mila mitandrina
1. kintana777
(
21/07/2011 12:25)
hevero tsara izay mety fiangonana idiranao fa tena maro no manangona olona fa manao ny ataony mijangajanga sy manao ny ataony tsy mahalala ny madinika akory
mamakia baiboly dia mivavaha dia ho hitanao ny tena fiainana

novalian'i kintana777 ny 06/09/2011 09:08
2. niryna
(
29/07/2011 05:58)
kintana777:tsy azoko ny tianao ho tenenina
hevero tsara izay mety fiangonana idiranao fa tena maro no manangona olona fa manao ny ataony mijangajanga sy manao ny ataony tsy mahalala ny madinika akory
mamakia baiboly dia mivavaha dia ho hitanao ny tena fiainana
3. kintana777
(
29/07/2011 14:59)
Ny tiako tenenina dia izao, Nisy olona nitory tamiko ny filazantsara, dia henoko ilay izy nihaino ny radio ndry zareo aho depuis 1997 ary nahita fa marina ny voalazany , naharitra nihaino aho nandritra ny 2005 tsy dia mbola nisy fihovana ARY NIVAVAKA TAO AMIN'io FIANGONANA IO AHO, lasa tany Frantsa aho ary izao aho niverina tamin'ny 2010 dia akory ny hagagako fa tena milaza loza ny mpitondra, ny zavatra noteneniny fa tsy azo atao toa ataony ary tena nampalahelo ahy dia izao toa lasa feno fijangajangana ny ao FIJEJOJEJOANA AMIN'NY FITAFIANA SY MAQUILLAGE (JEZEBELA), ary ny zava- doza dia ny mpitondra na ny Pasteur mihitsy no nanao azy,tsy dia haiko tsara moa ilay hiérarchie fa asa na ny conseillé io olona io,
ny formation batisa toa lasa 2 mois raha lava indrindra satria mihaino amin'ny radio aho ary manaraka tsara,
henoko anefa fa tena tsy zakany ilay izy fa teneniny tamin'ny toriteny hoe mihamahazo vahana ao amin'ny fiangonana ny fomban'izao tontolo izao ka dia tena nahazendana ahy , nisy mantsy fotoana nilaza izao ilay Pasteur hoe aleoko kely tsara miditra any andanitra toy izay be tsy nahoana ary dia nanaratsy ataoko hoe nanakiana fiangonana maro dia maro izy , ny fanaovana batisa ao ampiangonana no tena nolazainy fa tsy azo atao nefa toa nataony amin'izao ary toa efa misy ao amin'ilay fiangonana lazainy hoe Lapa io,FASANA HOY IZY NY FIANGONANA MISY BAPTISTAIRE
KA NY ANTONY ILAZAKO OE MILA MITANDRINA DIA TENA MARO NY MITADY
AN'ANDRIAMANITRA SODOKAN'NY FAHAGAGANA MANDAINGA NEFA TOA FITAKA FA MANOTA NY MPITONDRA ARY DIA TONGA AMIN'ILAY FITENENANA OE FIVORIANA MASINA HAROHAROAM-PAHARATSIANA ILAY IZY izaho anefa mba nizara koa ilay fahamarinana azoko tao , tena kivy aho rahalahy, ataoko hoe rahalay ianao fa matoa ianao manoratra amiko dia rahalahiko ianao na lahy ianao na vavy , marihiko fa tsy misy mahadinika ny fidirako tao aminareo fa ireo Dekona no mety nahita ny fahatongavako, tena te hiresaka amin'io Pasteur io mihitsy aho fa tamin'ny fotoana nivezivezeko tany ampita dia vazaha 15 isa no resilahatra fa marina ny voalazan'ilay Pasteur nampitaiko tamin'izy ireo , ary te hivavaka marina ry zareo misy te hanohana hampadrosoana ilay fiangonana,
menatra aho ary tsy manana holazaina amin'ireo namako ireo , ka raha sendra tonga amin'io sujet io ny resakay dia tsy hitako izay lazaina satria tena very hevitra aho ry namako INONA NO HOLAZAINAO RAHA IANAO NO AMIN'NY TOERAKO?
