Mora sa sarotra
1. niryna
(
04/11/2010 16:55)
Mety ho mora resahina fa sarotra ho tanterahina na mifanohitra izany angamba fa antsika tsirairay io .
Ny fifamelankeloka no zavatra iray sarotra sy tsy mety azo ao anatin'ny baiboly.
Nisy olona narary ary rehefa ho faty izy dia nitady ireo Jiosy izay novonoiny ny taranany tamin'ny ady lehibe,nitady izy izay tratrany mba angatahany famelankeloka.
Nahita iray izy ary notantarainy azy fa izy no anisany norahina namono ireo vahoaka tsy manantsiny,nitifitra variraraka ,tsy afaka tao an-tsainy ny basy narangaranga ary nandripaka ny olona maro.Hifonako izany hoy izy ,eny hifonako.Tsy namaly ity rangahy(jiosy)
Maty izy afaka fotoana fohy.
Raha hianao no teo amin'ity toeran'ity taranaky ny Jiosy ity inona no nataonao?
Ho mora ve sa sarotra ny hamela ilay rangahy nangataka famelankeloka taminy ?
Ankipio kely ary ny masonao: ho mora aminao ve ny hamela ny olona nanao ratsy taminao sa ho sarotra ?

novalian'i ngovitra ny 28/01/2011 16:16
2. lagoon
(
05/11/2010 00:49)
Raha ny zanakao no vetavetain'ny sasany dia novonoiny avy eo.ho mora sa ho sarotra aminao ny mamela ireo jiolahy raha toa ka nifona taminao izy ireo?
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
Ry zalahy mamono,manandevo,manjanaka ary mbola mitohy izany dia ny mainty kely sy ireo voazanaka no asaina mivavaka sy asainy mamela heloka!!!ESCLAVAGE MENTAL be io resaka famelan-keloka io!!!
Loi de la talion ihany no ady eo!

3. RAR.DAGO
(
05/11/2010 04:40)
lagoon:
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
Eny sady tsia. Concept central io ao @ christianisme noho izany eny.
Fa efa elany zanakolombelona no nahita fa zava-dehibe @ fiaraha-monina ny famelan-keloka sy ny fandeferana.
lagoon:
Ry zalahy mamono,manandevo,manjanaka ary mbola mitohy izany dia ny mainty kely sy ireo voazanaka no asaina mivavaka sy asainy mamela heloka!!!ESCLAVAGE MENTAL be io resaka famelan-keloka io!!!
Loi de la talion ihany no ady eo!
Raha tsy misy ny famelan-keloka dia gidraka foana eto an-tany ka raha mila filaminana isika dia ilaina io. Fa marina koa ilay lazainao hoe lasa instrument de pouvoir ilay concept mba ahafahan'ireo tsivanona manararaotra ny fahalememponao.
Eo no MAHADISO tanteraka ny fomba fampiasan'ny kristianina sy ny monothéiste ny religion : tokony ho fitaovana fampiavanana io fa tsy fitaovana fanasarahana.
Averiko foana hoe tsy tokony adinon'ny kristianina fa ilay olona hivavahany atao hoe Jesosy dia olona NIADY t@ mpitondra fivavahana jiosy (sanhedrin) noho izy ireo nampiasa ny fivavahana ho fitaovana fanagejana sy famolahana olona fa tsy fitaovana fampiavanana.
Ary io NO NAHAFATY AZY satria io no antony nanamelohana azy. Ka raha te hanaja izany ianareo dia aza adino mihitsy izay
4. niryna
(
10/11/2010 07:01)
lagoon:
Raha ny zanakao no vetavetain'ny sasany dia novonoiny avy eo.ho mora sa ho sarotra aminao ny mamela ireo jiolahy raha toa ka nifona taminao izy ireo?
ka santionany amin'ny etraketraky ny tany anie izany e,tsy mora tokoa ka
Nisy olona izay novonoin'ny jiolahy ary nalainy ny fiarany ary notsindrominy ny antsy ilay tovolahy.Tsy nitory na nanao zavatra tokony atao ireo fianakaviana fa hoy ry zareo hoe anjaran'izy sy Atra izany,efa maty ny an'ny tena ka anao inona eo intsony.Mazana koa izany an kanefa tsy namaly ratsy ny ratsy ilay fianakaviana.
asa aloha raha mitombina izany satria ny kristiana no vitsy anisa indrindra,ka ireo tsy kristiana mamono ny kristiana izay misy toerana 97% tsy mino ao ,ahoana indray ireny?
