RIANA ANDRIAMANDAVY II (TOURISME): MARINA VE HOE MIFÔSIKA HO Ph.D ?????

1. cpd8910 ( 04/04/2011 16:55)
Maro no nametram-panotaniana raha nadre fa toa tsy manana Ph.D araka ny lazainy eraky ny tanety akory io rangahy lasa Ministre io. Nisy nilaza taminay fa raha miditra ao amin'ny site web Université de Harvard dia toa tsy hita ao amin'ny liste des diplomé en doctorat (Ph.D) ao hono razoky. Ny tsy dia havanana amin'ny recherches moa dia ny mampiditra ny anarana feno amin'ny moteur de recherche no tsotra indrindra. Refa natao sur Google ny hoe RIANA RANDRIAMANDAVY dia resaka dia tsy misy trace farak'izay kely tamin'izay mety ho fandalovany tao Harvard.
Ny fanotaniana mipetraka dia hoe: mba nisy vérification ve nataon'ny mpitondra talohan'ny nomination tompon'andraikitra goavana toa ireny sa dia mino zay tenenin'ny tsirairay. Pierrot Rajaonarivelo koa mantsy, asa zay fahamarinany, fa misy milaza fa tsy nandalo na 1 andro tao amin'ny ENA nefa milaza koa fa sortant ENA.
Samia mijery akaiky fa raha marina daholo zany rehetra izany dia tena efa lalaovin'ny tsy mataho-tody ny firenena. Mpitarika posy any aoriana no hilaza koa fa nahazo Ph.D tany Oxford sa Cambridge dia ho lasa ministre!!!!!
novalian'i bazylou ny 07/05/2011 18:22
2. 0uioui ( 08/04/2011 14:22)
misy analyse atao amin'ireny dossier nireny candidat etsy sy eroa ireny ka matoa izy angamba lany dia mitombona ny renseignement rehetra nalefany ?
3. cpd8910 ( 14/04/2011 02:21)

0uioui:

misy analyse atao amin'ireny dossier nireny candidat etsy sy eroa ireny ka matoa izy angamba lany dia mitombona ny renseignement rehetra nalefany ?

oui-oui sa béni oui-oui? Asa ry ise na nisy analyse na tsia fa miaina ao anatin'ny teknolojia avo lenta isika izao ary farak'izay mora sy tsotra ny mizaha hoe misy marina ny baoritra toa ireny na tsia, manana site web daholo refa université goavana rehetra ary misy ny liste des diplomés ao. Olona nanao Ph.D zany koa tsimaintsy misy trace quelques part ny thèse-ny, izay articles mety nosoratana sns. kanefa io Rangahy io dia tena tsy ahitàna trace na ao amin'ny liste des diplomé de Harvard na any amin'izay mety ho lien kely mampifanojo azy amin'io Université io. MAMPIAHIAHY!!!!
4. bazylou ( 07/05/2011 18:22)

ka ny azy anie tsy ph d fa pd no azony e,,, tsy hita trace, looooooooool
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2318