MBA HIFAMPAFANTARANTSIKA DIA TENENIKO NY MOMBA AHY ,
mipetraka eto Tananarive aho ary mbola hiainga ny 2012
lehilahy aho ary manambady amanjanaka
miasa mikasika ny solika aho ary maro ny olona mahafantatra ahy
misaotra anao veloma dia miandry valiny

4. niryna
(
01/08/2011 04:18)
kintana777:

ka izay anie ilay hafatra nomen'ny Tompo antsika e.Mila mitandrina isika ary mila mizaha ny fanahy koa isika na avy aiza izany na avy aiza.Moa ve mifantoka ny ao anatin'ny baiboly ilay teny ampianariny sa ry zareo eo ihany no mamorona zavatra dia manao lalana vaovao ho azy sns.
Jaona 3:6.. Izay ateraky ny nofo dia nofo fa izay ateraky ny Fanahy dia fanahy
Nisy radio lehibe izay taty ary tena sahy niteny tsy menatra mihitsy izy nandritra ny taona maro fa ho tonga ny farany amin'ny volana oct 2011 ,narosony ilay fotoana ka nolazainy hoe volana Juin 2011.Maro ny olona nino an'izany,teo ny nandeha toerana lavitra nanao veloma farany ny fianakaviany,ny reniny.Teo no niantso ireo olona nananany alahelo nangataka fifonana na avy taminy izany na avy tamin'ny an-kilany.
Ny tena zava-doza dia ilay rangahy iray nanana vola efa 120 milles ary nozarazarainy nanaovana tract ilay izy.Asa mety nisara-bady mihitsy angamba izy satria lany hatramin'ny taninketsa mihitsy ilay tahiry rehetra.Ny asany nialany raha teo. Voafitaka izy ary tsy sahy hizara ny tenin'Atra intsony hoy izy.Antony? nino ilay niteny fa hiraka fa tsy nihaino ny teny tao anatin'ny baiboly: toy ny fihavian'ny mpangalatra ny fihaviako hoy ny Tompo ka mila mitandrina isika,mila mibebaka mandrakariva.Miezaka ny mamonjy fanahin'olona maro amin'ny fizarana ny tenin'Atra izay miankina ny ao anatin'ny baiboly fa tsy lazan'olona na fampianaran'olona.
Nisy maro mihitsy aza ny olona no naka ny volany tany amin'ny banky. Eny voafitaka na dia ny mpiangona sasany aza ka nivavaka talohan'ny ahatongavan'ny amin'ny enina ora hariva.Rehefa tsy nisy zavatra nitranga dia nitsangana nisaotra an'Atra indray.
ka io ilay hira izay milaza ny azy ho samy izy avokoa.
nisy mantsy fotoana nilaza izao ilay Pasteur hoe aleoko kely tsara miditra any an-danitra toy izay be tsy nahoana ary dia nanaratsy ataoko hoe nanakiana fiangonana maro dia maro izy ,
ny fanaovana batisa ao am-piangonana no tena nolazainy fa tsy azo atao nefa toa nataony amin'izao ary toa efa misy ao amin'ilay fiangonana lazainy hoe Lapa io,FASANA HOY IZY NY FIANGONANA MISY BAPTISTAIRE
dia aiza izany ny olona no atao batisa? dia ahoana izany ilay tenin'Atra milaza hoe izay mino sy atao batisa no ho vonjena
Jaona 3:17-18 Fa Atra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao,fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
Izay mino Azy dia tsy heloina ;fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka rahateo satria tsy mino ny Zanakalahy Tokan'Andriamanitra izy
Izay anie no lazaiko e,raha tsy maka references ny voalaza ao anatin'ny baiboly isika fa mihaino izay mitarika dia mety ho voafitaka mihitsy.
KA NY ANTONY ILAZAKO OE MILA MITANDRINA DIA TENA MARO NY MITADY
AN'ANDRIAMANITRA SODOKAN'NY FAHAGAGANA MANDAINGA NEFA TOA FITAKA FA MANOTA NY MPITONDRA ARY DIA TONGA AMIN'ILAY FITENENANA OE FIVORIANA MASINA HAROHAROAM-PAHARATSIANA ILAY IZY
Dia anjaranao no mivavaka ho azy mba ny fanahin'Atra no ao aminy hizara ny tena fahamarinana sy ny tenin'Atra marina
.
