rehefa inona
1. bazylou
(
27/02/2011 13:29)
rhf inn kay vô vonona ho faty ny gasy ?
ny arabo zao dia mazava fa vonona ho faty am :
- resaka finoana sy fahafahana !!! ny antsika, inona ??????
ny arabo zao dia mazava fa vonona ho faty am :
- resaka finoana sy fahafahana !!! ny antsika, inona ??????
novalian'i andry08 ny 07/03/2011 14:08
2. milamm
(
28/02/2011 00:08)
lasa aloha tsy voahevitra mialoha foana ny hafatry bazy, zao ary kalo ela ry bazy ho an-fat sa ho an'iza frantsa sa ny Malagasy afokainla, ataovy mazava. Ny resakela de misy fitiavantanindrazana(patriotism) fa ny hevitrela de manaratsy ireo niavinla n'aiza misy anla na aiza. Inona no tanjona akaiky tinla ho tratrarina @ zao hanasoa sa ankahala reo mpiray fiavina sy Tanindrazana amla sa hanenijika azy iroe @ fahoriana manjo azy noho ny tsy fahaiza-mandamina arapitantanana ny fitondrampanjakana. Tsy anisany le mividy vary 1180 Ar/kg akory ela na za fa aza mandatsa azy ireo, mafy zany ho an'ny olona miaina any fantaro. Ireo tena vonona hanasoa nge efa mitombo hanatsara ny lafiny rehetra na ny olompirenena tsara sitrapo na ireo manolotena koa avy any ivelany hanampiana ny traboina t@ reny bingiza reny tsy ny ao antoerna ihany fa ny aty ivelany koa fa inona ary no hevitra iraisana ahafahana miray fototra areniny rehetra tanterahana(leadership) araky ny hevitra sy ny toerana misy an'i bazy mba lazao aminay
3. soanja
(
01/03/2011 22:14)
bazylou:
rhf inn kay vô vonona ho faty ny gasy ?
ny arabo zao dia mazava fa vonona ho faty am :
- resaka finoana sy fahafahana !!! ny antsika, inona ??????
Asa tokoa. Za aloha vonona e. Raha maty eo ampanaovana adidy ho an'ny tanindrazana/ planeta tany na an'Andriamanitra aho dia izay no tena fahasambarako indrindra satria fantatro ny miandry ahy ankoatr'izao fiainana izao.
4. bazylou
(
02/03/2011 18:50)
raha toa anao daholo manko ny gasy ry soanja.............. dai mba efa nilahatra tam zamerika i hany angamba e???
indrisyyy
indrisyyy
5. andry08
(
07/03/2011 14:08)
ndana mivonona ho faty ho an'i dago fa izahay tsy hanao, tena mba kôzy e! tsy hatakaloko ny fiainako i dago