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
ka io anie no tonga amin'ilay fitenenana foana hoe olona iray no nangalatra akoho ka ny Alasora rehetra no maimbo e
Ry zalahy mamono,manandevo,manjanaka ary mbola mitohy izany dia ny mainty kely sy ireo voazanaka no asaina mivavaka sy asainy mamela heloka!!!ESCLAVAGE MENTAL be io resaka famelan-keloka io!!!
Loi de la talion ihany no ady eo!
5. niryna
(
10/11/2010 07:06)
RAR.DAGO:
lagoon:
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
Eny sady tsia. Concept central io ao @ christianisme noho izany eny.
Fa efa elany zanakolombelona no nahita fa zava-dehibe @ fiaraha-monina ny famelan-keloka sy ny fandeferana.
marina izany ary mbola mametraka fanontaniana maro tokoa aza vao tonga any amin'ny famelankeloka k'nou ,hi,hi
lagoon:
Ry zalahy mamono,manandevo,manjanaka ary mbola mitohy izany dia ny mainty kely sy ireo voazanaka no asaina mivavaka sy asainy mamela heloka!!!ESCLAVAGE MENTAL be io resaka famelan-keloka io!!!
Loi de la talion ihany no ady eo!
Raha tsy misy ny famelan-keloka dia gidraka foana eto an-tany ka raha mila filaminana isika dia ilaina io. Fa marina koa ilay lazainao hoe lasa instrument de pouvoir ilay concept mba ahafahan'ireo tsivanona manararaotra ny fahalememponao.[/quote] ka izay ilay izy,tsy ny rehetra fa na izany aza dia maimbo avokoa ny rehetra sa ahoana?
Eo no MAHADISO tanteraka ny fomba fampiasan'ny kristianina sy ny monothéiste ny religion : tokony ho fitaovana fampiavanana io fa tsy fitaovana fanasarahana.
ka jereo aza izy izany hoe fanasarahana
ngaha,tsy mbola naheno an'izany kosa indray aho raha tsy vao izao,izay izany no nahatonga azy niteny hoe tsy tonga hampihavana aho ?
Averiko foana hoe tsy tokony adinon'ny kristianina fa ilay olona hivavahany atao hoe Jesosy dia olona NIADY t@ mpitondra fivavahana jiosy (sanhedrin) noho izy ireo nampiasa ny fivavahana ho fitaovana fanagejana sy famolahana olona fa tsy fitaovana fampiavanana.
hafa indray izany antony nahafaty an'i kristy izany raha izay no fampianarana azonao k'ty
Ary io NO NAHAFATY AZY satria io no antony nanamelohana azy. Ka raha te hanaja izany ianareo dia aza adino mihitsy izay
6. RAR.DAGO
(
10/11/2010 07:52)
niryna:
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
asa aloha raha mitombina izany satria ny kristiana no vitsy anisa indrindra,ka ireo tsy kristiana mamono ny kristiana izay misy toerana 97% tsy mino ao ,ahoana indray ireny?
Ity misy rohy an'olona manandrana manisa ny maty t@ ny croisades
http://beaujarret.fiftiz.fr/blog/8961,bilan-humain-des-croisades.html
Fa raha atambatra ny maty tamin'ny fanjanahan-tany rehetra (colonisations et guerres) izay natao hoe ara-ekonomika fa nampidirana ankeriny koa ny fivavahana kristianina any @ tany voazanaka, miampy ny t@ croisades rehetra : resy lavitra be ny rehetra fa tsy misy nahafaty betsaka noho ireo izay nilaza fa namono t@ anaran'Atra noho ny kristianina.
Hoy Amin, mpanoratra libanais ao anatin'ilay bokiny hoe "Les croisades vues par les Arabes"
«Ils [les croisés] resteront deux siècles en Terre Sainte, pillant et massacrant au nom de Dieu. Cette incursion barbare de l'Occident au cÅ“ur du monde musulman marque le début d'une longue période de décadence et d'obscurantisme. Elle est ressentie aujourd'hui encore, en Islam, comme un viol» !
KA mbola ho tohizana ihany ve ilay fanafitohinana?
7. RAR.DAGO
(
10/11/2010 08:34)
Nyrina:RAR.DAGO:
Averiko foana hoe tsy tokony adinon'ny kristianina fa ilay olona hivavahany atao hoe Jesosy dia olona NIADY t@ mpitondra fivavahana jiosy (sanhedrin) noho izy ireo nampiasa ny fivavahana ho fitaovana fanagejana sy famolahana olona fa tsy fitaovana fampiavanana.
ngaha,tsy mbola naheno an'izany kosa indray aho raha tsy vao izao,izay izany no nahatonga azy niteny hoe tsy tonga hampihavana aho ?
RAR.DAGO:
Ary io NO NAHAFATY AZY satria io no antony nanamelohana azy. Ka raha te hanaja izany ianareo dia aza adino mihitsy izay
hafa indray izany antony nahafaty an'i kristy izany raha izay no fampianarana azonao k'ty
Nyrina ve manala, mody adala sa manatsafa e?
Ao anaty testamenta vaovao karazan'olompiangonana roa no mifamaly matetika @ Jesosy : ny farizianina sy ny Sanendrana.
Ny voalohany satria miseo milay mahay ny soratra masina ao anatin'ny Torah nefa tsy manaraka ny tena fototry ny fampianarana akory fa mpihinana ambolony fotsiny. Te hiteny aho eto hoe "toy ny 90% ny kristianina gasy ankehitriny" nefa aoka ihany fa sao mampiady na dia tena heveriko aza izany!
Ny faharoa, ny sanedrana no naniraka olona nilanja kobay sy vato hisambotra an'i Jesosy mba hitsaràna azy satria nokianiny foana izy reo noho ny fomba fitondrany ny fiangonana. Ary io sanedrana io no nanameloka azy ho faty voalohany (ho torahim-bato) satria nanozongozona ny fahefan'ireo teo imason'ny vahoaka i Jesosy. izay no nahatonga azy ho voapanga hoe maniratsira an'Atra satria milaza azy ho zanany. Ary io sanedrana io no namela an'i Piera satria nanaiky ny hamadika ani Jesosy.
Izay izy vao netina ho tsarain'i Ponsy Pilato izay mbola niala bala koa satria hoy ity hoe "resakareo jiosy izany fa vahao any ny anareo."
Io kosa resaka tsy fandikàna (interprétation) mihitsy fa ao anatin'io Baiboly andrandrainao io rahavako a!
Aiza re izany e!
8. infiny
(
10/11/2010 17:25)
Salama daholo e,
Misy teny izay milaza hoe "ny famelan-keloka no valifaty tsara indrindra". Tsara ilay izy raha toa ka tena azon'ilay voavela heloka ny tiana ambara saingy ratsy raha ataony fitaovana hanararaotana sns araka izay nolazain i lagoon tetsy ambony.
Ny fanontaniana tsara apetraka izany dia ny hoe tokony hisy fetrany ve ny famelankeloka? Izay indray mitarika amin'ny hoe ahoana ny fameraka azy, izay inoako fa miankina amin'ny situation sy ny tsirairay sns angamba. Ny fisin'izany fetra izany anefa tsy mifanohitra amin'ny Baiboly mihitsy ary ny famelankeloka akory tsy afaka hametra ny fisian'ny ady sns. Ohatra koa hoe mety ho avelan'Atra ve ny helik'i Satana raha mifona izy?!

9. RAR.DAGO
(
11/11/2010 03:44)
infiny:
Ny fanontaniana tsara apetraka izany dia ny hoe tokony hisy fetrany ve ny famelankeloka? Izay indray mitarika amin'ny hoe ahoana ny fameraka azy, izay inoako fa miankina amin'ny situation sy ny tsirairay sns angamba.
Izay mamela eloka dia tokony ho fanta-poko fanta-pirenena hoe namela heloka izy ary inona ilay heloka navelany. Réconciliation à la RSA.
Io koa dia resaka finona sy fahafahana mahazo ny zava-misy (capacité de compréhension) raha ny hevitro : raha mbola hafaka dia atao fa rehefa tsy zaka intsony dia atao ahoana moa fa tonga izany ilay fetra.
10. niryna
(
11/11/2010 06:31)
niryna:
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
asa aloha raha mitombina izany satria ny kristiana no vitsy anisa indrindra,ka ireo tsy kristiana mamono ny kristiana izay misy toerana 97% tsy mino ao ,ahoana indray ireny?
RAR.DAGO:amiko na kristiana na tsia dia tsy manana fahefana ny hamono ny olona mitovy aminy ny olona satria tsy azy no tompon'ny aina.Eny mety nandalo zavatra maro ny olona vao tonga tamin'ny tanjona tiany kanefa izany akory tsy midika hoe fanandevozana sy fanajanahana no nampidiin'ny mpitondra fivavahana dia izay foana no himasoana.Anjaran'ny tsirairay no mahalala ny zavatra nitranga tamin'ny fiainany ka nahatonga azy nanatona an'Atra sy nahafantatra fa Atra dia miaraka aminy .Hevitro io fa tena tsy mbola nieritreritra izay fanandevozana noentin'ny mpitondra fivavahana izany aho aloha hatramin'izao
Ity misy rohy an'olona manandrana manisa ny maty t@ ny croisades
http://beaujarret.fiftiz.fr/blog/8961,bilan-humain-des-croisades.html
Fa raha atambatra ny maty tamin'ny fanjanahan-tany rehetra (colonisations et guerres) izay natao hoe ara-ekonomika fa nampidirana ankeriny koa ny fivavahana kristianina any @ tany voazanaka, miampy ny t@ croisades rehetra : resy lavitra be ny rehetra fa tsy misy nahafaty betsaka noho ireo izay nilaza fa namono t@ anaran'Atra noho ny kristianina.
Hoy Amin, mpanoratra libanais ao anatin'ilay bokiny hoe "Les croisades vues par les Arabes"
«Ils [les croisés] resteront deux siècles en Terre Sainte, pillant et massacrant au nom de Dieu. Cette incursion barbare de l'Occident au cÅ“ur du monde musulman marque le début d'une longue période de décadence et d'obscurantisme. Elle est ressentie aujourd'hui encore, en Islam, comme un viol» !
KA mbola ho tohizana ihany ve ilay fanafitohinana?
11. vonynive
(
12/11/2010 09:25)
lagoon:
Raha ny zanakao no vetavetain'ny sasany dia novonoiny avy eo.ho mora sa ho sarotra aminao ny mamela ireo jiolahy raha toa ka nifona taminao izy ireo?
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
Ry zalahy mamono,manandevo,manjanaka ary mbola mitohy izany dia ny mainty kely sy ireo voazanaka no asaina mivavaka sy asainy mamela heloka!!!ESCLAVAGE MENTAL be io resaka famelan-keloka io!!!
Loi de la talion ihany no ady eo!
hoy ianao hoe ny fivavahana kristianina no namono olona be indrindra : izany hoe natao fitaovana ratsy le fivavahana kristiana .
io no olana lehibe tokoa dia ny fanaovana ny fivavahana kristiana ho fitaovana ratsy ; hany ka lasa ny mpivavaka kristianina no ratsy
ho an'izay te hanao ratsy dia afaka mampiasa ny zavatra tsara ho @ fitaovana ratsy izy
noho izany dia aza afangaro ny fivavahana kristianina (fitaovana, réligion) sy ny kristianina zanak'Atra marina
12. vonynive
(
12/11/2010 11:28)
RAR.DAGO:
lagoon:
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
Eny sady tsia. Concept central io ao @ christianisme noho izany eny.
Fa efa elany zanakolombelona no nahita fa zava-dehibe @ fiaraha-monina ny famelan-keloka sy ny fandeferana.
lagoon:
Ry zalahy mamono,manandevo,manjanaka ary mbola mitohy izany dia ny mainty kely sy ireo voazanaka no asaina mivavaka sy asainy mamela heloka!!!ESCLAVAGE MENTAL be io resaka famelan-keloka io!!!
Loi de la talion ihany no ady eo!
Raha tsy misy ny famelan-keloka dia gidraka foana eto an-tany ka raha mila filaminana isika dia ilaina io. Fa marina koa ilay lazainao hoe lasa instrument de pouvoir ilay concept mba ahafahan'ireo tsivanona manararaotra ny fahalememponao.
Eo no MAHADISO tanteraka ny fomba fampiasan'ny kristianina sy ny monothéiste ny religion : tokony ho fitaovana fampiavanana io fa tsy fitaovana fanasarahana.
Averiko foana hoe tsy tokony adinon'ny kristianina fa ilay olona hivavahany atao hoe Jesosy dia olona NIADY t@ mpitondra fivavahana jiosy (sanhedrin) noho izy ireo nampiasa ny fivavahana ho fitaovana fanagejana sy famolahana olona fa tsy fitaovana fampiavanana.
Ary io NO NAHAFATY AZY satria io no antony nanamelohana azy. Ka raha te hanaja izany ianareo dia aza adino mihitsy izay
ny réligion dia fombafomba na fitaovana entin'ny olombelona manakatra an'Atra fa ny maha-kristiana dia Kristy nidina teto antany ho fiainana ho an'ny olombelona;
ny famelankeloka dia azo atao ho fitaovana kristianina @ izay te hanao azy io ho @ izay mety ho tanjony kanefa ny famelankeloka dia fiainan'i kristy (hoy Izy oe Ray mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony) sy nampianariny (mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay) ary nampihariny (manasa sy mifanasa tongotra) koa.
ary tonga fiainana ho an'ny zanak'Atra koa izany famelankeloka izany.
13. Miharena
(
15/11/2010 08:44)
Ny tena fototry ny fampianaran'i Kristy dia ny fampiraisana ao amin'ny Ray sy ny Fanahy Masina ,ary ny mba haha-toa Azy Kristy ny tsirairay. Ao anatin'ny olombelona tsirairay mifoha izany ary tsy izay milaza ho kristiana ihany no manana sy mahatakatra io fahamarinana toko telo io. Izay manana amin'ny ampahany fotsiny amin'io fahamarinana io dia manangana efitra tsy iraisany amin'ny hafa. Dia izay no mahatonga ny fahavalo (izay tsy manana tolérance amin'ny olombelona mitovy aminy).
14. RAR.DAGO
(
16/11/2010 06:45)
Ny post hafa nataonao any ambadika any dia hiombonako hevitra ny ankamaroany fa eto misy tsy azoko ka aleo aloha mametraka fanontaniana :
Le concept de la trinité a été créé et adoptée en 325 au concile de Nicée par opposition à la thèse arienne. Par conséquent, il s'agit d'une construction purement chrétienne.
Ka raha tsy mino ny trinité izany dia tsy izy? Sao dia izany lazainao izany kosa no ...
Sa ve misy tsy azoko ny voalazanao?
Miharena:
Ny tena fototry ny fampianaran'i Kristy dia ny fampiraisana ao amin'ny Ray sy ny Fanahy Masina, ary ny mba haha-toa Azy Kristy ny tsirairay. Ao anatin'ny olombelona tsirairay mifoha izany ary tsy izay milaza ho kristiana ihany no manana sy mahatakatra io fahamarinana toko telo io.
Le concept de la trinité a été créé et adoptée en 325 au concile de Nicée par opposition à la thèse arienne. Par conséquent, il s'agit d'une construction purement chrétienne.
