be fialonana

1. bazylou ( 23/06/2011 17:41)
loatra isika samy malagasy ka tsy mahita ny lalan kombana intsony. Hany ka zary mora ho aan'ny vazah any mamaely sy mivarotra antsika.
RAha mbola ireo ady tgv sy le8 ireo ihany no ao an tsaina dia aza matahoatra fa amboarin'ny vazah aeo foana isika ary tsy ampy azy mihitsy fa ho lasany mbamin'ny rivotra iainana ao madagasikara.

KA ajanony le resaka tgv sy le8 di aalefaso lavitra ny saina ahazoana vaha olana amin'izao tsy fandrosoana izao.
novalian'i bazylou ny 25/06/2011 07:50
2. Veloo ( 23/06/2011 17:48)
volohany aza manvakavaka e... Jereo ny vokatra nataon'ny tsirairay dia ho itanao zay tokony atao.
3. Noue ( 23/06/2011 19:36)

bazylou:


KA ajanony le resaka tgv sy le8 di aalefaso lavitra ny saina ahazoana vaha olana amin'izao tsy fandrosoana izao.



tena efa mivika ity bazylozotra ity eee ! voan'ny aretin'inona no hadino sahady ve ity ee ??

bazylozotra:
bazylou - 22/06/2011 19:46
dia amboarina e.
Izay dia faly ery le gasy kely nefa tsy hitany fa i le8 mihitsy no mpanandevo ny gasy ary faly be sy tanjona tadiaviny ny hoe manana andevo sy mpiasa gasy 20.000.000.

Tsy mila an'ilay 8

beurrrkkk

http://forum.serasera.org/forum/message/m4e022a7bddc01


beurkkkkk
4. cyril ( 23/06/2011 19:51)
m6m6 sisa n vitanlĂ ..huhuhu
5. bazylou ( 25/06/2011 07:50)
tsy nahita avaly indray ry zareo dia lazaina fa izao e, maketsy makeroa e,

nahatsiaro voavaka angaha ianao ??
beuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4361