efa ao am fecabook ao daholo

1. bazylou ( 03/01/2011 12:33)
ny hat sy ny governemanta , na gonernemasaka, dia ao izy anontaniana e.

beuuurrk
novalian'i diloo ny 03/01/2011 13:04
2. diloo ( 03/01/2011 12:39)

bazylou:

ny hat sy ny governemanta , na gonernemasaka, dia ao izy anontaniana e.

beuuurrk

O leity rabazy e! fa maninona no beurkevan'elahy ny fessesboky ny HAT kle! hihi
3. diloo ( 03/01/2011 12:48)

diloo:


bazylou:

ny hat sy ny governemanta , na gonernemasaka, dia ao izy anontaniana e.

beuuurrk

O leity rabazy e! fa maninona no beurkevan'elahy ny fessesboky ny HAT kle! hihi

Aotran'ny toa hitady hamadika palitao tsomoramora elahy izany. Kozy e! Mijanona elahy
ho mpanohana TGV fa manjary tsy misy kakairina eto.
Izaho manokana mi-félicite an'elah. Soa ihany elahy fa teo ,fa saika nangina ny sera.Kozy e.
i Rapa manko tsy hita intsony, izany no nahatonga ahy somary nivangy fotsiny.
Eny e! atao hoe na dia pokaty azy ndraindray ny dinik'elahy, misy lanjany ihany matao misy mpamaly. Sa tsy izany leitsy ry akama adversa!
lol
4. diloo ( 03/01/2011 13:00)

Tapitra leitsy ny resaka FPVM. I rawix etsy ambany nitsinjo an'elahy. Ny antsika moa efa hifanaovana.
Avela antsika any leitsy iny resak'ovy iny an.
Manomboka moa ny taona dia faly aho miarahaba ny namana Bazylou amin'izao taom-baovao 2011 izao.
Toi aloha tena hisaorana, fa saika fotsy ny dinika teto raha teo elahy.
Salut
5. diloo ( 03/01/2011 13:04)
Oadray:
Ity no izy fa diso: fa saika fotsy ny dinika teto raha tsy teo elahy. lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711