Balisama
1. muhandas
(
10/11/2010 10:25)
Ahoana daholo ry akama isany,
Aleo hono manontanitany foana toy izay miteneteny foana. Fa inona moa no atao hoe balisama?
Dia misaotra mialoha
2. nannie
(
10/11/2010 14:41)
Zava-maniry izy, ary voninkazo no marimarina kokoa. Ny raviny dia manao endrik'ireny ravina violette d'Afrique somary botabota volovoloina, raha potserina dia mitera-drano, ireny. Fanafody izy io.
muhandas:
Ahoana daholo ry akama isany,
Aleo hono manontanitany foana toy izay miteneteny foana. Fa inona moa no atao hoe balisama?
Dia misaotra mialoha
3. muhandas
(
10/11/2010 16:49)
Ok dia misaotra betsaka. nahay zava-baovao aho anio.
nannie:
Zava-maniry izy, ary voninkazo no marimarina kokoa. Ny raviny dia manao endrik'ireny ravina violette d'Afrique somary botabota volovoloina, raha potserina dia mitera-drano, ireny. Fanafody izy io.
muhandas:
Ahoana daholo ry akama isany,
Aleo hono manontanitany foana toy izay miteneteny foana. Fa inona moa no atao hoe balisama?
Dia misaotra mialoha
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2881