Malagasy voatazon'ny piraty tany andranomasina
1. soanja
(
26/02/2011 05:25)
Mba misy miahy koa ve ireo malagasy 4 sa 5 mbola voagejan'ireo somalianina piraty???
novalian'i soanja ny 28/02/2011 14:28
3. milamm
(
27/02/2011 01:28)
asa na mifanandrify @ vaovao nampitain'ireto rohy an-gazety anterineto zany ry zareo milaza efa votsotra ilay Malagasy iray, ary togole iray ny 4 volana voatazona ankeriny mpampihoroho Al-Qaeda north african wing AQMI efa nahery 4 volana lasa izay, namafisin'ilay minisitra ny ati-tany togole Pascal ny omaly zoma 25 feb 11 tsy nisy antsipirihany na ora mazava, ny fiarovana azy ireo ao dia eo ampelatanany minisitera ny fiarovana ny governemanta togole
http://www.reuters.com/article/2011/02/25/togo-madagascar-qaeda-idUSLDE71O1QW20110225
de ao koa ny gazety taratra milaza
http://www.taratramada.com/spip.php?article7665
donky efa nisy raha nanjary zany ny ezaka nataony mpanelanelana dia ireo orinasa mpampiasa azy reo mivantana frantsay, tsara fa nisy ny avotra iriana mba hitohy ny fanafahana ireo frantsay 5 (atr@ sept airlit/Nigeria) mbola any satria niasa @ reny toby fitrandrahana harena ankibony tany ireny no antondian'izy ireny dia babo ankeriny. De iarahamita eo njay ny tohiny fa mandrapaha e...

4. milamm
(
27/02/2011 02:45)
ary ny gazety androany dia
http://www.madagascar-tribune.com/Jean-Claude-Rakotoarilalao-et-deux,15539.html
ireo ilay mpiasany Areva, eto za vao kopy fa toa tsy resaka babo antsambo anontaniany soanja le mintsiny ity ngambany loool de tsy mbola fantatra aloha raha izay ka azafady fa resaka tsy mifandray lol

5. soanja
(
27/02/2011 04:31)
milamm:
ary ny gazety androany dia
http://www.madagascar-tribune.com/Jean-Claude-Rakotoarilalao-et-deux,15539.html
ireo ilay mpiasany Areva, eto za vao kopy fa toa tsy resaka babo antsambo anontaniany soanja le mintsiny ity ngambany loool de tsy mbola fantatra aloha raha izay ka azafady fa resaka tsy mifandray lol
Miezaka mitady articles vitsivisty momban'ireo Malagasy tantsambo voatazon'ireo piraty somalianina aho fa tsy mety hitako. Ny Gazety l'Express asa iny tamin'ny oviana no namoaka azy tsy ela.
Tamin'ny volana octobra 2010 dia nisy sambo komorianina iray notafian'ny piraty somalianina ary nisy gasy 4 tao anatiny. Taty amin'ny ranomasina indianina no nitrangan'izany. Ny commandant izay teratany mlagasy avy ao Mahajanga no tonga dia novonoiny teo no ho eo satria nila vonjy tamin'ny sambo japoney ireto piraty fa tsy ampy ny solika hitondra azy ho any somalia dia saika tsy hanampy ireo japs dia io tonga dia novonoiny io ny olona roa tao anatiny.
Isika miteny izao dia io sambo io no lasa bateau mere hanaovan'ireo piraty somalianina fiondranana mandeha ambony ranomasina lavitra be dia rehefa mahita sambo hotafiany izy ireo dia ampidininy ireo hors bord haingam-pandeha dia iny no hanafiany ny sambo tratrany.
Ny nampalahelo anefa koa tamin'ny decembre angamba iny dia nisy sambom-panjono kely no notafiany dia lasany ny Malagasy mpanjono ato anatiny. Raha ny fahalalako azy dia mihamaro ireo olona afrikanina alain-dry zareo dia ireo no ataony takalonaina rehefa misy zavatra takiany amin'ny firenena matanjaka. Izay no nitranga tamin'ilay sambo japs satria voatery tsy maintsy namatsy solika azy ireo ilay sambo japs saingy nahagaga fa tsy notafiany io sambo io.
Isika miteny izao dia mbola any ireo Malagsy ireo ary tsy fantatra ny momba azy ireo. Nisy vola notakian'ny piraty somalianina tamintsika Malagsy sy ny komorianina fa aiza moa no hananantsika io volabe million de dolara io?
marihana fa tena manakaiky an'i madagasikara tokoa ireo piraty ireo izao (Diego, fort dauphin) ary ny paquebot iray saika notafiany tamin'ny January 2011 teo fa mba tsy tody ny asa ratsiny satria kinga ilay kapitenin-tsambo.
6. soanja
(
27/02/2011 05:15)
indro misy vaovao vao hitako am tribune
http://www.lexpressmada.com/antsiranana-madagascar/21161-les-pirates-somaliens-accostent.html
http://www.lexpressmada.com/antsiranana-madagascar/21161-les-pirates-somaliens-accostent.html
7. bazylou
(
27/02/2011 13:33)
ko any somalianina aza efa tonga ao antsiranana manao base arriere ny diego koo.
sady miaraka amin'ny otage io ,
dia inona ihany no atao fa tsy mety tonga saina ramalagasy e,
ny fiadina seza atsy mahafotaka , ny olona tsy hiverina mandrakizay no endaendasina atao hira eo
beurrk
sady miaraka amin'ny otage io ,
dia inona ihany no atao fa tsy mety tonga saina ramalagasy e,
ny fiadina seza atsy mahafotaka , ny olona tsy hiverina mandrakizay no endaendasina atao hira eo
beurrk
8. milamm
(
28/02/2011 02:28)
efa voalazany express io fa raharaha mbola hitohy zany ka, fahafahana moa ny milaza ny hevitry ny tena fa mitotongana ambany ny fisainana mitsara avy hatrany fa tsy tonga saina ny Malagasy sns. Aiza ireny mpanongampanjakana hat ireny raha tsy mihoatra ny roapolo raha be indrindra ireo mpanafika ao Antsiranana sy miantsona ao le sambo no tsy voatohitra sa iandrasana vaza? i bazy sy lavanify no mahalala ny valiny
9. AndriambyII
(
28/02/2011 09:50)
Le navire Zoulfikar avec à son bord 12 pirates somaliens et 25 otages a été arraisonné au port d’Antsiranana dans le Nord de Madagascar. Le raid mené par la marine malgache samedi 26 février a été réalisé avec le renfort des forces internationales, à savoir, le CROSS Réunion, le CROSS Dar Es Salam (Tanzanie), l’Organisation Maritime Internationale (OMI) et la mission européenne anti-piraterie Atalante.
Dia efa io izany aloha no vita .Mbola betsaka ny sisa tavela .
Dia efa io izany aloha no vita .Mbola betsaka ny sisa tavela .
10. soanja
(
28/02/2011 14:28)
Eto aho vao mahatsapa fa izay mangata-bavaka tokoa dia mivaly! deraina lalandava ny Tompo nandefa iraka nanavotra ireo sahirana.