tsy tokony efa mahazo mampirafy ara-dalàna amin'izay ve ny lehilahy ?

1. midjoh ( 18/05/2011 08:05)
Statistika no miteny fa ny isan'ny vehivavy dia avo efatra eny ny isan'ny lehilahy. ka ho fanomezana fahafaham-po an'ireo vehivavy zay mbolo tsy misy mpitia dia tsy hamena tsiny intsony ny lehilahy manana sipa na "DEUXIEME BUREAU" any ivelany. sa ahoana ry bandy akama isany !!!
novalian'i primorh ny 19/11/2011 11:57
2. laimiday ( 18/05/2011 08:53)
midjoh:

Statistika no miteny fa ny isan'ny vehivavy dia avo efatra eny ny isan'ny lehilahy. ka ho fanomezana fahafaham-po an'ireo vehivavy zay mbolo tsy misy mpitia dia tsy hamena tsiny intsony ny lehilahy manana sipa na "DEUXIEME BUREAU" any ivelany. sa ahoana ry bandy akama isany !!!

Fahotana mahafaty ve hoalalahana rahavana a ?
3. 0uioui ( 19/05/2011 11:07)
Ye...ataovy tsara de rehefa tapitra amn vevavy ny karama kely sy vola kely eo ampelatanana sady tsisy ekonomia vao mipapapapa etsy s'y aroa .fangah ho velomina amn ravimanga reo vevavy sy ny zanany aveo reo
4. mirananirina ( 19/05/2011 14:19)
Inona moa ny olana raha mampirafy ianareo .misy milaza fa fahotana izany..nefa ny razambetsika taloha dia afaka manambady maro,à condition nefa manambola ianareo hamelomana ny etsy sy eroa fa tsy ny vhv indray no tatahanareo,na hoe tsy mianatra ny ankizy fa tsisy vola
5. soanja ( 20/05/2011 00:22)
midjoh:

Statistika no miteny fa ny isan'ny vehivavy dia avo efatra eny ny isan'ny lehilahy. ka ho fanomezana fahafaham-po an'ireo vehivavy zay mbolo tsy misy mpitia dia tsy hamena tsiny intsony ny lehilahy manana sipa na "DEUXIEME BUREAU" any ivelany. sa ahoana ry bandy akama isany !!!

Marina mihitsy ny tenin'i Miranirina io ambony io tsy ny tsy fahafahana hifampidipiditra taovam-pananahana anie ny olana raha miezaka misakana izany ny fiarahamonintsika sy ny finoantsika fa ny fahafahan'ny iray mahatsapa fa tsy vitan'izay fotsiny ny fiainana fa miaraka amin'izany koa ny fandraisana andraikitra.

Firy ny Statistika ny vehivavy miteraka tsy manambady ao Madagasikara na hoe firy ny isan'ny zaza tsy manan-dray ara-dalana ka misy mpikarakara feno?

Ny vehivavy ihany no mitondra ny mafy indrindra noho izany.

Amiko dia mila fanabeazana mafonja ny tanoralahintsika. Mba ho fantany fa raha maka fanapahan-kevitra dia mandray andraikitra tamin'izay natao fa izay no maha olom-banona ny olombanona. Fandraisana andraikitra ary fitsinjovana ny ho avy.
6. sarbika ( 21/05/2011 19:19)
za ndray alou d tsy manome tsin ny lhl rah mampirafy e! fa zany hoe mba hajao le ao an-trano e! d aza mampiteraka le any ivelany kou fa manjary mampjaly ankizy. zay d maztou.
7. ledala ( 21/05/2011 22:46)
Misy marina daholo izany voalaza izany, Ndeha anie atao hoe tsy misy manaiky hampirafesina ny vehivavy rehetra eh, inona no ho ataon'ireo lehilahy ireo sy ny filany? ho any amin'ny lehilahy indray? sa hitady biby toy ny efa miseho any amin'ny firenena sasany?
Vokany: sembana ( mialatsiny ho an'izay sembana), aretina zatsy na zaroa, ady( adin'ny mpivady, ny mpirafy, ny mpianaka, ...) herisetra , ...fehiny vokany ratsy 10 amin'ny vokatra "tsara"1.
8. samyah ( 23/05/2011 18:26)
misy fahamarinana daholo zany rehetra znay nefa kosa? efa vosoratra ao anatiny baiboly ilay we aza MIJANGANJANGA fahotana anie zany eh !nefa de mbola misy iany reo lelahy mnao fananina?tsy lelahy iany nefa fa misy koa reo vevavy!nefa an!raha manana vola aradalana amelomana ny ao antrano sy any antokotany izy de azy ny azy !ary fahotana ho azy rery !mazt doll!
9. ravonjison ( 26/05/2011 09:55)
Aza atao mandeha ila ilay izy midjoh a, raha avela afaka mampirafy ny lehilahy , dia aoka mba avela afaka mampirafy koa ny vehivavy. Satria miresaka fahafahampon'ireo vehivavy ( araka ny isa) ianao, tsy ny isa ihay anefa no mi-jouer role amin'ilay izy. Misy koa ireo vehivavy efa manana ny vadiny na ny sipany , saingy tsy mahafapo azy ny eo ampelatanany. Noho izany aoka homena fahafahampo daholo na ireo efa manana lehilahy , na ireo tsy manana ( noho ny statistika).
Noho izany : raha afaka mampirafy ny lehilahy, aoka ho afaka mampirafy koa ny vehivavy, amin'izany mitovy tsara ny fepetra misy azy ireo. Dia ho hita eo izay mahatanty tsara ny vokany.
Raha manana vady na sipa ianao , dia andramo ange e, avelao izy ampirafy , dia ho tantarainy aminao hoe : afapo tsara izy.

