Aiza izao dadatoa Tsirahonana ?

1. Rabaradaka ( 19/11/2010 10:29)
I dadatoa Ratsirahonana amin'izao ora itenenantsika izao dia mangataka amin-dRatsiraka ny hiara-dia aminy. Mila samborina i Ratsirahonana
novalian'i fijo ny 19/11/2010 20:38
2. locl ( 19/11/2010 10:34)
Iny mihintsy no tokony mila manao pardon devant ny vahoaka
3. cyril ( 19/11/2010 14:08)
avelao ny AVI nay e ,hianareo no mananao fona amin'io coutiti assassin sy tsy tia merina ireo ka ny Lehiben'ny AVI nay no tenitenenina
4. fijo ( 19/11/2010 20:38)
avy ratsirahonana an,avy aty,fa io kotity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.176