FFKM vonona tokoa sa mody miatsara velatsihy ?

1. rabaradaka ( 26/11/2010 08:34)
Hihaona ry dadatoa 4 mirahalahy fa efa an-dohalika ny ranom-bary. Dia hoy izahay aty an-tsaha hoe : tena fihaonana amin'ny fo madio hamaha ny crise sa fiatsaram-belatsihy ? I mopera Odon MArie Arsène Razanakolona aloha dia tena henatra no lolohaviny e ! Tsy neken'ny fihaonam-ben'ny eveka eran-tany ny candidature-ny ho Cardinal. Henatra io nefa atao ahaona fa mambran'ny FFKM i dadatoa dia tsy maintsy manaiky ny hihaona e ! Sa hizara vola koa ny FFKM ?
novalian'i nannie ny 27/11/2010 05:56
2. fijo ( 26/11/2010 21:52)
ngah i OMAR mahalala menatra izany e?????tsssss
3. nannie ( 27/11/2010 05:56)
fa efa hoe ts'isy idiran'ny fivavahana amin'ny politika koa inona indray ?!
rabaradaka:

Hihaona ry dadatoa 4 mirahalahy fa efa an-dohalika ny ranom-bary. Dia hoy izahay aty an-tsaha hoe : tena fihaonana amin'ny fo madio hamaha ny crise sa fiatsaram-belatsihy ? I mopera Odon MArie Arsène Razanakolona aloha dia tena henatra no lolohaviny e ! Tsy neken'ny fihaonam-ben'ny eveka eran-tany ny candidature-ny ho Cardinal. Henatra io nefa atao ahaona fa mambran'ny FFKM i dadatoa dia tsy maintsy manaiky ny hihaona e ! Sa hizara vola koa ny FFKM ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2948