Ny fahalalàna tsotra hiainana mahitsy

1. Miharena ( 17/12/2010 14:39)
Efa maro ireo fanadihadiana sy fandalinam-pinoana nataon'ny olombelona. Niteraka antokom-pisainana maro samihafa izany. Misy ireo izay mifikitra amin'izany antokom-pisainana izany ary mety maro no vaofatotra amin'ny zavatra nekena, ka rehefa lany andro dia miala, na mifikitra ihany nefa tsy ahitana vokatra izany fifikirana izany.

Maro ny olombelona eto an-tany no mbola tsy manana hevitra mitombina tanteraka.

Mety efa misy ve ny foto-pisainana ahafahana miala amin'io tsy fahatombenana io?

Misoktra ny ady hevitra ho antsika rehetra.

Dia samy hahita izay tonony avy anie!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4941