vavony

1. Rntsif ( 10/08/2011 10:13)
Slt !ahona kay ny fanalana rivotra anaty vavony raha mba misy mahalala . merci d'avance
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 18:54
2. Mokle ( 10/08/2011 11:20)

Rntsif:

Slt !ahona kay ny fanalana rivotra anaty vavony raha mba misy mahalala . merci d'avance

Ny tena fady dia ny misotro rano mafana, ny tsara sy aingana indrindra dia eau glacée.
Efa ela notezain'ny aretim-bavony mantsy teo aloha ka mba mizara izay mety mahasoa.
3. Rntsif ( 11/08/2011 05:59)


Merci bcp e! , mba andramako zan fa ten ilaiko mints
4. manampi67 ( 11/08/2011 17:37)

Rntsif:

Slt !ahona kay ny fanalana rivotra anaty vavony raha mba misy mahalala . merci d'avance



Bonjour,

il faut verifier l'alimentation, parfois le gaz ça pourrait venir de l'alimentation et boire de l'eau chaude.
bien cordialement,
5. manampi67 ( 11/08/2011 17:59)
Rano mafana matimaty fa tsy bouillante.
6. bichette ( 11/10/2011 11:13)
Rntsif > misy ireny comprimé "charbon" ireny manala ballonnement. fadio koa ny mihinana zavatra mavesatra, voamaina, poivron be loatra, aza misotro boisson gazeux koa
7. jesuisla ( 17/01/2012 18:54)
ataovy maibe ny vary @ hariva. D sotroina manodidina ny minuit ny ranovola efa mangatsiaka tsara; atao isan'andro. Misotro koa ny maraina raha mazoto. mihinana ovy manta, na ranona ovy manta. Fa manao passiment ny asan'ny ovy. manao passiment ireo hoditra manify, na taova efa manify, lany noho ny atony maro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7769