ratsiraka mitapy
1. bazylou
(
01/03/2011 19:29)
Milaza ilay rangahy iny fa hoe Mouvance Ratsiraka mbola ilaina ? Sady namono olona no nitondra an'i Madagasikara tany @ fahantrana lalina dia lalina nandritra ny 20 taona. Mila samborina iny fa iny koa no tena mbola mpanao manoeuvre politique manankorontana any ivelany any.
novalian'i soanja ny 02/03/2011 23:22
2. soanja
(
01/03/2011 23:01)
Ary i Andry Rajoelina angaha tsy mba namono olona???? tokony ho samborina koa ve ilay io sa ahoana hoy Ise???
3. xhavier
(
02/03/2011 06:30)
I Bazylou no tena mitapy fa tsy lay rangahy lazainao io sady ianao de mitady aretin'nadoha sy aretim-po jereo anie fa tsy msy na zara misy mamaly zay lazainao e! mba firy lohahevitra soratanao de firy no mba misy mijery sy mamaly
soanja:
Ary i Andry Rajoelina angaha tsy mba namono olona???? tokony ho samborina koa ve ilay io sa ahoana hoy Ise???
4. nyhaingo
(
02/03/2011 11:24)
hihihihih ary maninona ra i bazylou mitsy no samborinareo dia vita e
5. xhavier
(
02/03/2011 11:29)
Tsy fanjakana didy jadona ny ato amin'ny itony fa ady hevitra ka tsy hoe samborina daholo zay maneho hevitra rehetra re ary ny hevitra no ampiadiana fa tsy sandry koa e! avelao izy hiteny sy hireska fa aza samborina zany
nyhaingo:
hihihihih ary maninona ra i bazylou mitsy no samborinareo dia vita e
7. soanja
(
02/03/2011 23:22)
xhavier:
I Bazylou no tena mitapy fa tsy lay rangahy lazainao io sady ianao de mitady aretin'nadoha sy aretim-po jereo anie fa tsy msy na zara misy mamaly zay lazainao e! mba firy lohahevitra soratanao de firy no mba misy mijery sy mamaly
soanja:
Ary i Andry Rajoelina angaha tsy mba namono olona???? tokony ho samborina koa ve ilay io sa ahoana hoy Ise???
Hihi aretim-po amin'ny ahoana??? impiry izay efa nandalovako re zao e. tsy ny famakina'olona ny lohahevitro no mety olako fa aza manahy. Manoratra aho satria entanin'ny tanako sy ny saiko. Mazotoa ary mitia an'ilay prezida .