Toa mihamainty ny Gasy

1. Rabaradaka ( 17/12/2010 10:31)
Lasa re ny eritreritro ry dadatoa nahita ireo Gasy toa mihamainty sy mihamangan'ny fiainana. Jereo ange eny rehetra eny e, mihamainty ny Gasy satria sady lanin'ny hafanan'ny taninandro satria tsy misy sôsy handehanana taxibe no koa mangan'ny adin-tsaina
novalian'i alina ny 22/01/2011 04:46
2. dadabe ( 21/12/2010 00:47)
omeo vola izy bainn a
3. ledala ( 06/01/2011 21:35)
hevitra mety ny anao ry Dadabe a, ary ianao tena misaina an!
4. alina ( 22/01/2011 04:46)
Eny tokoa,zaho koa mba mahatsikaritra an'izany.Rehefa mandeha aty ambany tanàna aty aho dia toa mahita etiopianina affamé t@ télé taloha ireny matetika,indrindra fa ny ankizy kely.Tena mampalahelo fa tsy hita izay atao.Ny tena manokana aza efa exploité.Nefa jerenao indray ireo mpanao politika indrindra ny eo @ fitondrana rehefa mivory @ télé ireny fa tena efa ho vaky manta mihitsy (tsy sanatria mialona akory).Ny hummer sy ny 4x4 nouveau modèle etsy andaniny mihamitombo foana eraky ny tanàna mandoto ny rivotra iainan'ny mahantra.Dia hoy aho hoe:raha karama isam-bolana ihany no ividianana an'ireny,firy isan-jaton'ny malagasy ihany moa no hanana an'ireny?
Mahereza daholo.
Alina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1547