nitodian'ny nataony ka ....
1. andrywui
(
22/08/2011 00:04)
mlamm a ___)) miseho milay sy mahavita azy sy mpanambany oul otran'ny rainlisany loatra koa nareo zanak'i dada fefika ireo ka naetrin'Andriamanitra tokoa zao ka .... aiz ka mitovy amin fomba fijerin'i dada ny ambany tanana(rossy sy ny ekipany....oh) no fomba fijerinareo zanaki dada ato reo ny TGV raha fanambaniana oul no jerena , ka aiza no tsy hiotsana daolo ny tetika sy ny vintana kely nareo fa latsaka amin tany daolo zao ,, aiza zao le oe sans qualité e sns ?? iza zao no tena sans qualité ?? jereo fa na ny SONO ampiasaina aza tsisy vola tsony fa miogaoga manery tenda eo ... eny e aleo ko zay fa atao innn SONO e olona vitsy kely sisa nanamborana reo ve ilana sono
novalian'i pulm ny 31/08/2011 08:13
2. Tefigasy
(
22/08/2011 06:00)
andrywui:
mlamm a ___)) miseho milay sy mahavita azy sy mpanambany oul otran'ny rainlisany loatra koa nareo zanak'i dada fefika ireo ka naetrin'Andriamanitra tokoa zao ka .... aiz ka mitovy amin fomba fijerin'i dada ny ambany tanana(rossy sy ny ekipany....oh) no fomba fijerinareo zanaki dada ato reo ny TGV raha fanambaniana oul no jerena , ka aiza no tsy hiotsana daolo ny tetika sy ny vintana kely nareo fa latsaka amin tany daolo zao ,, aiza zao le oe sans qualité e sns ?? iza zao no tena sans qualité ?? jereo fa na ny SONO ampiasaina aza tsisy vola tsony fa miogaoga manery tenda eo ... eny e aleo ko zay fa atao innn SONO e olona vitsy kely sisa nanamborana reo ve ilana sono
Fa iza kay r'ise amin'izao no tena miady mafy amin'ny fiainana ? Iza izao no tena mitrongo vao homana? Iaraha-manaiky ny fahasarotan'ny fiainana fa ireo velombelona taloha anie izao no lasa 4mi e, ary firy tamin'ireo 4mi nokaramaina 10 000 Ar nandroba ny Magro fahiny no miaina otran'ny CT sy CST ? Tsy fanambaniana akory fa le toe-tsaina mihitsy anie no mila ovaina eto Madagasikara e! Iza no tena nitodian'ny natao ? Ilay olona mivelona tsara any Afrika sa ireo voasiotsioka sy mitoditodika mahamahana isak'izay miseho vahoaka sy mandeha eny andalana ? Ny faniriana dia ny mba hifaranan'izao krizy izao eto madagasikara, anefa iza moa no miziriziry amin'ny heviny satria matahotra fifidianana ?
Tena marina ny teninao fa eto an-tany ihany dia mivaly ny natao, ary andeha anie hojeretsika ny fiafaran'ity tantara ity e ? Ho ela velona ise mba hahita hatramin'ny farany fa ny diavolan-ko lava ny lalao mbola ho ela !
3. diloo
(
22/08/2011 09:17)
Avy ni-hummmmmer jamala indray rawix an! Dia izao mitady ravikinina ho tsakoina fa mitsingevaheva ny ati-doha.
Raha izaho ialahy mandehana milalao. Tsy andron'ny ny kanety intsony izao, fa andron'ny wii (andrywui) sy ny PSP3. Sady efa manam-bola azo tamin'ny bolabola ihany lisany. Araraoty mialoha ny farany.
Reraka fotsiny eto elahy.
Tena ita mihintsy leitsy elahy fa anisan'ny mpi-"rosewood" tahakan'ny gisa homan-ketsa. Mamon'ny jamala miantso polisy eto. Miezaka manao rahonana eto, fa e e!
Izao sisa ny adin'elahy eto, mihodihody toa lalimanga, tahakan'ny foz-HAT-ay mitady fotaka feno FATY. Ampiasana ireo tandra mokotra roa, kanjo vato no voakaikitra, any ka tapaka, dia nijafajafa.
