golf type II phase I sy golf type II phase II. Inona no mahasamihafa an'ireo? Mijery indray aho endrika ivelany fotsiny, golf type II sy golf type III dia tsy hitako izay mahasamihafa azy, misy afaka manazava ve?
Type 2 phase 1, pare choc kely; type 2 phase 2 pare choc be, ankoatra ny fivoaran'ny motera. Tsisy itovizana ny Type 2 sy type 3 ra endika ivelany fa so de diso le fantanina?
N golf type 2 phase 1 jereo f mis tsipik kel zay @ varavaran aloh d tong d mpetak @ varavarn n retroviseur fa n phase 2 tsis sad haf mits n fipetraky retroviseur § N resak mecaniq ndray d transmiss° kel n an ny phase 1 rah ef lehib mtov amina golf 3 n an'ny phase 2 §
Rah n resak mecaniq zan d manakaiky koko n golf typ 1 n golf 2 f mis fivoarany kely fotsin !
N golf 2 phase 2 ndray d'efa mtov mecaniq @ golf 3 fa n endrika ivelany fotsny n hafa !
FA AZA ADINO FA N GOLF 2 PHASE MAFY B N CAROSS noho n GOLF 3
d zao ! az adino fa na samy golf 2 phase 2 aza d mis karazany maro : golf 2-55,75,90,syncro,country,g60,limited,rallye,....d arakarak zay n lanjany,n heriny ,s n tanjany