Si je suis français je voterai Marine le pen à 1000 %

1. AndriambyII ( 15/03/2011 20:51)
Fanitsiana ny lohahevitra teo ambany .
2. vale ( 15/03/2011 23:17)
puréeeeeeeeeeeeeeeeeeee, voter pour la famille LE PEN en tant qu'étranger?! méme si j' étais citoyenne je ne voterais jamais pour la famille Le Pen, ohatry ny ireny oul tsy mba mandé vacances sy mila ny tombontsoa avy any ivelany France ireny, tssss, racistes, personnellement, j'aimes pas! aleoko indray i le petit, mdr!
3. AndriambyII ( 15/03/2011 23:39)
Mamaààààààànnnnnnnn !! Tu es tellement vorace ! veux tu nous asphixiés ou tu veux notre extermination à jamais ? On n' est pas humain d' aprés toi ??
4. vale ( 15/03/2011 23:46)
ou est le rapport??? qu'est ce qu'ils vont faire de bons à part,chasser les étrangers, Dégeu!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
5. vale ( 16/03/2011 00:27)

AndriambyII:

Mamaààààààànnnnnnnn !! Tu es tellement vorace ! veux tu nous asphixiés ou tu veux notre extermination à jamais ? On n' est pas humain d' aprés toi ??

là, toutes ces questions,il faut les poser à Tantine le Pen méme, hi hi hi hi hi..
6. lagoon ( 16/03/2011 17:46)
AndriambyII

Ny ahy ny fanontaniana hapetrako dia rahoviana vao hisy Marine Le Pen malagasy?
raha dinihina ange ny tantara dia marina ny tenin'i Ranavalona 1ère!
7. bazylou ( 16/03/2011 20:04)
efa misy ny lepen gasy fa ianareo no tsy mahalala sy tsy mahafantatra,

o ry andriambill a, mbola si izany fa tsy hoe tonga dia ataoko

beuurrk
8. vale ( 17/03/2011 15:57)
fantatro fa i "Dada" indray izao io tenenin'i bazylou oe "Le Pen" gasy io aaa, satria ve izy tsy nitambitamby t@ lafrantsa?! tsy voatery lafrantsa koa anie no azo hitambatambazana e, jereo ftsn ny dettes afany t@ fifandraisany tà firenen-kafa!!.. hafa i Deba koa, izy aza lafrantsa no hialokalofany @ fahanterany sy hanangonany ny fananana be azony nandritry ny fotoana nitondrany teo, dia iny koa le TGvendrana fa mba nanaraka ny ataony koa hono, mampiome be dol sady beuurkkk be dol, hi hi hi hi....
9. bazylou ( 18/03/2011 18:43)

tsy izy 4 mitsama mihitsy aloha ilay izy e, aleo hazava

diniho dia jereo,


beuurrk
10. AndriambyII ( 22/03/2011 15:05)
Les 4 mousquetaires ! he he he he !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2959