Andeha isioka kely aloha rawiw an! Hi hi hi
Tsiky dia ampy oa

4. milamm
(
22/08/2011 10:59)
andrywui na pikatti, mampalahelo ela ty ka ny kiva hono jambany taolana fa ela ty tsy hay tsony
tsy miaina eto tanana ela nefa azo omena patina kirakirambaovao mazava tsara mba tsy hirediredy @ tsy antony, averiko fa tsy zanak'i dada za miresaka @ ela eto tony ny zvmisy iainany olompirenena tsotra tsy zanak'i dada na iza fa miaritra ny heloka bevavany fatin'alika ... alahelo sy ranomasombahoaka toy zao v no mahafaly anla sy ny mitovy @ lisany mandritra 30 volana !!!!!
http://www.youtube.com/watch?v=2YC_HJMTkgs&feature=related
ny toy zao no mampihoby anla karamainy fat ihogahoga eto ??? mieritrereta ihany zay mamafy rivotra mbola ijinja tadio

5. diloo
(
22/08/2011 14:41)
Merci tamin'ny porofo ry namana milamm.
Aza mba tratran'ireo vahoaka voarahona ireo elahy rawix: tonga dia tapaka eo ny tandra mokotra elahy: Kozy e!
Ty drogues lisany ity oa , ajanony amin'izay: mijaly ny vahoaka tsy manantsiny.
6. milamm
(
22/08/2011 15:21)
ok diloo, tsy fantatry le kofa mitapy io mankony fa pitidrano any anaty ranomasimbe reny ankoatry fahoriana sy fijaliana entiny ireo rehetra iharany tsindry hazo lena nandritra ny 30 volana, tsy resaka Ravalomanana tsony io na iza fa reny niseho teny anjanahary fitifirana ilay mpanao rugby no agent de securite ampahibemaso, l’édition du 16 juillet 2011 du quotidien Midi-Madagasikara, vous trouverez à la page 29 un article intitulé « Notifirina ho faty tamin’ny bala dimy teo anatrehan’ny havany »
Dans la Région de l’Alaotra Mangoro, plus particulièrement dans les districts d’Ambatondrazaka et d’Amparafaravola. Consterné par l’état de pauvreté des populations de ces districts ! Vous avez une grande peine à reconnaître la ville d’Ambatondrazaka nageant dans la saleté ! Pourtant les « autorités locales » ne se génent nullement à « afficher » ostentatoirement leur toute-puissance : les grands chefs tirés à 4 épingles roulant à vive allure dans leurs 4x4 « dernier cri » (Land Cruiser Toyota 8 valves, pick-up Nissan) plongeant les pauvres piétons dans un nuage de poussière tandis que les simples citoyens paraissent crispés, bizarrement silencieux au regard furtif et fuyant. Stupéfait des choses « exploits criminels » de ce fameux Détachement Autonome de Sécurité (DAS). le Chef de Région (C.R.)placé par le fat, le Dr Ramandehamanana Richard, a tenu un discours dans une localité, promettant à la population la fin des Dahalo et des Brigands car ce C.R. aurait fait venirdes « Pacificateurs » (Mpampandry Tany) à cet effet. Effectivement un DAS est arrivé à Ambatondrazaka et a commencé d’emblée la « pacification » de régions environnantes, le DAS a procédé ainsi :
Ses éléments parcourent les quartiers, les villages et demandent aux Chefs de Vlllage et aux Chef de Fokontany de fournir les « listes des dahalo et autres brigands ».
Une fois les listes remises entre leurs mains, les éléments du DAS procèdent à l’identifications de ces dahalo et brigands, ils les épient et procèdent ensuite à leur « interpellation » !
La plupart des cas les « présumés » dahalo ou brigands sont amenés hors du village vers quelques coins à l’abri du regard des curieux, les éléments du DAS leur somme l’ordre de rentrer chez eux et de déguerpir au plus vite, aynt reçu cet ordre les présumés dahalo ou brigands s’en vont mais ils ne peuvent plus faire que quelques pas car les éléments du DAS leur tirent dans leurs dos des balles réelles après quelques mètres de « fuite » !