Amiko tsy " raison" mihitsy ilay hoe : raha afaka mamelona ireo vadiny sy zanany izy dia aoka hampirafy araka izay tiany sy ilainy, na hoe efa nataon'ny razantsika izany ka aoka atao koa.

Ny manadanja amiko dia ny hoe : raha manana zo hampirafy ny lehilahy , dia aoka hanana zo hampirafy koa ny vehivavy. Mazava hoazy fa ny fananana io zo io dia mitaky andraikitra koa.
10. Incyah ( 02/06/2011 09:08)
Marina zany ary miombonkevitra amin i ravonjison zah amn io .mazto doll
ravonjison:

11. BRIOCHE ( 08/06/2011 06:03)
Lehilahy iray hoa n'i Vehivavy iray, zay no voasoratra, ary aoka ny lehl ho tia ny vadiny, ny vehv ho tia ny vadiny, fa izay tsy misy mpitia de mahandrasa fa tonga eo foana ny tia, tsy misy taona zao ny fitiavana ka tsy misy kaonty ny hoe zoky sy zandry fa mila miandry nareo, aza maimaika fa manjary manimba ny fitiavan'olona efa mandrobona. Tsy azo atao ny mapirafy fa manimba saina io, makarary fo, sady tsy maha ela vel , Mahandrasa e, mztou dôly
Incyah:

Marina zany ary miombonkevitra amin i ravonjison zah amn io .mazto doll
ravonjison:

Aza atao mandeha ila ilay izy midjoh a, raha avela afaka mampirafy ny lehilahy , dia aoka mba avela afaka mampirafy koa ny vehivavy. Satria miresaka fahafahampon'ireo vehivavy ( araka ny isa) ianao, tsy ny isa ihay anefa no mi-jouer role amin'ilay izy. Misy koa ireo vehivavy efa manana ny vadiny na ny sipany , saingy tsy mahafapo azy ny eo ampelatanany. Noho izany aoka homena fahafahampo daholo na ireo efa manana lehilahy , na ireo tsy manana ( noho ny statistika).
Noho izany : raha afaka mampirafy ny lehilahy, aoka ho afaka mampirafy koa ny vehivavy, amin'izany mitovy tsara ny fepetra misy azy ireo. Dia ho hita eo izay mahatanty tsara ny vokany.
Raha manana vady na sipa ianao , dia andramo ange e, avelao izy ampirafy , dia ho tantarainy aminao hoe : afapo tsara izy.

Amiko tsy " raison" mihitsy ilay hoe : raha afaka mamelona ireo vadiny sy zanany izy dia aoka hampirafy araka izay tiany sy ilainy, na hoe efa nataon'ny razantsika izany ka aoka atao koa.

Ny manadanja amiko dia ny hoe : raha manana zo hampirafy ny lehilahy , dia aoka hanana zo hampirafy koa ny vehivavy. Mazava hoazy fa ny fananana io zo io dia mitaky andraikitra koa.

12. primorh ( 19/11/2011 11:52)
lehilahy ny tenako. Tinao ve ny vadinao? Iray ihany ny tena fitiavana, koa nahoana no ampirafesinao izy. Ny mora dia aleo mitsotra aminy, raha tsy manana fitiavana azy intsony ianao. ny olana lehibe dia tsy mahay mitia ny lehilahy nefa tsy mba miezaka ny manampy azy ny vehivavy. Satria tsy mahalala ihany koa ny vehivavy. Tsy mahay mandray fitiavana avy @ vehivavy ny lehilahy, ary tsy mahay manolotra fitiavana lehilahy ny vehivavy. Ohatra, mety ve ny zavatra nataon'ny jesosy nidina tety ary nanolotra ny ainy? Hotsaraina @izany izy. Raha mahasoa anao, raha mifanaraka madio ampitiavana ianareo roa, ary tsy manakorontana ny hafa dia angamba mety ho azo atao. Ary tsy meloka ianao eo anatrehan'ny fitsarana
13. primorh ( 19/11/2011 11:57)
azo atao izay rehetra mahasoa. Ohatra, azon'ni jesosy ny mandao ny asany ka tonga ety an-tany izy, ary mbola manolotra ny ainy. Raha zavatra tsy misy dikany dia ho meloka @izany izy. Vady iray dia sahaza ny lehilahy iray, raha misy saina ilay lehilahy.
Marihiko fa mitady vady aho, fa mampirafy ahy ny vadiko, ary efa misaraka izahay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1606