MPIFÔSIKA HO DIPLÔMÉ DE HARVARD HAFA= RAKOTOSON HAROTSILAVO SY JURISTE HAFA MBOLA HOMENA ETO NY ANARANY REFA CONFIRMÉ. MPIFÔSIKA SORANT ENA PIERROT RAJAONARIVELO ...

1. cpd8910 ( 14/08/2011 16:33)
Tsimaintsy raisina ny andraikitra refa tsy hanao verification sy manaiky solokian ny tsy matahotody ny fitondram-panjakana malagasy. Mampalahelo io tanidnrazana malalantsika io raha toa ka ity rehetra misandoka ho sortant Harvard rehetra ity no homena andraikitra ambony ao daholo.

Riana Andriamandavy VII no notanterina teto tamin'ny herinandro lasa, voafitaka ve ny fitondram-panjakana sa tsy mandraharaha no dia olons misandoka, mpisoloky diplaoma tsy ananana sy mandainga fa nianatra tany amin'ny université de Harvard toa an'itony no omena andraikitra ambony eo amin ny tany sy fanjakana?

Rakotoson Harotsilavo tsy ao anaty gouvernemanta hatreto nefa tsara tenenina eto ihany satria tsy ferana mithinsy hoe aoriana kely ao dia "hadino" hany koa fa mpandainga tsy manana doctorat akory koa io dia homena andraikitra ambony any ho any koa. Mba jereo ihany ty firenena e! na olona juste CEPE no omena toerana tsy olana raha izay no mahavita saingy kosa olona tsy misoloky na mamitaka fa mitsotra fa CEPE ny diplome-ny.

Ilay fitaka, fisolokiana vahoaka...zay no tena tsy mety. Sur le principe cela ne passe pas.

Hafatra kely ho an'ny rehetra: tsotra dia tsotra ny manao vérification ny olona milaza ho manana Ph.D sa doctorat zany...ka tsy tokony dia ho voafitaka toa izao isika mianakavy. Na recherche farak'izay tsotra sur Google aza dia ahitàna izany. Mba mahagaga ihany ny mpitondra tsy nahatsikaritra ny fitaka bevava toa itony. Mahalasa saina hoe iza no tena vendrana?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114