izaho anefa mba nizara koa ilay fahamarinana azoko tao , tena kivy aho rahalahy,
Toy ny mpampianatra nampianatra ny ankizy ihany io ka,anjaran'ny mpianatra no manatevina izay nomena azy.Aza kivy izany fa zarao hatrany ny tenin'Atra.Tsy ho voatery hitondra na hitarika ireo olona ho ao amin'ilay fiangonana nolazainao anefa hianao ,anjaranao fotsiny no mampahafantatra azy ireo mitady fiangonana mizara ny tenin'Atra ka mampianatra ny mpiangona ny Famonjena dia avy amin'i kristy irery ihany.
tena te hiresaka amin'io Pasteur io mihitsy aho fa tamin'ny fotoana nivezivezeko tany ampita dia vazaha 15 isa no resilahatra fa marina ny voalazan'ilay Pasteur nampitaiko tamin'izy ireo , ary te hivavaka marina ry zareo misy te hanohana hampadrosoana ilay fiangonana,anjaranao no mivavaka ary apetraho eo am-pelantanan'Atra ny enta-mavesatrao fa izy no hamaha izany olana izany.Anjaranao hoy aho no mivavaka an'ilay Pasitera ary miandry ny fanahy masina hitarika anao izay tokony atao.
Satria fizarana ny tenin'Atra no naha resy lahatra ireo olona ireo.hianao no fitaovana nampiasain'Atra tamin'izany.Anjarany no misafidy hitady fiangonana any amin'izay misy azy,anjaranao hatrany no mampahafantatra azy ireo mijery ny fiangonana mampianatra ny Famonjena avy amin'i kristy.Mampahafantatra fa kristy dia Atra ihany koa sns.Manome hery azy ireo hamaky ny baiboly fa ao irery ihany no ahitana vahaolana amin'ny fiainana rehetra.
[quote]
menatra aho ary tsy manana holazaina amin'ireo namako ireo , ka raha sendra tonga amin'io sujet io ny resakay dia tsy hitako izay lazaina satria tena very hevitra aho ry namako INONA NO HOLAZAINAO RAHA IANAO NO AMIN'NY TOERAKO?
mivavaka,mangataka amin'Atra mba anome fahazavan-tsaina ho anao fa tsy mandeha amin'ny herin'ny tena fotsiny.Izy no mahafantatra ny tena ao am-ponao ary rehefa tonga ny fotoana hihaonanao @ireo namana ireo dia izy no anindry ny vavanao hizara ny fahamarinana.
Minoa ahy hianao fa Atra tsy manalabaraka antsika zanany mizara ny teniNy ho an'ireo izay mbola tsy nandray Azy izany.Atry ny fiadanana Izy fa tsy Atra loza manalabaraka.Nofidiny hizara ny teniny isika ka izy ihany koa no anendry ny lelantsika hizara ny fahamarinana hatrany.
Izay fa mahereza hatrany
5. kintana777
(
02/08/2011 09:30)
marina daholo ny voalazanao fate mampalahelo koa ny toe-tsaina entina manandratra ny tena sy mambabo olona ho tonga ivavaka ao main'io fiangonana io , vao naheno vaovao indray aho fa toa misy olona niala indray tao amin'ilay fiangonana dia tena aratsiana be!
tsy haiko aloha ny antony fa ny fantatro dia misy antony matoa tonga amin'izany ny zavamisy , ary raha samy fiainana mandrakizay dia tokony tsy hifanaratsy fa aleo samy mitoryarak'izay voalazanao e! sa ahoana?
