Sipa gasy
1. MimiSimply
(
07/02/2011 10:09)
Miarahaba antsika rehetra. Mandalo kely fotsiny ametraka adresse na blog perso:
http://sipa-gasy.blogg.org
Ny antony io blog io zany dia otriny somary variana sy mampalahelo le resaka any andafy sy eto antoerana momban'ny sipa gasy... Satry otriny we ratsy dôly ny sipa, mivarotena dôly... sns ... Dia le blog gasy tia veta iny no tena manjaka. Andao fenona blaogy madio ny net ;-) sa ahona?

novalian'i cs42571 ny 03/01/2017 18:57
4. 3188
(
10/02/2011 17:22)
mlay fa tohizo e!ato ry zalah misy sipa manja sy matotra be ,fa tsy mampiseo f..... tahaka ilay ao @gasy tia veta,zao bandy rehetra zao mahita ny f......adala tompo.mahafinaritra ry mimi a!
6. MimiSimply
(
21/03/2011 07:46)
gasybeu:
nareo susceptibl a ...
Otriny zavatra rehetra ihany io, dans la juste mesure ça fait du bien.
"In medium stat virtus" ozy ny latins :)
7. gasybeu
(
21/03/2011 07:51)
"veni vedi vici" ihany lesy no mba haiko a ...
fa manokatra lé sita za fa tsy mety misokatra a ...

8. MimiSimply
(
21/03/2011 07:57)
Correction kely lesy a: veni vidi vici.
Tena kôzy ve? in no mipotra?
Tena kôzy ve? in no mipotra?
9. gasybeu
(
21/03/2011 08:02)
ato ampiasana lesy makafoka kou ny connexion a ...
any am lisany ngamab toudé haut debit a ...
merci alou tam correction e ...
ndry mou eto am tanàna sa any lavitra any e ???
misy mailaka veu ???
si tu veux mais je ne t'oblige pas an ..

10. MimiSimply
(
21/03/2011 08:08)
gasybeu:
ato ampiasana lesy makafoka kou ny connexion a ...
any am lisany ngamab toudé haut debit a ...
merci alou tam correction e ...
ndry mou eto am tanàna sa any lavitra any e ???
misy mailaka veu ???
si tu veux mais je ne t'oblige pas an ..
Ahy ve, mazevatra le page no mahatonga anzany...
Tsis quoi tam le correction, de miasaha amzay lesy aaa
11. gasybeu
(
21/03/2011 09:17)
ny asa ngé mandé fôna e ...
rehefa pause dé mizap kely eto ndray ...
kazamaly@gmail.com lesy ny mail_ko a ..
bonap !!!

13. gasybeu
(
23/03/2011 10:23)
heureusement ary mba misy an'ty serasera ty fa raha tsy izany dé bda beu ny loha ...
14. jayul2010
(
23/03/2011 10:59)
OOOOOOP, Milay b le blaogy nao a! sad le sar ko navarina b a! milay fa tohizo e!
15. joceramiandra
(
27/05/2011 11:32)
Tonga lafatra e! Izay no azo hamintinana azy. Misaotra d tohizo ary hatsarao araka izay hitiavanao azy. Merci e!
16. mauricette
(
04/07/2011 14:44)
Ory reto a! tsy mba hitanareo koa anga le annonce gratuit @ www.gasykamanja.com ?
Mba tsidiho kely ange le annonce rencontre ao fa maro ny maha-manatr'olona eh!
sady tena lasa hita be we mea mahantra ny tanora malagasy .
Maro manko ireo ankizy vavy no manao annonce mitady etranger na gasy ihany mba ahitana vola eh!
Nefa misy ilay teny we [TEMPOLIN'ANDRIAMANITRA NY VATANTENAN-TSIKA OLOM-ELONA ]
Misaotra an'i MimiSimply t@ le resaka fa tena zavatra marina sy tsara ny ide njy.

17. mirananirina
(
04/07/2011 15:10)
Nahoana kosa moa no mahamenatra raha mitady sipa na vady ao @ io site io ny olona 1.hafa ny taloha fa zao efa net doly miasa.Tsy hitako izay idiran ny tempolin Atra @ zany.mitady vahiny izy ireo.azy zany.zay no fantany fa mahamety ny fiainany.isika manko raha vao mahita hoe iny vadina vazaha...tonga de hoe makrely iny zay!tsy voatery ho izany foana anefa.
18. mauricette
(
05/07/2011 03:34)
mirananirina< tsy mitady vady ange izy ireo fa mitady olona hiarahana matory hazahoana vola eh!
mba jereo kely aloha ny site ao de ho hitanao eo ra marina ny zavatra lazaiko.
vitsy fona @ annonce ao izany mitady vady na sipa izany ,fa jereo ohatra fotsiny we tovovavy kely manja mitady etranger atao massage mahafam-po any @ chambre .
Io no tiako lazaina .
19. mauricette
(
05/07/2011 03:39)
mauricette:
Ory reto a! tsy mba hitanareo koa anga le annonce gratuit @ www.gasykamanja.com ?
Mba tsidiho kely ange le annonce rencontre ao fa maro ny maha-manatr'olona eh!
sady tena lasa hita be we mea mahantra ny tanora malagasy .
Maro manko ireo ankizy vavy no manao annonce mitady etranger na gasy ihany mba ahitana vola eh!
Nefa misy ilay teny we [TEMPOLIN'ANDRIAMANITRA NY VATANTENAN-TSIKA OLOM-ELONA ]
Misaotra an'i MimiSimply t@ le resaka fa tena zavatra marina sy tsara ny ide njy.
mirananirina< Ny tiako lazaina @ le TEMPOLIN'ANDRIAMANITRA idray de natao hampisainana ny olona tsy hamiravira sy handoto ny tenany @ fahafinaretan'ny nofo izany.
Ary ny baiboly mihintsy no milaza anio teny io fa izay ahitana azy aloha tsy tadidiko eh!
20. MimiSimply
(
05/07/2011 05:40)

Ie ao am nouveau testament io ra tsy diso ah, satria ny vatan'ny olombelona ny toerana hipetrahan'i Andriamanitra eto amin'ny tany, ao amintsika izy zany no manana résidence :-)
Mombanle tohovavy sns, tsy resaka oe liberté io na otrizany fa ny gasy ka malaza du moin tany andafy tany am nisy an'ah oe makorelina doly e... Vo oe o aty a dago de oe tsy maintsy misy resaka sipa... de aiza ny ambopohompirenena amzany, ka ny tena ratsy de pour certains ka tena marina satria zany lazainy mauricette zany oe gasykamanja lasa portail de prostitution mints ndraindray!