AIZA IRENY BASY IRENY

1. a256011 ( 21/02/2011 10:21)
Ireo basy ampiasain’ny Jiolahy ankehitriny. Avy aiza tokoa moa?
Sao dia ireny basy azon’ny vahoaka ( raha ohatra izany no ilazana azy) t@ ilay lundi noir izy ireny.
Jereo kely ange :



Aiza ireny basin’ny zandarima iray camion (ny GP no iray camion fa tsy ny basy a!) niandry ny MBS t@ zany? Tsy sahy nitifitra ry zareo fa navelany teo ny basy, dia samy naka daholo izay nila.
Ireo naka: Azo antoka 90% (mba tsy ilazana 100%) fa ho ampiasaina ny nakana ireny basy ireny.
Hanaovana inona anefa? Anjarantsika ny mieritreritra.
Sa kosa mba efa naverina any @ mpitandro ny filaminana izy ireny? Iza no nanaramaso an'zany? Tsy tokony ho ry zareo nitari-tolona t@ zany ve? Sa tsy misy mahatsiaro ho tompon'andraikitra izy ireny?

Ankehitriny misy ny tranga mitovitovy t@ reny (fikomiana @ mpitondra), fa tsy mbola nisy aloha hatreto ny nandromba.




novalian'i a256011 ny 24/02/2011 15:41
2. andrywui ( 22/02/2011 09:59)
salut a256011 ...

misy PA iray efa tranainy zay any amin'i rapîkatti dit ouioui dit dilo rah hibako iray toi ry a256011 fa aza be menomenona eo a ...
3. jiolah ( 22/02/2011 13:26)
fa maninona ny lohan'ny sasany no takona (le mitana kalaky sy ny akamany )de ny an'le ampovoany kobo be ry lerony?
4. a256011 ( 22/02/2011 15:25)
Sary nangonoko t@ internet t@ zany fotoana ireo. Efa ohatr'reo no nahazahoako azy.
5. andrywui ( 24/02/2011 12:51)
misy fika maombo reo sary reo ! ... mety iray amireo takona ireo i a256011 de kobo be de nobrouillé na le risan-o toi
6. a256011 ( 24/02/2011 15:41)
Raha jeren ny toetran-dRa Andrywui dia ten hita fa toetran'olona tsy de ampy fandalinana fa manao hevitra botolo sy mpandrangitra fotsiny, fa tsy de misy apoaka. Tsy mba manaka-davitra fa tonga dia mamoak hevitra eo ambany orona. Matoa tsy nahita io sary io ianao t@ zany fotoana dia jamba. Jamba satria ninia nikipy de tsy nahatadidy ny zava-nitranga. Fa raha iray t@ ireo tokoa moa aho, dia tokony ho nifankahalala isika, satria ho iray firehana. Fa izao : tohany ny hevitrao fa tsara ny natao t@ izany (indrindra fa ireny fandrobana ireny), sa tsy izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924