Certains présumés dahalo et brigands sont abattus de sang froid par ces éléments du DAS sous les yeux écarquillés et étonnés de leurs parents et du fokonolona !
Ceci nous rappelle les opérations dites « Coups de poing » ou « Menavoona » ou encore « Tsimindaimody » des années 80 sus la II° République ! Certains « faits divers » d’une méme nature que ce que je viens de raconter, souvent qualifiés de « bavures policières » se passent tous les jours à Antananarivo méme : la mort d’un jeune scolaire tué par la police sous un prétexte fallacieux dans un quartier de la capitale, la mort d’un agent de sécurité dans le quartier d’Anjanahary et ce que’une station TV vient de rapporter à propos d’un chauffeur de taxi accusé d’avoir lancé un caillou par la fronde sur le cortège présidentiel
Qualifier ces « actes criminels >> du DAS d’ « exécutions sommaires » sans aucune autre forme de procès ! Les DROITS HUMAINS dont
- le Droit à la « présomption d’innocence »
- le Droit à la « défense »
- le Droit à la vie
sont tout simplement bafoués bien que nos actuels dirigeants prétendent que la « nouvelle » Constitution de la « nouvelle » République a comme pierre angulaire la promotion et la défense de la démocratie et des droits humains.
Izay no tsy azo ekena itsony ka mahandrasa fa misy farany ny rehetra. Hitondra fiovana no fampanantenana nomeny lavanify jiolahy tsy mifaditrovana ireo no vokatra nentiny @ alalany basy sy tafondro, ny tody tsy misy fa ny atao no hiverina

7. diloo
(
22/08/2011 15:53)
Tena mahatsiravina be ny akon'ny archives-nao,eo ambany.
Tena ontsa ny fo mikasika ireo fokonolona nataondreo sinema fa soit disant dahalo dia notifirina avy ao andamosina eo anatrehan'ny fianakaviana.
Marina ihany ny ten'i Filoha Zafy Albert fa fanjakana hitler-kely ny HAT mamono sy milalao fatin'ny tsy manantsiny.
Misaotra sy tehirizo tsara ireo porofo ireo ho rakotra ny tantaram-PHATy ratsy fanahy, sy hanaovana fitsarana indray andro any.

milamm:
ok diloo, tsy fantatry le kofa mitapy io mankony fa pitidrano any anaty ranomasimbe reny ankoatry fahoriana sy fijaliana entiny ireo rehetra iharany tsindry hazo lena nandritra ny 30 volana, tsy resaka Ravalomanana tsony io na iza fa reny niseho teny anjanahary fitifirana ilay mpanao rugby no agent de securite ampahibemaso, l’édition du 16 juillet 2011 du quotidien Midi-Madagasikara, vous trouverez à la page 29 un article intitulé « Notifirina ho faty tamin’ny bala dimy teo anatrehan’ny havany »
Dans la Région de l’Alaotra Mangoro, plus particulièrement dans les districts d’Ambatondrazaka et d’Amparafaravola. Consterné par l’état de pauvreté des populations de ces districts ! Vous avez une grande peine à reconnaître la ville d’Ambatondrazaka nageant dans la saleté ! Pourtant les « autorités locales » ne se génent nullement à « afficher » ostentatoirement leur toute-puissance : les grands chefs tirés à 4 épingles roulant à vive allure dans leurs 4x4 « dernier cri » (Land Cruiser Toyota 8 valves, pick-up Nissan) plongeant les pauvres piétons dans un nuage de poussière tandis que les simples citoyens paraissent crispés, bizarrement silencieux au regard furtif et fuyant. Stupéfait des choses « exploits criminels » de ce fameux Détachement Autonome de Sécurité (DAS). le Chef de Région (C.R.)placé par le fat, le Dr Ramandehamanana Richard, a tenu un discours dans une localité, promettant à la population la fin des Dahalo et des Brigands car ce C.R. aurait fait venirdes « Pacificateurs » (Mpampandry Tany) à cet effet. Effectivement un DAS est arrivé à Ambatondrazaka et a commencé d’emblée la « pacification » de régions environnantes, le DAS a procédé ainsi :
Ses éléments parcourent les quartiers, les villages et demandent aux Chefs de Vlllage et aux Chef de Fokontany de fournir les « listes des dahalo et autres brigands ».
