Alzheimer

1. guant ( 05/05/2011 15:57)
aona ny atao ny atao am olona voan'ny alzheimer(84 ans) mba tsy hifohafoha fona am alina!zady tsy mahatazona pipi!
novalian'i guant ny 25/07/2011 07:20
2. mahefad ( 05/05/2011 19:53)
guant:

aona ny atao ny atao am olona voan'ny alzheimer(84 ans) mba tsy hifohafoha fona am alina!zady tsy mahatazona pipi!

Tsy misy azo atao afa-tsy ny manao "couches"
3. arialy ( 06/05/2011 08:00)
tena marina io , asiana couches , ny fifohazana amin'ny alina indray matetika dia ampiasaina lit médicalisé (indramina na hofaina amin'ny sécurité sociale).
dia arakaraky ny traitement amen'ny medecin traitant (calmant sns), satria matetika ny alzheimer misy dépression fona (masiaka sns...)
4. guant ( 10/05/2011 11:53)
sotra anareo! fa nga mo tsy misy calmant oe zakany mba mapatory azy!
arialy:

tena marina io , asiana couches , ny fifohazana amin'ny alina indray matetika dia ampiasaina lit médicalisé (indramina na hofaina amin'ny sécurité sociale).
dia arakaraky ny traitement amen'ny medecin traitant (calmant sns), satria matetika ny alzheimer misy dépression fona (masiaka sns...)
5. arialy ( 10/05/2011 12:20)
normalement amen'ny medecin traitant calmant izy ireny fa tsy maitsy adapté amin'ny cas-ny ny omeny azy.
ny dokoterany iany no mahalala izany, fa ny lit médicalisé aza adino fa tena manampy
6. mahefad ( 12/05/2011 07:29)
Aiza aloha ilay olona : Eropa sa Madagasikara ?
7. guant ( 12/05/2011 14:17)
eto madagascar k!misotra!

mahefad:

Aiza aloha ilay olona : Eropa sa Madagasikara ?
8. mahefad ( 16/05/2011 09:30)
Tsy mifanandrify izany ny torohevitr'i Arialy satria tsy misy sécu handray an-tanana findramana fandriana , ny vidin'ny couches aza efa mety ho lafobe
Dia tsy maintsy amin'ny ady gasy ihany izany...
9. arialy ( 29/05/2011 18:36)
tena tsy mitovy marina fa neveriko fa europa ilay olona , azafady
10. diamondra27 ( 16/06/2011 18:37)

ny olona rehefa antitra dia normal rehefa tsy mahatazona urines satria misy relâchement ny sphincter

fa firy ny MMS-ny ?
MMS= Mini Mental State

jereo ity site ity dia ho fantanao ny valiny, ampanaovy an'io ilay olona

http://www.paris-nord-sftg.com/outils.mms.0211.php3
atambaro ny resultat avy eo dia hitanao na démence firy ème degré no misy azy , izany hoe démence légère sa sévère sa inona




Tokony efa nahita dokotera izy matoa diagnostiqué hoe alzheimer izany. Noho izany dia tokony nahazo fanafody mifanandrify @ aretiny

Ny torohevitra dia aza ampisotroina rano ilay olona après ny 19H dia @izay tsy manao urines be loatra @ alina, mbola afaka mitsangana ve ilay olona? Raha mbola afaka mitsangana dia manaova rituel alohany hatory dia asaivo mandeha any @ toilettes( accompagner-na moa izany e!) dia rehefa minuit, dia rehefa @ 5h maraina . Fohazina izy rehefa matory. Andramo io aloha raha mety , dia miezaka ianareo mijery hoe: @ firy izy no manao 2ème urine, avant minuit ve sa mahatanty à minuit , dia atao ohatr'izay foanailay izy e! maka cahier dia noter-na hoe: t@ firy izy nanao selles na urines dia ajuster-na par rapport @iny ny horaire hitondrana azy any @ toilettes.
Mila patiences e! Aza kivy

11. guant ( 25/07/2011 07:20)
misaotra betsaka anareo amin'ny torohevitra!
eto a vao mandinika! fa tiko ho fantatra oe !manao aona kay le stade le alzheimer
fa sode mbola tsy iz le iz!
fanamarihana:
mitehitehaka tsy akijanona lay ol,
refa tazonina ny tanany d mandeha ndray ny tongony na ny vavany ndray no mimenomenona!
masika indraindray!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2134