maro ny porofo

1. itaramasoandro ( 10/11/2010 04:28)
"Million-dollar beds fuel Madagascar timber crisis" - BBC, ho hitanao ao @

http://www.bbc.co.uk/news/science-environment-11626412

tsy hay ny tsy hizara ny lahatsoratra.



2. RAR.DAGO ( 10/11/2010 06:32)
Tsara ny manaparitaka izao
3. itaramasoandro ( 10/11/2010 15:12)
iza ireo vondrona malagasy rano iray sy mahery eto an-toerana ka manana ny fitaovana anamparitahana @ teny malagasy itony vaovao noahalalin'ny serasera vahiny matanjaka itony ho fantarin'ny be sy ny maro?

ry namana global voice @ teny malagasy aloha dia manao mihitsy ny azony hatao saingy tsy tonga hatrany @ mponina manontolo ny resakA.

toy tsy hitako mihitsy ireo tena vondrona matanjaka eto @ nosy...

itaramasoandro 8((
4. itaramasoandro ( 10/11/2010 18:38)
miainga any ary ny mpitandro ny filaminana interpol fa manampy mazava ny vondrona mpiaro ny tontolo sy ny harem-bahoaka.
koa asakasak'ireo minia mamotika sy manondrana atsokosoko ny harena ny tanindrazana...

http://www.bluewin.ch/fr/index.php/1721,341895/Interpol_
http://www.interpol.int/Public/ICPO/speeches/2010/79thAGCites.pdf

miamafy ny fanantenana fa miposaka tsikelikely @ masoandro ny asa maizina.

itaramasoandro 8-)
5. bazylou ( 13/11/2010 18:32)
resa be ny anareo mianakavy kooo.

ny vaovao omena aza mbola tsy hay aparitaka na tsy hay amarinina ihany kooo, fa angaha moa izay lazain'ny mena sofina anao dia ho anao daholo na koa hoe homarina???


beuuurrrrrk
6. itaramasoandro ( 13/11/2010 22:53)
asa raha anisan'ireo mandalina aloha ianao vAO mametraka lahasoratra. tahakany hoe tsy anisan'ireo ianao fa asa diso hevitra angamba aho.

aza manahy ianao fa misy foana ny manaraka ny resaka akaiky, tsy mety ho havilivilin' ny sasany, na mena sofina izy na pemba, na kely maso izy na be molotra.

fa ny rariny dia rariny ihany ka io no handresy.

itaramasoandro 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073