29 mars

1. maxrazzi ( 02/04/2011 07:24)
Nankaiza ny tantara malagasy ? tsy nisy na iray monja aza television nandefa doc na inona na inona karazany mikasika an'i Madagasikara ny 29 mars teo. Ny TVM moa ny revolution arabe no nalefany. Ny VIVA zara raha nanana teaser-na 7s. Ny ambiny otran'ny isan'andro. Ny tena tsara angamba dia aleo hadinoina any mihitsy ny 29 mars satria tsy dia misy vokany loatra. Mampitombo ny andro tsy iasana fotsiny. Na ny toaka hoe tsy azo sotroina aza misy mivarotra ankitsirano izao. Ary ny tena lalina dia ny nahitana Polisy mamo teo Ambanidia.
foano ny 29 mars e. Ny olona nitolona t@ koa efa ho lany tamingana.
novalian'i rijadolly ny 03/04/2011 07:46
2. rijadolly ( 03/04/2011 07:46)
Izay ilay tanjona e! ny tanora mandimby mba hanadino ny fahorian'ireo teo aloha, azo mora fotsiny amin'izay ilay fanjanahana amin' hendriny vaovao.
Amin' alahelo lehibe no hitenenako an' se fa: May tao amin' TVM sy RNM ry se ireny a! tsy nisy izany hoe natosika teny ambonin' raopilanina izany, tsy nisy izany hoe no tifirina tao anaty masinina izany, nodorana velona ny fianakaviana tao an-trano, fanaovana antery ry vady sy ny zanaka teo imason'tena izay nataon'ireo mpampandry tany, Zavatra tsara vitan' ny mena sofina izao no tokony atao ao an-doha angamba. Mahereza manohitra hatrany fa mbola tsy vita ny tolona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008