prét en ligne sur internet

1. simplicite ( 09/02/2011 11:46)
Tena manome prét marina ve ireny olona manao annonce sur internet hoe manao prét entre particulier ireny sa misoloky sy mampiresaka fotsiny? saika mba hanao mantsy za de izay no anontaniako aloha.
Efa nisy nahazo ve nareo
novalian'i mimino ny 27/05/2011 15:44
2. mirananirina ( 09/02/2011 12:22)
Jereo tsara fotsiny raha vrai lay site https sy ny fanalahidy aminy.fa amiko mi existe io .za aloha mbola tsy nanao eh.fa ny rehetra zao efa par internet daholo :)
inona anefa ny document tadiaviny ao.tandremo ny manome n¤ carte bancaire fa raha rib tsy maninona .tsy afaka maka izy raha tsy mahazo autorisation.de toute façon anie tsy maintsy envoyeny any aminao ny ttasy eh.
3. simplicite ( 10/02/2011 06:09)
ny mampatahotra ahy amle prét koa anie de izao e: asainy mandoha frais 150€ za, en plus izy koa toa any BENIN fa tsy mba ao France. Benin zany ve tsy tany mahantra sa manakarena zany?
Mba mila ny hevitrareo
4. hery ( 10/02/2011 19:03)
Fopla zany.

Raha vao asainy mandoa vola mialoha ianao dia fopla. Izy ve no hanome vola dia omena vola indray? Maninona raha tonga dia tenenina hoe esory amin'ilay vola homenao ahy ny frais?

5. majesty ( 26/02/2011 07:26)
raha vao asainy mandoha vola alohan'ny rehetra toy izany dia tsy izy izay fa mailo ihany ;)
6. mimino ( 27/05/2011 15:44)
tena tandremo fa raha photocopie CIN (-nao) sy éléments momba an'ny compte bancaire-nao no lasany any dé mety hanahirana an. reo ao afrika reo tena imposteur daolo. ary ny volanao vao lasany dé mampamangy faizy tsita trace, ny numéro phone nomeny anao tsy mandeh tsony, ny photocopie CIN-anazy nalefany dé sandoka ftsn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4043