Une fois les listes remises entre leurs mains, les éléments du DAS procèdent à l’identifications de ces dahalo et brigands, ils les épient et procèdent ensuite à leur « interpellation » !
La plupart des cas les « présumés » dahalo ou brigands sont amenés hors du village vers quelques coins à l’abri du regard des curieux, les éléments du DAS leur somme l’ordre de rentrer chez eux et de déguerpir au plus vite, aynt reçu cet ordre les présumés dahalo ou brigands s’en vont mais ils ne peuvent plus faire que quelques pas car les éléments du DAS leur tirent dans leurs dos des balles réelles après quelques mètres de « fuite » !
Certains présumés dahalo et brigands sont abattus de sang froid par ces éléments du DAS sous les yeux écarquillés et étonnés de leurs parents et du fokonolona !
Ceci nous rappelle les opérations dites « Coups de poing » ou « Menavoona » ou encore « Tsimindaimody » des années 80 sus la II° République ! Certains « faits divers » d’une méme nature que ce que je viens de raconter, souvent qualifiés de « bavures policières » se passent tous les jours à Antananarivo méme : la mort d’un jeune scolaire tué par la police sous un prétexte fallacieux dans un quartier de la capitale, la mort d’un agent de sécurité dans le quartier d’Anjanahary et ce que’une station TV vient de rapporter à propos d’un chauffeur de taxi accusé d’avoir lancé un caillou par la fronde sur le cortège présidentiel
Qualifier ces « actes criminels >> du DAS d’ « exécutions sommaires » sans aucune autre forme de procès ! Les DROITS HUMAINS dont
- le Droit à la « présomption d’innocence »
- le Droit à la « défense »
- le Droit à la vie
sont tout simplement bafoués bien que nos actuels dirigeants prétendent que la « nouvelle » Constitution de la « nouvelle » République a comme pierre angulaire la promotion et la défense de la démocratie et des droits humains.
Izay no tsy azo ekena itsony ka mahandrasa fa misy farany ny rehetra. Hitondra fiovana no fampanantenana nomeny lavanify jiolahy tsy mifaditrovana ireo no vokatra nentiny @ alalany basy sy tafondro, ny tody tsy misy fa ny atao no hiverina
8. andrywui
(
23/08/2011 23:49)
hhuhuhuhuhuuuuuuuu...le vavanle ramatoa mivilavila miteny io no napme b anah kuikuikuikuikui.....
---fa izao e raha resaka tifitra zany no mamppalaelo anareo de innnn ary no tsy nitoriana anzany oul mamo mitifitifipona zan ... bon arakizan de oul mamo ry lerony ...tsy ilaozanzay hamarara ny tany ,,, alao any iny !!! fa ny resaka famonoanoul kosa !!!! mba fantatrareo mou i Gal Andrianaivo tamle naratra mafy tao fianaratsoa de nentina tao amn Hopitaly Antsirabe izy zay ,, de nanirahan'i dada commando dimy lahy nironga PA hamono azy tano ,, nitalaho i Gal Andrianaivo , nifona ,nivonona handoalika sy handady ampitomaniana an'i dada izy ,,ary nilaza fa tsy hanohitra an'i ravalo tsony ranomaso zany ,,de niantso an'i dada ry zalah mpamono ,, aona ny valiteny avy any ?? VITAO zao de zao aza asiana indrafo !! ny zanak'i Gal lahy sy ny vinantony nanatrika ny nadoahana azy indimy tamin'ny PA .... betsaka no mahalala anzany !!! ka aza mody zao ny sasany vao mba mody gaga be oe tena mpamono olona ny hat e zao e zao e nefa ny vitan'ny sasany teo alou mbola pire sy avo folo heny ny amzao akory aza ,,, tsy lazaina ny namakiana tamin'ny vy maranitra ny lohandravolomaso tao Ambohitsorohitra rehefa nosamborina tao amn Colbert izy ,,izy daolo zany ,, otrizay koa i Mme Sonia mpiasan'ny Douanes tsy nanaiky nampiditra ny menakin'ny TIKO satria efa tena akaiky lany daty ,, tonga de nanirahana commando koa nitifitra sy nanatsatoka sabatra anilay vehivavy kely iny ,,, asatanan'i dadadaolo zany e !!! manginy fotsiny ny filalaovana aina amampolony mba tsy atao oe amanjatony teo ambotsirohitra sy ny fanaovana sorona zaza natao fanery joro amin'ny fitazomana fanjakana !!! aokizay , aokizay sao atsoiko eo ndray i antimpanahy hijoro vavolombelona eto ndray !!!.....