misaotra namaly

6. bichette
(
03/08/2011 06:44)
kintana777:
Ny tiako tenenina dia izao, Nisy olona nitory tamiko ny filazantsara, dia henoko ilay izy nihaino ny radio ndry zareo aho depuis 1997 ary nahita fa marina ny voalazany , naharitra nihaino aho nandritra ny 2005 tsy dia mbola nisy fihovana ARY NIVAVAKA TAO AMIN'io FIANGONANA IO AHO, lasa tany Frantsa aho ary izao aho niverina tamin'ny 2010 dia akory ny hagagako fa tena milaza loza ny mpitondra, ny zavatra noteneniny fa tsy azo atao toa ataony ary tena nampalahelo ahy dia izao toa lasa feno fijangajangana ny ao FIJEJOJEJOANA AMIN'NY FITAFIANA SY MAQUILLAGE (JEZEBELA), ary ny zava- doza dia ny mpitondra na ny Pasteur mihitsy no nanao azy,tsy dia haiko tsara moa ilay hiérarchie fa asa na ny conseillé io olona io,
ny formation batisa toa lasa 2 mois raha lava indrindra satria mihaino amin'ny radio aho ary manaraka tsara,
henoko anefa fa tena tsy zakany ilay izy fa teneniny tamin'ny toriteny hoe mihamahazo vahana ao amin'ny fiangonana ny fomban'izao tontolo izao ka dia tena nahazendana ahy , nisy mantsy fotoana nilaza izao ilay Pasteur hoe aleoko kely tsara miditra any andanitra toy izay be tsy nahoana ary dia nanaratsy ataoko hoe nanakiana fiangonana maro dia maro izy , ny fanaovana batisa ao ampiangonana no tena nolazainy fa tsy azo atao nefa toa nataony amin'izao ary toa efa misy ao amin'ilay fiangonana lazainy hoe Lapa io,FASANA HOY IZY NY FIANGONANA MISY BAPTISTAIRE
KA NY ANTONY ILAZAKO OE MILA MITANDRINA DIA TENA MARO NY MITADY
AN'ANDRIAMANITRA SODOKAN'NY FAHAGAGANA MANDAINGA NEFA TOA FITAKA FA MANOTA NY MPITONDRA ARY DIA TONGA AMIN'ILAY FITENENANA OE FIVORIANA MASINA HAROHAROAM-PAHARATSIANA ILAY IZY izaho anefa mba nizara koa ilay fahamarinana azoko tao , tena kivy aho rahalahy, ataoko hoe rahalay ianao fa matoa ianao manoratra amiko dia rahalahiko ianao na lahy ianao na vavy , marihiko fa tsy misy mahadinika ny fidirako tao aminareo fa ireo Dekona no mety nahita ny fahatongavako, tena te hiresaka amin'io Pasteur io mihitsy aho fa tamin'ny fotoana nivezivezeko tany ampita dia vazaha 15 isa no resilahatra fa marina ny voalazan'ilay Pasteur nampitaiko tamin'izy ireo , ary te hivavaka marina ry zareo misy te hanohana hampadrosoana ilay fiangonana,
menatra aho ary tsy manana holazaina amin'ireo namako ireo , ka raha sendra tonga amin'io sujet io ny resakay dia tsy hitako izay lazaina satria tena very hevitra aho ry namako INONA NO HOLAZAINAO RAHA IANAO NO AMIN'NY TOERAKO?
MBA HIFAMPAFANTARANTSIKA DIA TENENIKO NY MOMBA AHY ,
mipetraka eto Tananarive aho ary mbola hiainga ny 2012
lehilahy aho ary manambady amanjanaka
miasa mikasika ny solika aho ary maro ny olona mahafantatra ahy
misaotra anao veloma dia miandry valiny
Voalohany aloha dia miharatsy izao tontolo izao. ary amin'izao andro iainantsika izao dia miditra ao ampiangonana mihitsy ny demony handrava. aoka tsy ho adinontsika fa ny olona miditra ao ampiangonana dia tsy "masina" daholo ary misy ny tena mafana tanteraka sy tena matahoatra an'Andriamanitra, misy ny mihazohazo ary misy ny tsy manana an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy ary tsy nateraka indray akory anefa. izany hoe misy ny mafana, misy ny matimaty ary misy ny mangatsiaka araky ny ao amin'ny apokalipsy.
na dia fiangonana tena hiasan'ny fanahy masina aza mety ahitana izany foana. ary amin'izao vanin'andro hiainantsika izao dia mihamaro ny mangatsiaka ara-panahy ary toa izany koa ny ao ampiangonana.
Ny fijejojejoana tsy ota fa raha jejojejo manao sexy manintona maso sy mamoha filàna no tsy mety loatra. ianao moa no mahita ny degré n'izany fijejojejoana izany satria ianao no mahita maso.
miresaka fijangajangana indray ianao. tena fijangajangana ve sa inona tsara ilay hoe fijangajangana ? ny mpitondra ve no mijangajanga ? tsy mety mihitsy aloha e ! ary mampiheritreritra izany.
