AFABARAKA AFABARAKA
1. locl
(
23/10/2010 17:49)
Za moa efa niteny hoe nanomboka ny cérémonie Francophonie eto Suisse, androany Jounal Télé Suisse Romande 19h30 izay mijery ao aminy site tsr journal 19h30.
Reportage Rajemison nanatrika ny cérémonie d'ouverture:
*Tsy nahazo nandeha taminy tapis rouge pour les invités
*prié de partir après le discours
*mauvais exemple pour les pays francophones
*plaque Madagascar tsy natsangana toy ny any pays rehetra
*chaise vide pour les délégation Malagasy
TSY TENENINA INTSONY LE COMMENTAIRE JOURNALISTE SUISSE
TENA AFABARAKA ISIKA AMIN'ITY HAT ITY
TOKONY ALEFA ANY MADAGASCAR IO REPORTAGE IO
ito ny site hijerevanareo ny journal 23/10/10 à 19h30, www.tsr.ch

novalian'i itaramasoandro ny 24/10/2010 05:07
2. ziva6
(
23/10/2010 18:32)
aleo halainy baraka any mihitsy io sommet de la Francophonie io no tokony natao tany Madagascar fa noho ny hakeliny sainy radomelina mianakavy d natao any Suisse, d mbola misy sahy mitonatonana ihany.
3. Noue
(
23/10/2010 19:39)
zany no alehany rehefa SANS QUALITé ee !!! ça lui colle à la peau jusqu'à sa mort !!! Tsy adalan'ny olona anie no nilazana azy oe sans qualité eee !!!
4. andrywui
(
23/10/2010 20:32)
eny oa ry noue..!!! tena sans qualité , kelifingotra , bitrolahy manala-baraka , kàkàkloty ,tsisy saina TGV mi déraillé paty lavasofina lavanify le adala lahy io oo??
5. itaramasoandro
(
24/10/2010 05:07)
aleo ahita tsikelikely, mba hivereno anie ilay horonantsary ka diniho ny endrik'i sarko e ...
itaramasoandro 8)
itaramasoandro 8)