9. andrywui

10. milamm
(
24/08/2011 16:26)
andrywui mazava zao noporofoinla hatrany2 teto fa tsy de ampy loatra ny saina entinla mandinika zv na tsisy mintsiny, rah oh. misy tombony manokana @ ela izany vono olona tsy mety ataony fat ka itanisanla zv hafa hanamarinana azy de ozy za oe manodiava anla, fahoriana zany mamoy olona zany ka tsy mety na iza2 nahavita izany ( tsy mety zany nefa averiny fat sy porofoiny @ rehetra fa basy no mandidy sy valiny fampanantenana teny @ 13mai )... tsy ho tsapanla moa zany fa vao maika aza mihoby reto mpandatsakain'olona aza ela ka tsy mendrika ny valiana tsony ty resaka ty fa milahatra ho anisany mpiray petsapetsa @ asanjiolahy ny tenanla !!!
11. andrywui
(
29/08/2011 00:54)
hohohoho aza mora entimpo enao mlammm a !! resaka no atao eto ... zao ndray ary §!!!!! malaelo be anio oul voatifitra io elah ramlamm ok marina zany ,, malagasy tokoa mou no maty kouu !!!! fa mba nampalaelo anlah kou ve ireo malagasy marobe notifitifirin'i dada teo ambohitsirohitra ireny ??? sa tsy malagasy sireny ??? sa koa odiana tsy hita ??? fa rehefa TGV bedeb no maty de vorondolo reo ka!! fa refa mpiondana 1 no maty de voromanga io iray maty io ??? mba misaina sy mahatsiaro tena fa mety sady tsy havako no tsy havanlah reo ankolafy maty reo ,,,!! saingy samy malagasy ka tokony hamparary anlah daholo !!! otran'ny vao zao kou angamba toi mlammm vao nanao politika ka tsy nahalala fa efa olona firifiry kou mo no novitain'i dada teo amin fitondrany !! raha tena tsorina aza de tsy ampahafirin'ny matin'ny dada akory ny oul maty izao io ,,,!! saingy efa nataonareo oe voromanga foana mou de idada de tohanana be fahatany any na ho any andavaka aza fa tsy mba mandinika !!!!!!!!! farany: mlammm a io loha io natao ampiasaina fa tsy itoeran'ny satroka fotsiny aaa.....ok?
12. pulm
(
31/08/2011 08:13)
amiko n'iza n'iza eo @fitondrana tsy maintsy mampiasa ny miaramila foana,jereo t@ andronRAvola fotsiny, sahin'ilay miaramila no niteny le olona hoe kobany ao anaty rano maloto ao ny lohan'ialahy, zany ve di mba rariny satria tsy nisy niteny t@ireny dia nangina fotsiny, faly ery ny zanaky dada t@ireny hoe mbola ho aiza ny anaovan'ny miaramila an'lisany nakamamy ny miaramila daholo ny zanaky dada nanao hosana ny miaramila mihitsy aza raha nahazo atao.zao indray manao ny ataony ny miaramila dia mivazavaza fa tsy rariny satria ve rehefa ny anareo no voakitika dia mimenomenona fa raha ny hafa dia haleloia! ka ireo iany nge no miaramilanareo t@ireny e!sa nokakerin'ny ambokely tiany. Ny fiainana kodiaran-tsarety e!