REGARDER Vidéo Maty ilay tanora nosamborina fa nitoraka ny fiaran'ny Filohan'ny Hat

1. vatofototra ( 22/07/2011 11:13)
REGARDER Vidéo Maty ilay tanora nosamborina fa nitoraka ny fiaran'ny Filohan'ny Hat

- Maty ilay tanora nosamborina fa nitoraka ny fiaran'ny Filohan'ny Hat
- Karaman'ny CT najavona

http://www.vatofototra.com/
novalian'i pulm ny 25/07/2011 11:35
2. pulm ( 22/07/2011 12:21)
za mino fa misy zavatra hafa indray ao ambadikio, KA NY MATY ANGE NO TSY MITENY E! dia mangina daholo ny zavatra rehetra...?mahalasa fisainana,ny polisy ve rehefa misambotra dia tsy maintsy miafara @fahafatesana izay olona samboriny tena hafa kely e!
3. milamm ( 23/07/2011 13:12)
efa tsy lavitra ny nataondry baby doc (Haiti) nampiasa ireo tonton macoutes mamono olona ankitsirano atr@ zay niakarany ny ataony lavanify sy ny fat (2009-2011)ary ny caspat, fis, dst emmoreg, zandary ary ireo polisimpirenena. Ireo mpitondra feo ny tafika sy foloalindahy tandroka arony vozona misitrika daoly, ny lalana moa de an fat manodina sy ampiasa zany olona mbola voaroiroy nanapoaka volampanjakana no averina minisitra(lesola) ny mpanolana zaza afaka tsara miriaria satria akama dolidoly(jean mitsamm,cst/ilay zongo tany toamasina. Tonga tsy nisy mpanelingelina atr@ zao zay tiany atao ny fat halatra vono olona fakana takalon'aina ny safidiny rehetra ... mila rodorodoiny rehetra indray mandeha ireo fa mitady anao lalandririnina @ fahazarandratsy
4. reeves ( 25/07/2011 10:21)
Raha tsorina dia tompon'andraikitra feno @ olana misy eto amintsika ny Tafika , Polisy , Zandarimaria izay tsy afaka nametraka NEUTRALITE fa matin'ilay avantage kely tsy misy dikany avy @ FAT sy ny frantsay hany ka ny firenena no lasa sorona . Iaraha-mahalala nefa fa io FAT io dia tsy hahazo reconnaissance samirery izany ary ny election izay hataony samirery eo dia tsy hitondra filaminana izany . Midika izany fa mbola hitohy lavabe io TETEZAMITA io sy ny fahoriam-bahoaka raha tsy misy ACTION MAHERY VAIKA atao eto hanalàna an'ireo eo @ fitondrana eo dia mametraka fitondrana miaramila NEUTRE anankiray mampihavana ny rehetra aloha , avy eo dia manao election HANDRAISAN'NY REHETRA TSY ANKANAVAKA ANJARA satria ny VAHOAKA no tompon-teny farany . Tsy anjaran'ny FAT no manapaka hoe Ranona tsy mahazo milatsaka . Rehefa mbola tsy izay no hitranga dia samia mahatanty fa mbola hilentika ny firenena .
5. pulm ( 25/07/2011 11:35)
ny olana ange tsy misy sahy mitarika manao action in1pande fa matahotra ny tonga dia any tsiafahy e! ny olona rehetra izao efa miandry fotsiny angamba,fa raha ry Zafy aloha ny hitarika dia ho rava maina eo fotsiny ny tolona,izy tsinona efa firy taona no nitarika fa eee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5338