ny hany lazaiko anao dia izao, voalohany aloha atsaharo ny fahakiviana fa amin'ny maha-zanak'Andriamanitra anao dia satria ianao nahita izany rehetra izany dia mila mivavaka ho an'izany fiangonana izany ianao. faharoa : tokony hiteny mihitsy ianao amin'ny mpitondra, ny hendry no hanarina sy mandray hanatra. tsy misy hadisoanao izany fa kosa ataonao am-pitiavana tanteraka arakan'Andriamanitra. fa mila mivavaka sy mi consulter an'Andriamanitra ianao mba ny Fanahy Masina no manonona anao ny teny rehetra tokony tenenina ary koa mi reveler anao ny fanahy ao amin'io fiangonana io raha mbola tena ny fanahin'Atra marina sa efa fanahy hafa no eo amin'ny seza fiandrianana. vavaka ihany no ahafahanao mahalala izany.
ny olona iray anie mety ampiasain'Atra hilaza ny marina e ! na ny olona adala eny andalana aza mety ampitenenin'Atra fahendrena raha ilaina izany. ny tiako ambara dia hoe halalino amin'ny tenin'Atra = baiboly hatrany ny teny renesina. tsy miaro izany pasitera izany aho akory fa tsy hoe manota izy na mijangajanga dia lainga sy diso avokoa ny zavatra ambarany. mety mbola omen'Atra GRACE izy aloha ka amin'ny fotoana hitoriany mbola miasa ao aminy ny fanahy masina. (jereo ny tantaran'i BAAL) .
azoko tsara ny mahazo anao ary efa niainako izany. pasitera tena hiasan'i Fanahy masina anefa manana fahalemena kely indraindray. mila mivavaka ho an'ireo mpitondra fiangonana ireny isika, marina fa manafitohina indrindray anefa amin'ny mahazanak'Atra antsika dia rehefa mahita tsy mety dia mivavaka, ary manontany an'Atra ao anaty vavaka hoe inona no antony mahatonga azy manao an'io, mbola fahalemena tsy afaka ve sa inona ? mety efa miady amin'ny fahalemena iray anie ny olona iray fa tsy mety afaka e ! averiko tsara fa tsy miaro ireny olona ireny aho hoy aho fa mitondra anao hanana fijery hafa, izany hoe hanana alahelo ary mitondra izany eo amin'Atra.
dia koa lazao izy, ahoana moa no ahafantarany fa tena makadiry ny zava-misy ao ampiangonany raha tsy misy miteny ? regard exterieur ? otran'ny hoe ahoana no ahitanao fa misy maintimainty be eo amin'ny takolakao raha tsy misy miteny ? dia arakaraky ny valiteniny sy ny fomba hamaliany anao avy eo.
resaka batisa indray, izaho mahalala fiangonana, formation 1 andro fotsiny. ny zava-dehibe dia ny tena ao am-pon'ilay olona atao batisa. misy manao formation 1 an anefa ny fiainany tsy miova fa iny ihany, etikety fotsiny ilay hoe kristianina, vita batisa, mandray fanasan'i Tompo fa ny ara-panahy tsy ao mihitsy, misy koa anefa ny asabotsy - ohatra - talohan'ny alahady hisian'ny batisa ao ampiangonana, vao naheno hoe hisy batisa dia te hanao izy satria tena resy lahatra tanteraka sy efa nangetaheta ny hatao batisa efa ela, dia tsy tafanao formation fa entretien sy formation kely adiny 2 amin'ny pasitera no nataony. anefa ny fony tena miray amin'Atra tanteraka. ;-)
izay fa dia mahereza ianao, aza kivy fa malahelo fa vavaka manova zavatra. ;-)
7. RBNIR
(
04/08/2011 08:31)
kintana777:
menatra aho ary tsy manana holazaina amin'ireo namako ireo , ka raha sendra tonga amin'io sujet io ny resakay dia tsy hitako izay lazaina satria tena very hevitra aho ry namako INONA NO HOLAZAINAO RAHA IANAO NO AMIN'NY TOERAKO?
Faly miaharaba namana,
Mampalahelo tokoa izany ry namana an! tena tsapako ny fahadisom-panantenana misy ao aminao.
Fampaherezana angamba no mba atolotro e : « Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra ho amin'ny fahaverezana, fa naman'izay mino ho amin'ny famonjena ny fanahy. » (Hebreo 10:39)
Aza miova manaraka azy ianao, ary ampaherezo izy hiverina raha azo atao.
Ary ianao kosa mivavaha mafy fa mino aho fa hatoron'ny Tompo anao ny lalana tokony hizoranao.
