May BEHORIRIKA

1. Noue ( 17/11/2010 08:11)
Trano maro no nirehitra sy kilan'y Afo teny Behoririka akaikin'ny Supréme Center. Samy hafa ny filazan'ny olona mahakasika ny niandohan'ny afo. Ny sasany nilaza fa tao amin'izany mpano pate jaune…


http://www.youtube.com/watch?v=2Y0ujoA9olg&feature=player_embedded
novalian'i fijo ny 17/11/2010 20:35
2. Noue ( 17/11/2010 08:12)
3. andrywui ( 17/11/2010 11:22)
sur mihitsy ah ry noue fa mety nodoran'ilay bitro lahy lava nify iny ndray zao io aa .. iny ihany manko no tena ratsy saina be sy mpandorondoro tranon'olona eto am tanana eto !... nojokoiny nodorana tao halina zay !!!
4. farihy ( 17/11/2010 20:15)
lol
5. fijo ( 17/11/2010 20:35)
fandravana an antanananrivo izao,fa samia misaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3456