fanangezana vatana

1. guant ( 21/06/2011 05:43)
bjr!
inona no tsara hanina raha te hanangeza vatana?
manao aona ra ireny proteine reny no hanina? d aona ny atao?
misaotra mialoha!
2. caprio ( 22/06/2011 20:35)
Diso hevitra isika matetika fa ny protaka raha tsy olona mibata vy dia tsy mandaitra mihintsy,satria ny antony dia refa avy mibata vy isika na avy mikotrana dia mitady anio protaka io ilay nofo ,fa raha mihinana fotsiny @zao dia tsy mandaitra io,tsy dia manana fotoana firy za anazavako azy fa @manaraka azavaiko misimisy,fa ny torohevitro zany dia we: mihinana protaka de mikotrana mafy fa ho hitanao fa ngeza vetivety enao, za dia pikotrana taloha tao atsahamanitra fa efa antitra ankehitriny,fa tsy misy atahorana ny fihinanana proteine fa karazana sakafo io
3. mirananirina ( 23/06/2011 08:22)
jereo ato @ net ny zvt hohanin'ireo mpanao musculation mahangeza vatana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.115