INVITE DU ZOMA TEO 12/08/2011 MAITRE HANITRA
1. rijadolly
(
12/08/2011 20:00)
Invité du zoma tamin' 20h30 ora aty Mada teo IMaitre Hanitra
Dia namafisiny indray fa afaka mifampiresaka amin' hamahana ny Krizy ny ankolafy Ravalomanana, araka ny voalazako ao ambany ao dia mbola namafisiny ihany koa fa vonona ny hanao fifidianana izy na izao dia izao aza raha eo ambany fanarahamaso mahaleotena, izay iraisako hevitra amin' lalana iray hamahana ny kirizy.
Fanontanihana izay tiako hapetra raha miheno tsara ilay izy isika dia hoe:
Ny fizirizirin' ankolafy Ravalomanana hody ve no blocage mahatonga ny Krizy?
sa
Ny fizirizirin' FAT tsy hodian' Ravalomanana sy ny lalana rehetra mba tsy hirotsahany?
Efa niainatsika ny tsy nisy fankatoavana izay efa ho 3taona, Opa sisa no tsy hazon' ny firaisambem-pirenena amin' tsy hilaina azy. Efa samy mahatsapa ankehitriny fa diso "iny lalana iny". Inona anefa ny fepetra noraisin' FAT? dia ny fandehanana irery ihany ve?

novalian'i locl ny 19/08/2011 13:14
2. rijadolly
(
13/08/2011 15:22)
Isaorana hatrany vatofototra,
http://www.vatofototra.com/index.php?option=com_content&view=article&id=49:invite-de-zoma&catid=3:invite-de-zoma

3. mirananirina
(
15/08/2011 04:03)
amiko ny fizirizirian ny fat hitazona ela ny toerana no mahatonga ny krizy
4. locl
(
19/08/2011 13:14)
Ka inona aza no azontsika atao mba hialana ireo teo haingana, tena marina fa tena mijaly le olona, surtout ireo very asa