Gaga ihany aho amin'ny fitenin'ity dadatoa Le sénateur Paul Wille ity, toa izy mihitsy no tena "bob" ao Eropa ao, nefa ange ka nandray "pot de vin" be tamin'ny TGV e ! Nomena vola 1.5 millions d'Euro, HONO ity Le sénateur Paul Wille ity ho takalon'ny fandresen-dahatra hataony any Eoropa. Araho akaiky ity vaovao ity ry dadatoa