Samy ho tahin'ny Tompo namana.
8. bor2lais
(
04/08/2011 14:36)
Raha aravona izany ny voalaza rehetra dia :
- mila entina am-bavaka ny asa sy ny mpiasa ao amin'ny Fiangonana
- adidy amin'ny maha-Kristiana ny milaza ny tsy mety
- mila atao am-pitiavana izany filazana izany
- tsy tokony vaha-olana velively ny fialàna ao amin'ilay Fiangonana !! :-)

9. kintana777
(
09/08/2011 07:55)
miarahaba anao,
Misaotra anareo aho tamin'ny famaliana ny zavatra nanahirantsaina ahy , eny fa manaiky aho fa Jesosy no tena tokony ho fitarainana araky ny teniny ho e mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy , nefa nahita ny resaka maro teto aho dia mba nanoratra ho anareo nahafaly ahy fa maro ianareo no nanoro hevetra tsara ahy ary ny faniriako dia ny mbola hifanoratra aminareo hatrany,
misaotra betsaka ry zareoa a!
hotahin'ny tompo daholo
kintana777

10. Miharena
(
03/09/2011 08:39)
Raha mamaky ity tantara lazain'i kintana777 ity aho dia mahita fa voasodoka tokoa ianao. Ny hany mba hananarako dia ity, tsy ny Pasitera no arahina fa ny fahalalanao an'Andriamanitra. Samy mamonjy ny tenany avy eo rehefa mahalala AZY tsara. Raha mizara dia mizara fahamarinana tsy amin'ny fombafomba fa amin'ny FOTOTRA maha-Andriamanitra an'Andriamanitra. Ianao no fahazavan'izao tontolo izao rehefa mahalala an'i Kristy izay Lahimatoa. Ny sisa rehetra dia hodikodin-javatra avokoa.
Matetika ny fomba fijery lasa vesatra dia ireo fitsikerana ny toetran'olombelona mpkambana na fitsikerana ny fombafombam-piangonana ka zary tsy hita ILAY MAZAVA voizina sy zaraina. Ilay Filazan-tsara no potika satria zary mitady mari-drefy etsy sy eroa hanamarinana fa marina ny fiangonana misy ny tena. Efa voalaza anefa fa tsy misy marina na dia iray aza.
Io tsy fahamarinana io moa dia nolovain(ny taranaka maromao ihany alohan'ny ahitany fa diso izy fa ny fahatsiarovan-tena dia mbola vitsy ihany no mahatakatra azy ka zary mitombo ireo izay lasa miankina amin'ny mpitondra fivavahana fa tsy mifoha mihitsy. Tsy hoe ny mpitondra fivavahana no diso fa ny olona nandray no diso matetika satria tsy hitany ilay fahazavana voalohany nampianarina azy rehefa mandeha eny ny fotoana ka mandalo onja mahery ilay mpitondra fivavahana nitory taminy.
Ny amin'ny hoe niova ilay mptondra fivavahana nanjary nanao izay fomba nolaviny teo aloha dia tokony hihevitra isika fa misy zavatra tiana hampitaina amin'izany dia ilay teny hoe tsy tonga hiantso ny marina fa ny mpanota mba hibebaka. Antso ilàna azy io hitoriany ho an'ireo olon-drehetra tsy an-kanavaka. Tsy mialonjafy ny Mpamorona manome ny karazan'olon-drehetra ny hafatra tiaNY hanmpitaina ka izany no mahatonga ny karazam-piangonana marobe ankehitriny. Izay tsy mahatana ny Fahazavana sy ny Principe Fototra ihany no vaky loha ao anatin'izany fitoriana marobe isan-karazany manodidina antsika izany.

11. kintana777
(
06/09/2011 09:08)
somary mis teny tiako atsipy kely raha mety aminao fa ny tena mpanota no antsoina mba hibebaka fa raha toa ka olona efa nampianatra sy nandeha tamin'ny marina no niverina idray nanota sy nanao sipa na niverina idray nanao ny zavatra nolavina sy nataony fa hoe fahavetavetana dia angamba tena ota iniana natao izany
mampalaelo dia misy olona efa tao nandritry ny taona maro nefa avy eo very fanahy fa diso fanantenana,
MISAOTRA ANAO NAMPAHERY AN

Miharena: