isika vehivavy, ho antsika vehivavy !

1. ninikel ( 21/10/2010 14:36)
Tokony ho malina ihany isika, fa ilaina ihany isika vehivavy mba manaja tena rehefa miditra amin'itony site na forum sy ny serasera itony ka vao miditra dia maka sy mandray ny toerana tokony hisy ny tenantsika ka hametrahana ny mety amintsika, fa misy dia misy tokoa ny faly ny hanala baraka sy hilalao anao ny olona sasany na ny antokon'olona sasany amin'itony site itony e ka vao misy zavatra iray fantany momba ny tena dia alefany foana ny azy ny hanala-baraka ny tena , tsy eto ihany no ilazako izany fa amin'ireny site sy forum rehetra maniry etsy sy eroa ireny ,fa trangan-javatra efa mateti-piseho amin'ireny forum isankarazany sy site be dia be ireny izany zavatra izany ka tsara dinihitsika vehivavy ihany satria isika tsy dia mahazaka loatra ny zavatra mahakasika antsika ka fantatr'olona ary tanisain'olona eto ,dia mba diniho ihany re izany e
novalian'i cyril ny 06/11/2010 15:06
2. nannie ( 22/10/2010 05:25)
ie, fantaro rahateo koa fa misy ny atao hoe "réputation numérique", izany hoe ny "image"-nao virtuelle. Ohatran'ny image-nao réelle ihany, arakaraky ny fitondrantenanao e !
3. gratos ( 22/10/2010 16:31)
sali ninikel refa tsy hanaja tena ry ninikel de aleo ho itan'ny havany eo a
ra ny hadalanao ihany ve no hanaovan'ny olona anao tsy aleo hianao ahita ny tsy fahita eo ,hihihihi
ny olona mpiditriditra sy mpanao fika amin'itony efa betsaka izao no tokony hitandremana ee ny resaka sary zany aloha dia tena tandremo tsara tsy ho itan'ny olona fa ataon'ny olona sasany haratsian-toetra mihitsy anie raha azony ee,
ny fanafodiny dia ny manafina arak'izay azo atao ireo sarinao mba tsy ho itan'ny mpijirika sary (pirates des photos) ny momba anao ,fitandremana no atao be eee
4. nannie ( 23/10/2010 06:18)
Eny marina aloha
5. andrywui ( 23/10/2010 20:25)
mercie ninikel a !

tena misy ireo ramama mitapitapy kah ! mijoko "tsaiky tsotsany" ato fotsiny no atao de avieo mody tezitra be manangan'ady etsy sy eroa rehefa kobon'ny pokna le afera ! hon hon hon
merci nini namoaka an'io hevitra milay io a !.....
6. bonne ( 27/10/2010 13:05)
Tena marna zany letia a, refa tsy manaja tena de aleo ataon'ny bandy eo fa misy ange tena izy mitsy no mikoty lelahy ankolaka letia e, tsy fantany lay hoe lelhy alika kle, manaja tena oa nareo ramatoa fa nareo anie ka harary saina fotsiny eo e, fa ny bandy bandy ihany na de hanaovany teny mamy eo aza enao ry kala isany a, mba maontina oa
7. cyril ( 06/11/2010 15:06)
aiza less ka bandy mamon'ny maina ozy rawix zay no anatonana ilàna vanona lava eo le


ry lerony ane faly hanapetsa anareoeo ramatoa be isany fa mba fiére am taonanao ami fomba atao fa tsy mety aminao ato e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1521