Ny fitiavana marina.

1. AndriambyII ( 18/06/2011 21:14)
Araka ny fitenenana dia mahajamba ny fitiavana,marina ve ny mifanohitra aminy hoe mampihiratra ny mitia ? Tena rehefa natao ny kajy dia voahozon' ny habibiany ny olombelona , ary tsy mahafantatra ny hiafarany @ lafiny fitiavana .Ny faty foana no setriny na ho ela na ho haingana .Mangànana ny fara amandimby teraka hiantsoroka ny vesatry ny andraikitra sy adidy tsy maintsy zakaina . Toa velombelom-pahatany tsy vanon-ko olona ireo mihazakazaka hamonjy fitiavana havia sy havanana eran"ity tany ity . Ohatra iray ny fitiavan' i Cesar sy Cleopatre .
Mba ahoana ny fandinikareo ny fitiavana voakarakara sy terena ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.353