Tsy fantatrao marina hoe iza ity Colonel Coutiti ity

1. Rabaradaka ( 19/11/2010 10:39)
Izao ry dadatoa a, hatrany amin'ny Lycée ka hatreny amin'ny ACMIL no niarahako tamin'ity Colonel Coutiti izay lasa malaza ratsy noho ny affaire 2002. Tiako ampahafantarina kely anao io rangahy io, kely fotsiny ry dadatoa dia mba vakio hatramin'ny farany.
Homme de discipline i Coutiti ary rehefa ny lehibeny no manome baiko dia tsy maintsy tanterahiny na velona na maty. Anisan'ireo élément élite an'i ratsiraka izy ary dia nanatanteraka ny baikon-dRatsiraka hatramin'ny farany. Homme de parole koa izy satria izay nekeny dia tsy maintsy mission accompplie izay no dikany.
Naratsiana tanteraka izy tamin'ireny 2002 ireny satria natahoran-dRavalo mafy izy.
Olona tsotra, azo resahina ary sady tsy misotro toaka no mahay miaina i Coutiti. Ho henonareo ny tantara fa i Ravalo no hiangavy azy tsy ho ela hamita ny mission spéciale.
Ny Général Fidy izay nolelafin-dRavalo no tena ati-doha ratsy tamin'irny 2002 ireny ary niara-nahita ilay fanonganam-panjakana saika nataony tamin'ny 2006 ireny.
Araho ny tantara dia samia velon'aina e !
Veloma dadatoa dia aza be vava intsony e !
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 06:27
2. cyril ( 19/11/2010 14:07)
rabaradaka a ny ts fahafantarana akory ts midika oe be vava na manohitra anao ilay olona ! ny zavatra hitan'ny olona no lazain'ny olona ,mitsangam-bolo daholo ny vahoaka malagasy vao maheno an'izny coutiti tsy tia merina zany !! ary hono oa ry baradaka ny baiko azony zany tamreny 2002 reny de hoe aza ny TIM no vonoina ry coutiti robot fa ny merina ihany na AREMA aza ?? mahagaga !!!!!!... de zendana tokoa ah !!
3. AndriambyII ( 19/11/2010 17:07)
Tsy misotro inona alou ??
4. fijo ( 19/11/2010 20:34)
pipi ka,rano ihano no sotroiny
5. tiiaa ( 21/11/2010 06:25)
ttssssss,,, resabe zany e!
Rabaradaka:

Izao ry dadatoa a, hatrany amin'ny Lycée ka hatreny amin'ny ACMIL no niarahako tamin'ity Colonel Coutiti izay lasa malaza ratsy noho ny affaire 2002. Tiako ampahafantarina kely anao io rangahy io, kely fotsiny ry dadatoa dia mba vakio hatramin'ny farany.
Homme de discipline i Coutiti ary rehefa ny lehibeny no manome baiko dia tsy maintsy tanterahiny na velona na maty. Anisan'ireo élément élite an'i ratsiraka izy ary dia nanatanteraka ny baikon-dRatsiraka hatramin'ny farany. Homme de parole koa izy satria izay nekeny dia tsy maintsy mission accompplie izay no dikany.
Naratsiana tanteraka izy tamin'ireny 2002 ireny satria natahoran-dRavalo mafy izy.
Olona tsotra, azo resahina ary sady tsy misotro toaka no mahay miaina i Coutiti. Ho henonareo ny tantara fa i Ravalo no hiangavy azy tsy ho ela hamita ny mission spéciale.
Ny Général Fidy izay nolelafin-dRavalo no tena ati-doha ratsy tamin'irny 2002 ireny ary niara-nahita ilay fanonganam-panjakana saika nataony tamin'ny 2006 ireny.
Araho ny tantara dia samia velon'aina e !
Veloma dadatoa dia aza be vava intsony e !
6. tiiaa ( 21/11/2010 06:27)
ttssssss,,, resabe zany eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5808