tsy mahalala voky) sy ny lafrantsa mpamatsy ve, sa ny vahoaka Andriamanjaka?

Etsy andaniny: la CNOSC a décidé de poursuivre seule sa mission de médiation. Dans ce sens, elle a réussi à emmener les 3 mouvances, les 6 groupements politiques signataires du Pacte républicain, le collectif Vonjy Aina du Pr Raymond Ranjeva, ainsi que le PSRI dirigé par Gilbert Raharizatovo à trouver un point d’entente quant à la mise en place d’un cadre juridique de Transition.
les parties prenantes se sont accordées sur 14 points essentiels et demeurent divergentes sur quelques points. Parmi les points de convergences, la CNOSC a cité le retour sans conditions ni préalables des exilés politiques, la dissolution du CT et du CST pour laisser la place à une seule Chambre législative, la révision des structures de l’exécutif, la non-ingérence des militaires dans les affaires politiques ainsi que l’assurance d’une réelle indépendance de la Justice.
Ny tanjona dia: l’établissement d’un document final qui sera signé soumis à la communauté internationale, publié et mis en oeuvre.

Raha natsimpin'i Jacob Zuma ny tondro zotra Simao, ho valin'ny ultimatum, dia mahareta kely isika hiandry ny signature amin'ny herinandro, ny document final ny 3 mouvances, ny 6 groupements politiques signataires du Pacte républicain, ny collectif Vonjy Aina du Pr Raymond Ranjeva, ary ny PSRI, izay tarihin'ny CNOSC.

Tsy ahaomby iny ultimatum iny fa ny TSARA (Transition Sans Andry Rajoelina) no ho raisin'ny SADC andraikitra.
novalian'i diloo ny 02/09/2011 01:19
2. diloo ( 02/09/2011 01:19)
Fanitsiana:

Tondro zotran'i Dr Simao : Ny filha ny Troika mila

Misy diso, miala tsiny, fa ity no izy

Tondro zotran'i Dr Simao : Ny filoha ny Troika tsy mila

3. diloo ( 02/09/2011 01:19)
Fanitsiana:

Tondro zotran'i Dr Simao : Ny filha ny Troika mila

Misy diso, miala tsiny, fa ity no izy

Tondro zotran'i Dr Simao : Ny filoha ny Troika tsy mila

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2862