i Cyril GTT ity miteny ity :
1. cyril
(
21/12/2010 10:51)
-Hitantsika angamba tato ho ato ,fa de tsy takona afenina tahaka ny lamban-drazanany mihahy eo andrefa-tanana ,fa
-Lasa mahazo vahana ato amin'i politika ato i bazylou tgv rey oul , ka raha mivenavena eto tsy mamaly azy isika de isika ihany no ahita ny vokany , Mila toherina leio !
ao ambany ao lery ao zao tena otran'ny pansavy mihome alina mihitsy fa mandihindihy erak'izao fasa-poana rehetra zao nedala mihoso-menaka sady mivanivany be mapataoatra !..
- isika mpisera mpanohitra anefa no tena antsoiny sy katsihany lava io !!
ka tsara ihany raha mba mijoro ami'ny maha-olona isika mitondrà voanjobory sy sahafa fa de ze io Tgv mi déraillé io ve no hampory atsika mianakavy ato e ,aleo tadiavina io de torahana voanjobory any !
mihetsiketseha ry reto fa resitsika foana ireo mpanagalatra fahefana ireo a
misaotra e cyril gtt

novalian'i bazylou ny 25/12/2010 00:43
2. Rabaradaka
(
21/12/2010 14:17)
Ary enao ry dadatoa cyril gtt (gasy tera-tay) no tena mpamsavy malemy, aza ampiadiana ny samy gasy dadatoa a ! Itony serasera tony ange ka 0,75%-n'ny malagasy ihany no mahita azy e, tsy misy dikany itony fa fanalana andro. Fantatrao moa fa tary sy sipa kely 15 - 20 taona no manala azy manoratra eto ? Mahereza dadatoa a !
3. cyril
(
22/12/2010 10:02)
baradaka a
maninona ianao ramose no tonga de manaonao ny GTT mitovy aminao? iray ihany isika ramose fa aza manao an'izao ahy ianao . izaho izay miteny de tsy iza fa i CYRIL n°1 (gtt) na fantatsika hoe ouioui na i pikatti ,ka izaho de gtt fa hamelezana anle borikilahy mampijaly atsika iry no tokony himasoantsika ry akamako an bye baradaka bizou

4. bazylou
(
25/12/2010 00:43)
miala aina ny gtt le aza, lolololololololol
gtt aza ledala manana saron tava arivo maika fa........
tsss aoka fotsiny
bazylou 1 ihany ry bainaary sahy mijoro fa tsy miafina sy manana ps arivo ohatran'laa
beeeeuuuurrrk