Namana ao Allemagne

1. soanja ( 13/03/2011 10:06)
Hono hoy aho misy namana eto am serasera ve ao Allemagne? mba andefaso mail aho raha maniry te hihaona amiko ianao. Hiresaka momba an'i Madagasikara sy ny ho aviny. am Avril. Siegen, Hannover, Berlin ary Frankfurt.
novalian'i soanja ny 04/04/2011 01:12
2. sipagasy ( 31/03/2011 13:48)
mmhh dia avy mankany dia mitsoriaka kely aty amiko!! hihihi
3. soanja ( 01/04/2011 23:47)
sipagasy:

mmhh dia avy mankany dia mitsoriaka kely aty amiko!! hihihi

Satriko dia satriko anie izany saingy aleo ho zokin'ny any aoriana malala an.
4. hery ( 02/04/2011 04:11)
Hitako ao amin'ny
http://namana.serasera.org/namana/tadiavo
Firenena: Germany
5. soanja ( 02/04/2011 06:27)
hery:

Hitako ao amin'ny
http://namana.serasera.org/namana/tadiavo
Firenena: Germany

Misaotra Hery. Hanoratra amin'izay ho akaiky aho izany dia hita eo. Tsy dia misy hitako mandao eto loatra ireo solonarana ireo an. I Gasisahy izao no mba fantatro sy tadidiko ka aleo izy aloha zany no anoratana voalohany.
6. hery ( 03/04/2011 21:47)
i Gasysahy toa tsy ao Allemagne intsony raha ny noresahany tao amin'ny karajia.

Fa ao amin'ny karajia koa misy an'i Angelina_ any allemagne sady tonga dia hita ao mivantana azo iresahana izy. Toa eo amin'ny amin'ny 17h (Ora Paris) eo foana izy no hitako miditra. Ny fidirana dia ao amin'ny http://karajia.org

Hery
7. soanja ( 04/04/2011 01:12)

Ok misaotra fa hojereko zany izy rahampitso raha mandalo ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3279