o ry zalahy ,

1. bazylou ( 09/12/2010 18:56)
nangataka mafy ny hiaona am sarkozitra hono le8, dia nodin'ny sarkozatra fanina.

Lolololol, aza manody ny goavy manta anti frantsay marina.hihihihihih

beuuurrrk

Ry dolin sy ry toandro koa aza izao efa tsy navelan'ny belge hanatrika fihaonam be any aminy.

ouups, nefa ireo le pro le8 be iringiriny ,. Vao nomen'ny tgv seza dia nihidy ny vava rehetra kleee.

merci tgv a,

beuuurrrk
novalian'i cyril ny 12/12/2010 10:09
2. carson ( 09/12/2010 21:27)
Dolin hoe pro ra8 ve tsy ohatran'i rabazl pro gasy.

Ary gaga aho wa fa ny pro TGV efa lasa nitango ny volan'ny banque centrale daholo. Ry TGV mba efa naazo mercedes.

Rabazl rery no mbola taraiky am clavier eto
3. sylvaine ( 10/12/2010 09:35)


bazylou - 09/12/2010 19:56
nangataka mafy ny hiaona am sarkozitra hono le8, dia nodin'ny sarkozatra fanina.




Ary hita hoe mankahala an'i Sarkozy koa ilay fomba filaza ny anarany hahaha!!
Ny afabaraka indrindra alo hat@ zay dia ilay tsy navela hiteny tary @ fivoriambe iraisam-pirenena iny hahaha nivoaka tsimoramora
4. andrywui ( 10/12/2010 10:42)

Dolin hoe pro ra8 ve tsy ohatran'i rabazl pro gasy.

Ary gaga aho wa fa ny pro TGV efa lasa nitango ny volan'ny banque centrale daholo. Ry TGV mba efa naazo mercedes.

Rabazl rery no mbola taraiky am clavier eto

aoka ra carson a !.. asinao mafy be i bazily zany a hon hon hon izy kosa nahazo fa angah de asehosehony an'i carson eo ze azony e !.. ity ordi hanoratan'i bazily ity zao defa azony tamin'ny tgv ity !! nenah kou ity PC Portable ty azoko tany !! fa nenah niampy sosy be nividianako Villa fa nen'i rabazily no tsy haiko hin hin hin hin
-de refa azoko ny sosy de io zah lasa hendry io amzay hon hon hon
5. jiolah ( 10/12/2010 13:29)
i sarikozitra mbola milelaka karana koh de ny vady no atao jono.
otran'ny an'i tezeve
6. bazylou ( 11/12/2010 09:43)
ka rehefa traingy tao ry tim di amanao diversion kely satria na ny lohany mpitarika aza efa tsy misy fa lany bala.

Ny hotely de vili izao efa vita milay beeeee

Merci tgv;
7. cyril ( 12/12/2010 10:09)
tsy maintsy arodanay io hotel de Ville ratsy kely tsy manara-penitra (tsy manaraka norm) io eee hananganan'i dadanay vaovao eo fa miala teo ny anaran'io !! hotel de ville ratsy ketaka kely ,

rainitetaka tssssshhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1618