4 000 000 ar na 20 000 000 fmg

1. bazylou ( 30/11/2010 10:43)
no karaman'ny cst, ary efa nahazo karama daholo izy rehetra anio.

Ahoana tohizana ve??
sa himenomenona fotsiny??


beuuurrrk
novalian'i bazylou ny 01/12/2010 18:54
2. cyril ( 30/11/2010 10:59)
aoka , aoka, aoka litsy !.... aza tohizanlah eo tsony io fa mahakamo e ! efa hainay zany ee hainay fa be vola be ny Fanjakanisany fa misaotra de aza tohizana eo tsony fa mankarary fo be ,dada iany nenay no tohananay sy andrasanay e nenla tgv vaky pné eeessssyyyiiii ....
3. jiolah ( 01/12/2010 13:05)
ataovy matevina ny hetra rabazy a.rapatrieo ny devisy fa tenda-kanina be reo bekibo ireo
4. bazylou ( 01/12/2010 18:54)
tsy misy miverina ny devika e, ny aty tsy mamelona an'ireo fa aleo hiady an trano ao.

beeeuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0482