Harotsilavo Rakotoson, Riana Andriamandavy sns... diplôme hosoka na lainga, belazao amin'ny fianarana tsy natao.!!!! Zany ndray zao no toa lasa malaza eto an-tanindrazana

1. cpd8910 ( 20/05/2011 23:22)
Neheno tsilian-tsofina teny hoe eny izahay momba diplôma doctorat (Ph.D) lazain'ingahy Andriamandavy Riana fa ananany (jereo post tany aloha). Nanao vérifications dia toa tsy mahita na kely akory momba ny fandalovany tao Harvard.

Mihetsiketsika indray ingahy Harotsilavo Rakotoson dia mitonona koa fa nianatra mafy tany Harvard. Ny mampifandray ireo cas roa ireo dia tokana: refa jerena site web université dia tsy hita ao daholo ireo tary ireo. Ny liens misy an-drizareo hita eny amin'ny tranon-kala rehetra eny dia na facebook, LinkedIn sns (sites communautaires) izay samy manora-tena ao daholo zay te hanoratra. Université goavana be toa an'i Harvard ireny nefa dia iaraha-mahalala fa manana site farak'izay raitra. Ary tsy mieritreritra ny hahazo baoritra ao akory raha tsy mba nanao recherches netinety, publications vitsivitsy na nandray anjara tamin'ny conférence, atéliers sns maromaro...izay tsimaintsy misy trace quelques parts sur la toile foana. Nefa ny mampitolagaga dia rehefa atao amin'ny moteur de recherche mahazatra ny anaran,ireo dia tsy misy n'inon'inona momba Harvard na articles sns...

Ka mba mahaiza mandainga zalah raha dia samy handainga ihany a! Raha université kely tany Bénin sa République Centrafrique sa Congo ohatra no lazain'ialaha isany fa nazahoana doctorat dia mety tsy misy kôpy ny kil satria tsy manana tranon-kala akory ireo oniversité ireo. Fa hanao be lazao sy handainga ihany ve lesy dia harvard no hosavihina hihihi. I Harotsilavo misy siosio hoe toa nianatra 6 volana tany States (fa tsy Harvard ary tsy diplôme be genre hoe Doctorat toa ny ihamboany ihany koa fa toy ny formation continue kely) fa i Riana Andriamandavy dia toa tena mamafy rivotra mihintsy raha ny feo mandeha.
novalian'i cpd8910 ny 03/07/2011 02:21
2. raerband ( 26/05/2011 16:15)
Grav koa izany an!!
3. cpd8910 ( 03/07/2011 02:21)

Grav no mahamenatra rahalahy! Mpivarotra mangidy, mpiloka, mpitarika posy eny amin'ny sisiny koa atsy ho atsy ho hihambo fa manana Ph.D tany Princeton sa Cambaridge dia ho lasa ministre.

Ny mampihomehy iray koa dia ity. Na ny olona nanao ny doctorat-ny tao Frantsa reny malala ihany koa dia lasa milaza koa fa Ph.D ny diplôma-ny (Sahondra Rabenarivo ohatra). Taiza koa no nisy Ph.D tao Frantsa? Fa efa zary lamaody moa ny Ph.d, mba "IN" kokoa ngaha rehefa hoe Ph.D dia milaza azy ho Ph.D daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079