fankatoavana iraisam-porenena

1. papala ( 08/06/2011 05:43)
-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe :
- noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ….
- sady manara-maso azy ny eran'izao tontolo izao, de mahita ireo laingalainga be dia be hataony de vao maika mihinan- .
- vao andeha any gaborone izy de ny fitanisana sy fanaratsiana an'ireo filoha teo aloha no afafiny @ TVM. de vao maika mitombo ihany ny ol tsy tia maizina azy.
- FA HIPOKA IO FA EFA MAFY LOATRA NY FIAINANA ETO MADAKASIKARA AN. rehefa tsy tafavoakany de lazAiny fa misy mamingana foana nefa NY TSY FAHAIZAN-DRAJOELINA sy NY FORONGONO NO MAMPAHALENTIKA AN'ITY FIRENENA ITY!

DE RAHOVIANA IHANY ARY RY LE TSIVANONA IREO NO HIALA TEO E?
novalian'i andreasr ny 22/06/2011 09:28
2. andreasr ( 22/06/2011 09:28)
ozy zao any an-tsainy any oe: ENDRASO EO POLY xD
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1648