Miharena:
Izay manana amin'ny ampahany fotsiny amin'io fahamarinana io dia manangana efitra tsy iraisany amin'ny hafa.
Ka raha tsy mino ny trinité izany dia tsy izy? Sao dia izany lazainao izany kosa no ...
Miharena:
mahatonga ny fahavalo (izay tsy manana tolérance amin'ny olombelona mitovy aminy).
Sa ve misy tsy azoko ny voalazanao?
15. vonynive
(
16/11/2010 12:52)
tasarovy fa im-7x70 no nolazain'i jeso hamelana ny heloky ny hafa ao anatin'ny 1 andro,izany hoe tsy misy fetra...
tsy mora izany raha @ mahanofo fa rehefa Ilay Mpamela heloka sady le namela ny helokao no manjaka ao amponao dia Izy no hanefa izany famelanao heloka ny hafa izany

16. niryna
(
20/11/2010 17:51)
infiny:
Salama daholo e,
Misy teny izay milaza hoe "ny famelan-keloka no valifaty tsara indrindra". Tsara ilay izy raha toa ka tena azon'ilay voavela heloka ny tiana ambara saingy ratsy raha ataony fitaovana hanararaotana sns araka izay nolazain i lagoon tetsy ambony.
ho tohizako ilay izy dia hoe tonga ve dia mamela sa mbola mieritreritra aloha?
rahoviana no amela,inona no mety ho vokany izany,moa ve avela ilay izy kanefa mbola manao foana ilay olona dia miverina indray ilay ratra nataon'ilay olona aminao avy eo,mamela hianao mamela kanefa mamerina ny ataony ihany ilay olona
misy fotoana angamba kosa e sa ?
eny na iza na iza no mangataka famelankelo ka amin'ny fony tokoa no anaovany izany fa tsy routine ( eo amin'ny molotra )fotsiny dia avelana na satana aza
Ny fanontaniana tsara apetraka izany dia ny hoe tokony hisy fetrany ve ny famelankeloka? Izay indray mitarika amin'ny hoe ahoana ny fameraka azy, izay inoako fa miankina amin'ny situation sy ny tsirairay sns angamba. Ny fisin'izany fetra izany anefa tsy mifanohitra amin'ny Baiboly mihitsy ary ny famelankeloka akory tsy afaka hametra ny fisian'ny ady sns. Ohatra koa hoe mety ho avelan'Atra ve ny helik'i Satana raha mifona izy?!
17. ngovitra
(
28/01/2011 16:16)
lagoon:
Raha ny zanakao no vetavetain'ny sasany dia novonoiny avy eo.ho mora sa ho sarotra aminao ny mamela ireo jiolahy raha toa ka nifona taminao izy ireo?
Io famelan-keloka io dia ny fivavahana kristianina izay tena namono olona maro indrindra teto an-tany ny nitondra an'io.
Ry zalahy mamono,manandevo,manjanaka ary mbola mitohy izany dia ny mainty kely sy ireo voazanaka no asaina mivavaka sy asainy mamela heloka!!!ESCLAVAGE MENTAL be io resaka famelan-keloka io!!!
Loi de la talion ihany no ady eo!
Misy marina ny lazainao hoe ny kristianisme ihany no tena mi-insiste @ io famelan-keloka io, marina koa fa sarotra ny famelan-keloka ary tena sarotra, za kosa nefa te hilaza aminao fa:
- amiko misy continuité ny fiainana an-tany sy an-danitra, raha mino ny fisiany ianao, zany hoe raha azo atao dia aleo alamina eto zay azo alamina
- asan'A/tra ary taratry ny maha-zanak'A/tra antsika ny famelantsika heloka satria nampianarin'i Jesoa teo ambony hazo fijaliana izany :"Avelao ny helony fa tsy fantany zay atao*y"
* za aloha, na ny ankohonako, dia mbola tsy niharan-javatra ratsy hoe ankahalana olona atr@ fifofona ny ainy e! mety amaivaniko le hevitrao hoe LOI du talion ihany.